1 ULB Niditra tao an-tsambokely Jesosy, niampita, ary tonga tao amin'ny tanànany. BSB BSB: Jesus got into a boat, crossed over, and came to His own town.
2 ULB Indro, nisy lehilahy mararin'ny paralysisa nandry teo am-pandriana noentin'izy ireo teo Aminy. Rehefa nahita ny finoan'izy ireo, dia hoy Jesosy tamin'ilay lehilahy mararin'ny paralesisa hoe: "Anaka, aoka ianao hifaly. Efa voavela ny helokao." BSB BSB: Just then some men brought to Him a paralytic lying on a mat. When Jesus saw their faith, He said to the paralytic, “Take courage, son; your sins are forgiven.”
3 ULB Indro, ny sasany tamin'ireo mpanora-dalàna nanao anakampo hoe: "Miteny ratsy io lehilahy io." BSB BSB: On seeing this, some of the scribes said to themselves, “This man is blaspheming!”
4 ULB Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'izy ireo ary niteny hoe: "Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? BSB BSB: But Jesus knew what they were thinking and said, “Why do you harbor evil in your hearts?
5 ULB Fa iza no moramora kokoa no miteny azy hoe: 'Voavela ny helokao,' sa ny miteny hoe: 'mitsangàna ka mandehana?' BSB BSB: Which is easier: to say, ‘Your sins are forgiven,’ or to say, ‘Get up and walk’?
6 ULB Fa mba ho fantatrareo fa ny zanak'olona dia manana fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany..." hoy Izy tamin'ilay mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangàna, batao ny fandrianao, ary mandehana any an-tranonao." BSB BSB: But so that you may know that the Son of Man has authority on earth to forgive sins...” Then He said to the paralytic, “Get up, pick up your mat, and go home.”
7 ULB Avy eo nitsangana ilay lehilahy ary nankany an-tranony. BSB BSB: And the man got up and went home.
8 ULB Rehefa nahita izany ny vaohaka, dia gaga izy ireo ary nidera an'Andriamanitra, izay nanome fahefana tahaka izany ho an'ny olona. BSB BSB: When the crowds saw this, they were filled with awe and glorified God, who had given such authority to men.
9 ULB Ary raha niala avy teo Jesosy, dia nahita lehilahy nantsoina hoe Matio Izy, izay nipetraka teo amin'ny lain'ny famorian-ketra. Hoy Izy taminy hoe: "Manaraha Ahy." Nitsangana izy ary nanaraka Azy. BSB BSB: As Jesus went on from there, He saw a man named Matthew sitting at the tax booth. “Follow Me,” He told him, and Matthew got up and followed Him.
10 ULB Ary raha nipetraka hihinana tao an-trano Jesosy, indro, mpamory hetra sy olona mpanota maro tonga ary niara-nihinana tamin'i Jesosy sy ireo mpianany. BSB BSB: Later, as Jesus was dining at Matthew’s house, many tax collectors and sinners came and ate with Him and His disciples.
11 ULB Rehefa nahita izany ireo fariseo, dia niteny tamin'ireo mpianany izy ireo hoe: "Nahoana ny mpampianatrareo no miara-mihinana amin'ny mpamory hetra sy ny olona mpanota?" BSB BSB: When the Pharisees saw this, they asked His disciples, “Why does your Teacher eat with tax collectors and sinners?”
12 ULB Rehefa nandre izany Jesosy, dia hoy Izy hoe: "Ny olona matanjaka ara-batana dia tsy mila mpitsabo, fa ireo izay marary ihany. BSB BSB: On hearing this, Jesus said, “It is not the healthy who need a doctor, but the sick.
13 ULB Tokony mandeha mianatra ianareo ny dikan'ny hoe: 'Famindram-po no iriako fa tsy sorona.' Fa tonga Aho, tsy hiantso ireo marina hibebaka, fa ireo mpanota." BSB BSB: But go and learn what this means: ‘I desire mercy, not sacrifice.’ For I have not come to call the righteous, but sinners.”
14 ULB Avy eo nanatona azy ireo mpianatr'i Jaona ka niteny hoe: "Nahoana izahay sy ireo fariseo no mifady hanina matetika, fa ireo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" BSB BSB: Then John’s disciples came to Jesus and asked, “Why is it that we and the Pharisees fast so often, but Your disciples do not fast?”
15 ULB Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Mety alahelo ve ireo havan'ny mpampakatra, raha mbola miaraka eo amin'izy ireo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra eo amin'izy ireo, dia amin'izay izy ireo vao hifady hanina. BSB BSB: Jesus replied, “How can the guests of the bridegroom mourn while He is with them? But the time will come when the bridegroom will be taken from them; then they will fast.
16 ULB Tsy misy olona manampina akanjo tonta amin'ny tapa-damba vaovao, fa ny tampina handrovitra ny lamba, ary hisy tritra ratsy lavitra. BSB BSB: No one sews a patch of unshrunk cloth on an old garment. For the patch will pull away from the garment, and a worse tear will result.
17 ULB Tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta. Raha manao izany izy ireo, dia ho triatra ny siny hoditra, ho raraka ny divay ary ho potika ny siny hoditra. Fa kosa, manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra vaovao izy ireo, ary ho voatahiry izy roa." BSB BSB: Neither do men pour new wine into old wineskins. If they do, the skins will burst, the wine will spill, and the wineskins will be ruined. Instead, they pour new wine into new wineskins, and both are preserved.”
18 ULB Raha mbola niteny ireo zavatra ireo tamin'izy ireo Jesosy, dia indro, nisy manam-pahefana anankiray tonga ka niankohoka teo aminy. Niteny izy hoe: "Maty izao ankehitriny izao ny zanako vavy, fa tongava ary apetraho eo aminy ny tananao, dia ho velona izy." BSB BSB: While Jesus was saying these things, a synagogue leader came and knelt before Him. “My daughter has just died,” he said. “But come and place Your hand on her, and she will live.”
19 ULB Avy eo nitsangana Jesosy ary nanaraka azy, dia nanao toy izany koa ireo mpianany. BSB BSB: So Jesus got up and went with him, along with His disciples.
20 ULB Indro, nisy vehivavy izay efa nandeha rà nandritra ny roa ambin'ny folo taona, nankao aorian'i Jesosy ary nikasika ny moron'akanjony. BSB BSB: Suddenly a woman who had suffered from bleeding for twelve years came up behind Him and touched the fringe of His cloak.
21 ULB Fa hoy izy tamin'ny tenany hoe: "Raha mahavoakasika ny lambany fotsiny aho, dia ho sitrana." BSB BSB: She said to herself, “If only I touch His cloak, I will be healed.”
22 ULB Fa nitodika Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: "Ry zanako vavy, mahereza; ny finoanao no nahasitrana anao." Ary sitrana ilay vehivavy nanomboka tamin'io ora io. BSB BSB: Jesus turned and saw her. “Take courage, daughter,” He said, “your faith has healed you.” And the woman was healed from that very hour.
23 ULB Rehefa tonga tany amin'ny tranon'ilay manam-pahefana Jesosy, dia nahita ireo mpitsoka sodina sy ireo vahoaka nitabataba be Izy. BSB BSB: When Jesus entered the house of the synagogue leader, He saw the flute players and the noisy crowd.
24 ULB Dia hoy Izy hoe: "Mandehana, fa tsy maty ilay zazavavy, fa matory izy." Fa nihomehy Azy tamin'ny fanesoana izy ireo. BSB BSB: “Go away,” He told them. “The girl is not dead, but asleep.” And they laughed at Him.
25 ULB Rehefa navoaka tany ivelany ny vaohaka, dia niditra tao an'efitra Izy ary nandray azy tamin'ny tanana, ary nitsangana ilay zazavavy. BSB BSB: After the crowd had been put outside, Jesus went in and took the girl by the hand, and she got up.
26 ULB Niely nanerana ny faritra rehetra ny vaovao momba izany. BSB BSB: And the news about this spread throughout that region.
27 ULB Ary raha niala teo Jesosy, dia nisy jamba roa lahy nanaraka Azy. Tsy nitsahatra niantso izy ireo sady niteny hoe: "Mamindrà fo aminay, ry zanak'i Davida!" BSB BSB: As Jesus went on from there, two blind men followed Him, crying out, “Have mercy on us, Son of David!”
28 ULB Rehefa tonga tao an-trano Jesosy, dia nanatona Azy ireo lehilahy jamba. Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Mino ve ianareo fa mahay manao izany Aho?" Dia hoy izy ireo taminy hoe: "Eny, Tompo." BSB BSB: After Jesus had entered the house, the blind men came to Him. “Do you believe that I am able to do this?” He asked. “Yes, Lord,” they answered.
29 ULB Avy eo nokasihan'i Jesosy ny mason'izy ireo ary niteny hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finoanareo anie izany," BSB BSB: Then He touched their eyes and said, “According to your faith will it be done to you.”
30 ULB ary nahiratra ny mason'izy ireo. Avy eo Jesosy nandidy mafy azy ireo ary niteny hoe: "Aoka mba tsy hisy olona ahafantatra momba izao." BSB BSB: And their eyes were opened. Jesus warned them sternly, “See that no one finds out about this!”
31 ULB Fa nandeha ireo roa lahy ka nampiely ny vaovao momba izany nanerina izany faritra izany. BSB BSB: But they went out and spread the news about Him throughout the land.
32 ULB Ary raha nandeha ireo roa lahy, dia indro, nisy lehilahy moana nitoeran'ny demonia noentina teo amin'i Jesosy. BSB BSB: As they were leaving, a demon-possessed man who was mute was brought to Jesus.
33 ULB Ary rehefa navoaka ilay demonia, dia niteny ilay lehilahy moana. Gaga ny vahoaka ka niteny hoe: "Tsy mbola fahita hatrizay tamin'Isiraely izao!" BSB BSB: And when the demon had been driven out, the man began to speak. The crowds were amazed and said, “Nothing like this has ever been seen in Israel!”
34 ULB Fa hoy ireo fariseo hoe: "Tamin'ny fanapahan'ireo demonia, no namoahany ireo demonia." BSB BSB: But the Pharisees said, “It is by the prince of demons that He drives out demons.”
35 ULB Nandeha nitety ireo tanàn-dehibe sy ireo vohitra rehetra Jesosy. Nanohy nampianatra tany amin'ireo synagogan'izy ireo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nanasitrana ireo karazan'aretina rehetra sy ireo karazana fahararina rehetra. BSB BSB: Jesus went through all the towns and villages, teaching in their synagogues, preaching the gospel of the kingdom, and healing every disease and sickness.
36 ULB Rehefa nahita ireo vahoaka Izy, dia nanana fangoraham-po tamin'ireo, satria niahiahy sy kivy izy ireo. Tahaka ny ondry tsy misy mpiandry izy ireo. BSB BSB: When He saw the crowds, He was moved with compassion for them, because they were harassed and helpless, like sheep without a shepherd.
37 ULB Dia hoy izy tamin'ireo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa ireo mpiasa no vitsy. BSB BSB: Then He said to His disciples, “The harvest is plentiful, but the workers are few.
38 ULB Noho izany mivavaha faingana amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa eny amin'ny vokatrany." BSB BSB: Ask the Lord of the harvest, therefore, to send out workers into His harvest.”