1 ULB Ankehitriny miaraha tonga ao amin'ny filaharan'ady, ry zanakavavin'ireo miaramila; efa nametraka tovon-tany manodidina ny tanàna ireo miaramila, amin'ny tsora-kazo no hamelezany ny mpitsaran'ny Israely eo amin'ny takolany. BSB BSB: Now, O daughter of troops, mobilize your troops; for a siege is laid against us! With a rod they will strike the cheek of the judge of Israel.
3 ULB Noho izany dia hahafoy azy ireo Andriamanitra, hatramin'ny fotoana hitrotroan'izay mihetsi-jaza zazakely, ary ny tavela amin'ireo anadahiny dia hiverina any amin'ny vahoakan'Israely. BSB BSB: Therefore Israel will be abandoned until she who is in labor has given birth; then the rest of His brothers will return to the children of Israel.
4 ULB Hijoro Izy ary hiandry ny ondry aman'osiny amin'ny herin'i Yaveh, amin'ny voninahitry ny anaran'i Yaveh Andriamaniny. Hitoetra izy ireo, ary satria ho lehibe hatrany amin'ny faran'ny tany Izy. BSB BSB: He will stand and shepherd His flock in the strength of the LORD, in the majestic name of the LORD His God. And they will dwell securely, for then His greatness will extend to the ends of the earth.
5 ULB Ho fiadanantsika Izy. Rehefa tonga ao amin'ny tanintsika ireo Asyriana, rehefa manao diabe hanohitra ireo fiarovana mafintsika izy ireo, dia hitsangana hanohitra azy ireo amin'ny mpiandry ondry fito sy mpitarika valo amin'ireo olona isika. BSB BSB: And He will be our peace when Assyria invades our land and tramples our citadels. We will raise against it seven shepherds, even eight leaders of men.
6 ULB Hiandry ny tanin'ny Asyria amin-tsabatra izy ireo, ary eo fidirana ao amin'izany ny tanin'i Nimroda. Hanavotra antsika amin'ny Asyriana Izy, rehefa tonga ao amin'ny tanintsika izy ireo, rehefa manao diabe anatin'ny faritanintsika izy ireo. BSB BSB: And they will rule the land of Assyria with the sword, and the land of Nimrod with the blade drawn. So He will deliver us when Assyria invades our land and marches into our borders.
7 ULB Ny sisa tavela amin'i Jakoba dia ho eo afovoan'ireo vahoaka maro, tahaka ny ando avy amin'i Yaveh, tahaka ny ranon'orana eo amin'ny ahi-maitso, izay tsy miandry olona, ary tsy miandry ny zanak'olombelona izy ireo. BSB BSB: Then the remnant of Jacob will be in the midst of many peoples like dew from the LORD, like showers on the grass, which do not wait for man or linger for mankind.
8 ULB Ny sisa tavela amin'i Jakoba dia ho eo amin'ireo firenena, eo amin'ireo vahoaka maro, tahaka ny liona eo amin'ireo biby any an'ala, tahaka ny liona tanora eo amin'ireo andian'ondry. Rehefa mamakivaky eo amin'ireo izy, dia hanosihosy ireo sy hamotipotika ireo, ary tsy hisy olona hamonjy azy ireo. BSB BSB: Then the remnant of Jacob will be among the nations, in the midst of many peoples, like a lion among the beasts of the forest, like a young lion among flocks of sheep, which tramples and tears as it passes through, with no one to rescue them.
9 ULB Hisandratra hamely ireo fahavalonao ny tananao, ka hamotika azy ireo izany. BSB BSB: Your hand will be lifted over your foes, and all your enemies will be cut off.
10 ULB "Izao no hitranga amin'izany andro izany" hoy Yaveh "Hovonoiko eo aminao ireo soavalinao ary hopotehiko ireo kalesinao. BSB BSB: “In that day,” declares the LORD, “I will remove your horses from among you and wreck your chariots.
11 ULB Horavàko ireo tanàna ao amin'ny taninao ary harodako ny mandanao rehetra. BSB BSB: I will remove the cities of your land and tear down all your strongholds.
12 ULB Hopotehiko ny sikidy eo an-tananao, ary tsy hanana mpisikidy intsony ianao. BSB BSB: I will cut the sorceries from your hand, and you will have no fortune-tellers.
13 ULB Hopotehiko ireo sary sokitrao sy ireo tsangam-batonao eo aminao. Tsy hanompo ny asa-tananao intsony ianao. BSB BSB: I will also cut off the carved images and sacred pillars from among you, so that you will no longer bow down to the work of your own hands.
14 ULB Hofongoriko eo aminao ireo baon'aserahanao, ary horavàko ireo tanànanao. BSB BSB: I will root out the Asherah poles from your midst and demolish your cities.
15 ULB Hanatanteraka valifaty amim-pahatezerana sy fahavinirana eo amin'ireo firenena izay tsy nankatò Aho." BSB BSB: I will take vengeance in anger and wrath upon the nations that have not obeyed Me.”