1 ULB Nitoetra tany Jerosalema ireo mpitarika ny vahoaka, ary ny vahoaka ambiny dia nanao filokana mba hitondrana ny iray amin'ireo folo hitoetra any Jerosalema, ilay tanàna masina, ary ireo sivy hafa nitoetra tany amin'ireo tanàna hafa. BSB BSB: Now the leaders of the people settled in Jerusalem, and the rest of the people cast lots to bring one out of ten to live in the holy city of Jerusalem, while the remaining nine were to dwell in their own towns.
2 ULB Avy eo ny vahoaka nitso-drano ireo rehetra izay nanolo-tena an-tsitrapo ny honina any Jerosalema. BSB BSB: And the people blessed all the men who volunteered to live in Jerusalem.
3 ULB Ireo dia manam-boninahitry ny faritany izay nipetraka tany Jerosalema. Kanefa, dia nitoetra tany amin'ny taniny avy ny olona tany amin'ny tanàn'ny Joda, anisan'izany ny sasany amin'ireo Israelita, ireo mpisorona, ireo Levita, ireo mpanompon'ny tempoly, ary ireo taranaky ny mpanompon'i Solomona. BSB BSB: These are the heads of the provinces who settled in Jerusalem. (In the villages of Judah, however, each lived on his own property in their towns—the Israelites, priests, Levites, temple servants, and descendants of Solomon’s servants—
4 ULB Tany Jerosalema no nitoeran'ny sasany tamin'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Benjamina. Ireo vahoaka avy amin'ny taranak'i Joda dia ahitana an'i: Ataia zanaka lahin'i Ozia zanaka lahin'i Zakaria zanaka lahin'i Amaria zanaka lahin'i Sefatia zanaka lahin'i Mahalila, ilay taranak'i Fareza. BSB BSB: while some of the descendants of Judah and Benjamin settled in Jerusalem.) From the descendants of Judah: Athaiah son of Uzziah, the son of Zechariah, the son of Amariah, the son of Shephatiah, the son of Mahalalel, a descendant of Perez;
5 ULB Tao i Maseia zanaka lahin'i Baroka zanaka lahin'i Kola Azeha zanaka lahin'i Hazaia zanaka lahin'i Adaia zanaka lahin'i Joiariba zanaka lahin'i Zakaria, zanaka lahin'ny Silonita. BSB BSB: and Maaseiah son of Baruch, the son of Col-hozeh, the son of Hazaiah, the son of Adaiah, the son of Joiarib, the son of Zechariah, a descendant of Shelah.
6 ULB Ireo zanaka lahin'i Fareza rehetra izay nitoetra tany Jerosalema dia 468. Izy ireo dia lehilahy miavaka. BSB BSB: The descendants of Perez who settled in Jerusalem totaled 468 men of valor.
7 ULB Ireto avy ireo taranak'i Benjamina: Salo zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Joeda zanaka lahin'i Pedaia zanaka lahin'i Kolaia zanaka lahin'i Maseia zanaka lahin'i Itiela zanaka lahin'i Jesaia, BSB BSB: From the descendants of Benjamin: Sallu son of Meshullam, the son of Joed, the son of Pedaiah, the son of Kolaiah, the son of Maaseiah, the son of Ithiel, the son of Jeshaiah;
8 ULB ary ireo manaraka azy, dia Gabay sy Salay, lehilahy 928. BSB BSB: and his followers Gabbai and Sallai—928 men.
9 ULB Joela zanaka lahin'i Zisria no mpiandraikitr'izy ireo, ary Joda zanaka lahin'i Hasenoa dia faharoa amin'ny fibaikona eo amin'ny tanàna. BSB BSB: Joel son of Zichri was the officer over them, and Judah son of Hassenuah was over the Second District of the city.
10 ULB Avy amin'ireo mpisorona: Jedaia zanaka lahin'i Joariba, Jakina, BSB BSB: From the priests: Jedaiah son of Joiarib; Jachin;
11 ULB Seraia zanaka lahin'i Hilkia, zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Zadoka zanaka lahin'i Meraiota zanaka lahin'i Ahitoba, lehiben'ny manam-pahefan'ny tranon'Andriamanitra, BSB BSB: Seraiah son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, the chief official of the house of God;
12 ULB ary ireo rahalahin'izy ireo izay nanao ny asa ao amin'ny trano, lehilahy 822, miaraka Adaia zanaka lahin'i Jeroama zanaka lahin'i Pelaia zanaka lahin'i Amzi zanaka lahin'i Zakaria zanaka lahin'i Pasora zanaka lahin'i Malkia. BSB BSB: and their associates who did the work at the temple—822 men; Adaiah son of Jeroham, the son of Pelaliah, the son of Amzi, the son of Zechariah, the son of Pashhur, the son of Malchijah;
13 ULB Ireo rahalahiny dia ireo lohan'ireo foko, lehilahy 242; Amasay zanaka lahin'i Azarela zanaka lahin'i Ahazay zanaka lahin'i Mesilemota zanaka lahin'i Imera, BSB BSB: and his associates, the leaders of families—242 men; Amashai son of Azarel, the son of Ahzai, the son of Meshillemoth, the son of Immer;
14 ULB ary ireo rahalahiny, lehilahy mahery fo amin'ny ady 128; ireo mpiandraikiny dia i Zabdiela zanaka lahin'i Hagedolima. BSB BSB: and his associates—128 mighty men of valor. Zabdiel son of Haggedolim was their overseer.
15 ULB Avy amin'ireo Levita dia: i Semaia zanaka lahin'i Hasoba zanaka lahin'i Azrikama zanaka lahin'i Hasabia zanaka lahin'i Bony, BSB BSB: From the Levites: Shemaiah son of Hasshub, the son of Azrikam, the son of Hashabiah, the son of Bunni;
16 ULB ary Sabetay sy Jozabada, izay avy tamin'ny mpitarik'ireo Levita, izay misahana ny asa ivelan'ny tranon'Andriamanitra. BSB BSB: Shabbethai and Jozabad, two leaders of the Levites, who supervised the work outside the house of God;
17 ULB Ary Matania zanaka lahin'i Mika zanaka lahin'i Zabdy, ilay taranak'i Asafa, ilay lehibe izay nanomboka ny fanoloram-pisaorana tamin'ny vavaka, ary Bakbokia, faharoa amin'ireo rahalahiny, ary Abda zanaka lahin'i Samoa zanaka lahin'i Galala zanaka lahin'i Jedotona. BSB BSB: Mattaniah son of Mica, the son of Zabdi, the son of Asaph, who led in thanksgiving and prayer; Bakbukiah, second among his associates; and Abda son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun.
18 ULB Ny Levita rehetra tao amin'ny tanàna masina dia niisa 284. BSB BSB: The Levites in the holy city totaled 284.
19 ULB Ireo mpiambina vavahady dia: i Akoba, Talmona, ary ireo namany, izay nanara-maso ireo vavahady, lehilahy 172. BSB BSB: And the gatekeepers: Akkub, Talmon, and their associates, who kept watch at the gates—172 men.
20 ULB Ny Israely ambiny sy ireo mpisorona ary ireo Levita izay tao amin'ireo tanànan'i Joda rehetra. Ny tsirairay nitoetra tao amin'ny lovan-taniny avy. BSB BSB: The rest of the Israelites, with the priests and Levites, were in all the villages of Judah, each on his own inheritance.
21 ULB Ireo mpiasan'ny tempoly nitoetra tany Ofela, ary Ziha sy Gispa nisahana azy ireo. BSB BSB: The temple servants lived on the hill of Ophel, with Ziha and Gishpa over them.
22 ULB Ny lehiben'ny manam-boninahitra teo amin'ireo Levita tany Jerosalema dia i Ozy zanaka lahin'i Bany zanaka lahin'i Hasabiaha zanaka lahin'i Mataniaha zanaka lahin'i Mika, tamin'ny taranak'i Asafa, mpihira tamin'ny asa tao amin'ny tranon'Andriamanitra. BSB BSB: Now the overseer of the Levites in Jerusalem was Uzzi son of Bani, the son of Hashabiah, the son of Mattaniah, the son of Mica. He was one of Asaph’s descendants, who were the singers in charge of the service of the house of God.
23 ULB Teo ambanin'ny baiko avy amin'ny mpanjaka izy ireo, ary ireo baiko entitra no nomena ireo mpihira araka ny notakiana isan'andro. BSB BSB: For there was a command from the king concerning the singers, an ordinance regulating their daily activities.
24 ULB Avy eo Petaia zanaka lahin'i Mesezabela, taranak'i Zera zanaka lahin'i Joda, dia teo anilan'ny mpanjaka tamin'ireo zavatra rehetra mahakasika ny vahoaka. BSB BSB: Pethahiah son of Meshezabel, a descendant of Zerah son of Judah, was the king’s agent in every matter concerning the people.
25 ULB Raha ireo tanàna sy ireo sahan'izy ireo, ny sasany tamin'ny vahoakan'i Joda dia nitoetra tany Kiriata-Arba sy ireo tanànany, ary tany Dibona sy ireo tanànany, ary tany Jekabzela sy ireo tanànany, BSB BSB: As for the villages with their fields, some of the people of Judah lived in Kiriath-arba, Dibon, Jekabzeel, and their villages;
26 ULB ary tany Jesoa, Molada, Beti-Paleta, BSB BSB: in Jeshua, Moladah, and Beth-pelet;
27 ULB Hazarasoala, ary Biry-seba sy ireo tanànany. BSB BSB: in Hazar-shual; in Beersheba and its villages;
28 ULB Ny sasany tamin'ireo vahoakan'i Joda dia nitoetra tany Ziklagy, Mekona sy ireo tanànany, BSB BSB: in Ziklag; in Meconah and its villages;
29 ULB Enrimona, Zora, Jarmota, BSB BSB: in En-rimmon, Zorah, Jarmuth,
30 ULB Zanoa, Adolama, sy ny tanàn'ireo, ary tany Lakisa sahany ary Azeka sy ireo tanànany. Ka dia nitoertra avy tany Beri-sheba ka hatrany amin'ny lohasahan'i Hinoma izy ireo. BSB BSB: Zanoah, Adullam, and their villages; in Lachish and its fields; and in Azekah and its villages. So they settled from Beersheba all the way to the Valley of Hinnom.
31 ULB Nitoetra teo alohan'i Geba ihany koa ireo vahoakan'i Benjamina, tany Mikmasy sy Aia, tany Betela sy ireo tanànany, BSB BSB: The descendants of Benjamin from Geba lived in Michmash, Aija, and Bethel with its villages;
32 ULB tany Anatota, Noba, Anania, BSB BSB: in Anathoth, Nob, Ananiah,
33 ULB Hazora, Rama, Gitaima, BSB BSB: Hazor, Ramah, Gittaim,
34 ULB Hadida, Jeboima, Nebala, BSB BSB: Hadid, Zeboim, Neballat,
35 ULB Loda, ary Ono, ary ny lohasahan'ireo mpanao asa tanana. BSB BSB: Lod, and Ono; and in the Valley of the Craftsmen.
36 ULB Ny sasany amin'ireo Levita izay nitoetra tany Joda dia notendrena tamin'ny vahoakan'i Benjamina. BSB BSB: And some divisions of the Levites of Judah settled in Benjamin.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.