1 ULB Ao amin'ireo antontan-taratasy voatombo-kase i Nehemia, governora, zanaka lahin'i Hakalia Zedekia, BSB BSB: Now these were the ones who sealed the document: Nehemiah the governor, son of Hacaliah, and also Zedekiah,
2 ULB Seraia, Azaria, Jeremia, BSB BSB: Seraiah, Azariah, Jeremiah,
3 ULB Pasora, Amaria, Malkia, BSB BSB: Pashhur, Amariah, Malchijah,
4 ULB Hatosy, Sebania, Maloka, BSB BSB: Hattush, Shebaniah, Malluch,
5 ULB Harima, Meremota, Obadia, BSB BSB: Harim, Meremoth, Obadiah,
6 ULB Daniela, Ginetona, Baroka, BSB BSB: Daniel, Ginnethon, Baruch,
7 ULB Mesolama, Abia, Miamina, BSB BSB: Meshullam, Abijah, Mijamin,
8 ULB Mazia, Bilgay, ary Semaia. Ireo no mpisorona. BSB BSB: Maaziah, Bilgai, and Shemaiah. These were the priests.
9 ULB Ireo Levita dia: Jesoa zanaka lahin'i Azania, Binoy avy amin'ny fianakavian'i Henadada, Kadmiela, BSB BSB: The Levites: Jeshua son of Azaniah, Binnui of the sons of Henadad, Kadmiel,
10 ULB ary ireo Levita namany dia i Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana, BSB BSB: and their associates: Shebaniah, Hodiah, Kelita, Pelaiah, Hanan,
11 ULB Mika, Rehoba, Hasabia, BSB BSB: Mica, Rehob, Hashabiah,
12 ULB Zakora, Serebia, Sebania, BSB BSB: Zaccur, Sherebiah, Shebaniah,
13 ULB Hodia, Bany ary Benino. BSB BSB: Hodiah, Bani, and Beninu.
14 ULB Ireo mpitarika ny olona dia: Parosy, Pahata-moaba, Elama, Zato, Bany, BSB BSB: And the leaders of the people: Parosh, Pahath-moab, Elam, Zattu, Bani,
15 ULB Bony, Azgada, Bebay, BSB BSB: Bunni, Azgad, Bebai,
16 ULB Adonia, Bigvay, Adina, BSB BSB: Adonijah, Bigvai, Adin,
17 ULB Atera, Hezekia, Azora, BSB BSB: Ater, Hezekiah, Azzur,
18 ULB Hodia, Hasoma, Bezay, BSB BSB: Hodiah, Hashum, Bezai,
19 ULB Harifa, Anatota, Nebay, BSB BSB: Hariph, Anathoth, Nebai,
20 ULB Magpiasy, Mesolama, Hezira, BSB BSB: Magpiash, Meshullam, Hezir,
21 ULB Mesezabela, Zadoka, Jadoa, BSB BSB: Meshezabel, Zadok, Jaddua,
22 ULB Pelatia, Hanana, Anaia, BSB BSB: Pelatiah, Hanan, Anaiah,
23 ULB Hosea, Hanania, Hasoba, BSB BSB: Hoshea, Hananiah, Hasshub,
24 ULB Halohesy, Pila, Sobeka, BSB BSB: Hallohesh, Pilha, Shobek,
25 ULB Rehoma, Hasabna, Mahaseia, BSB BSB: Rehum, Hashabnah, Maaseiah,
26 ULB Ahia, Hanana, Anana, BSB BSB: Ahijah, Hanan, Anan,
27 ULB Maloka, Harima, ary Bana. BSB BSB: Malluch, Harim, and Baanah.
28 ULB Fa ny olona sisa, izay mpisorona, Levita, mpiandry vavahady, mpihira, mpanompon'ny tempoly, sy ny rehetra izay nanasaraka ny tenany tamin'ireo olona teo amin'ny tany manodidina sy nanokan-tena ho an'ny lalàn'Andriamanitra, anisan'izany ireo vadiny, ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy, ireo rehetra manam-pahalalana sy fahazavan-tsaina, BSB BSB: “The rest of the people—the priests, Levites, gatekeepers, singers, temple servants, and all who had separated themselves from the people of the land to obey the Law of God—along with their wives and all their sons and daughters who are able to understand,
29 ULB niara-nitambatra tamin'ireo rahalahiny, ireo olona ambony izy ireo, ary namatotra ny tenany tamin'ny ozona sy ny fianianana ny handeha amin'ny lalàn'Andriamanitra, izay nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra, ary mba handinika sy hankato ny didin'i Yaveh Tompontsika sy ny fitsipiny ary ireo lalàny rehetra. BSB BSB: hereby join with their noble brothers and commit themselves with a sworn oath to follow the Law of God given through His servant Moses and to obey carefully all the commandments, ordinances, and statutes of the LORD our Lord.
30 ULB Nianiana izahay fa tsy hanome ny zanakay vavy ho an'ny mponin'ny tany na haka ny zanak'izy ireo vavy ho an'ny zanakay lahy. BSB BSB: We will not give our daughters in marriage to the people of the land, and we will not take their daughters for our sons.
31 ULB Nianiana ihany koa izahay fa raha mitondra entam-barotra na mety ho vary hamidy ireo mponin'ny tany amin'ny andro Sabata, dia tsy hividy amin'izy ireo amin'ny andro Sabata na amin'izay andro masina izahay. Isaky ny fito taona no hampakanay aina ny taninay, ary ho foananay ireo trosa rehetra izay nifanarahanay tamin'ireo Jiosy hafa. BSB BSB: When the people of the land bring merchandise or any kind of grain to sell on the Sabbath day, we will not buy from them on a Sabbath or holy day. Every seventh year we will let the fields lie fallow and will cancel every debt.
32 ULB Ekenay ny fandidiana ny hanomezana ny ampahatelon-tsekely isan-taona ho an'ny fanompoana ny tranon'ny Andriamanitray, BSB BSB: We also place ourselves under the obligation to contribute a third of a shekel yearly for the service of the house of our God:
33 ULB ho famatsiana ho an'ny mofon'ny fanatrehana, sy ho an'ny fanatitra hohanina tsy tapaka, ny fanatitra dorana amin'ny andro Sabata, ireo fetin'ny voaloham-bolana sy ireo andro firavoravoana voatondro, sy ho an'ireo fanatitra masina, sy ho an'ireo fanatitra nohon'ny fahotana ho fanavotana ho an'ny Israely, mbamin'izay rehetra asa ho an'ny tranon'ny Andriamanitray. BSB BSB: for the showbread, for the regular grain offerings and burnt offerings, for the Sabbath offerings, for the New Moons and appointed feasts, for the holy offerings, for the sin offerings to make atonement for Israel, and for all the duties of the house of our God.
34 ULB Nanao filokana ho an'ny fanatitra kitay ireo mpisorona, ireo Levita, sy ny vahoaka. Ireo filokana no hifidy ny amin'izay fianakavianay hitondra ny kitay ho ao an-tranon'ny Andriamanitray amin'ny fotoana voatondro isan-taona, mba ho dorana eo amin'ny alitaran'i Yaveh Andriamanitray, araka izay voasoratra ao amin'ny lalàna. BSB BSB: We have cast lots among the priests, Levites, and people for the donation of wood by our families at the appointed times each year. They are to bring it to the house of our God to burn on the altar of the LORD our God, as it is written in the Law.
35 ULB Nianiana ny hitondra ireo voaloham-bokatra izay maniry avy amin'ny taninay, sy ireo voaloham-bokatry ny hazo rehetra isan-taona ao an-tranon'i Yaveh izahay. BSB BSB: We will also bring the firstfruits of our land and of every fruit tree to the house of the LORD year by year.
36 ULB Araka izay voasoratra ao amin'ny lalàna, nianiana ny hitondra ny voalohan-terak'ireo zanakay lahy sy ireo omby sy ny ondry aman'osinay ao an-tranon'Andriamanitra sy ho eo amin'ireo mpisorona izay manompo ao izaha. BSB BSB: And we will bring the firstborn of our sons and our livestock, as it is written in the Law, and will bring the firstborn of our herds and flocks to the house of our God, to the priests who minister in the house of our God.
37 ULB Ho entinay ny voalohan-kobanay sy ny fanatitra hohanina, ary ny voan'ny hazo rehetra, sy ny divay vaovao ary ny diloilo izay entina eo amin'ireo mpisorona, ho any amin'ny efitra fitehirizan'ny tranon'ny Andriamanitray. Ho entinay eo amin'ireo Levita ireo ampahafolon'ny avy amin'ny taninay satria ireo Levita dia manangona ny ampahafolon-karena eo amin'ireo renivohitra rehetra izay hiasanay. BSB BSB: Moreover, we will bring to the priests at the storerooms of the house of our God the firstfruits of our dough, of our grain offerings, of the fruit of all our trees, and of our new wine and oil. A tenth of our produce belongs to the Levites, so that they shall receive tithes in all the towns where we labor.
38 ULB Tsy maintsy misy mpisorona, taranak'i Arona miaraka amin'ireo Levita rehefa mandray ny ampahafolon-karena izy ireo. Ireo Levita dia tsy maintsy mitondra ny ampahafolo amin'ny ampahafolon-karena ho ao amin'ny tranon'ny Andriamanitray ho any amin'ny efitra fitehirizan'ny fandatsahan-drakitra. BSB BSB: A priest of Aaron’s line is to accompany the Levites when they collect the tenth, and the Levites are to bring a tenth of these tithes to the storerooms of the treasury in the house of our God.
39 ULB Ny olon'Israely sy ireo taranak'i Levy no mitondra ireo fandraisana anjara amin'ny vary, divay vaovao, ary diloilo any amin'ny efitra fitehirizana izay hitehirizana ny zavatra masina sy izay hanompoan'ny mpisorona, sy ireo mpiandry vavahady, ary hitoeran'ireo mpihira. Tsy ho ataonay antsirambina ny tranon'ny Andriamanitray. BSB BSB: For the Israelites and the Levites are to bring the contributions of grain, new wine, and oil to the storerooms where the articles of the sanctuary are kept and where the ministering priests, the gatekeepers, and the singers stay. Thus we will not neglect the house of our God.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.