1 ULB Ireto avy ireo mpisorona sy ireo Levita izay niakatra niaraka tamin'i Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela sy niaraka tamin'i Jesoa: Seraia, Jeremia, Ezra, BSB BSB: Now these are the priests and Levites who went up with Zerubbabel son of Shealtiel and with Jeshua: Seraiah, Jeremiah, Ezra,
2 ULB Amaria, Maloka, Hatosy, BSB BSB: Amariah, Malluch, Hattush,
3 ULB Sekania, Rehoma, ary Meremota. BSB BSB: Shecaniah, Rehum, Meremoth,
4 ULB Nisy an' i Ido, Ginetoy, Abia, BSB BSB: Iddo, Ginnethon, Abijah,
5 ULB Miamina, Madia, Bilga, BSB BSB: Mijamin, Maadiah, Bilgah,
6 ULB Semaia, Joiariba, Jedaia, BSB BSB: Shemaiah, Joiarib, Jedaiah,
7 ULB Salo, Amoka, Hilkia, Jedaia. Ireo no mpitarika ireo mpisorona sy ireo mpiara-miasa amin'izy ireo tamin'ny andron'i Jesoa. BSB BSB: Sallu, Amok, Hilkiah, and Jedaiah. These were the leaders of the priests and their associates in the days of Jeshua.
8 ULB Ireo Levita dia Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda, ary Matania, izay nisahana ny hira fanomezam-pisaorana, miaraka amin'ireo mpiara-miasa aminy. BSB BSB: The Levites were Jeshua, Binnui, Kadmiel, Sherebiah, Judah, and Mattaniah, who, with his associates, led the songs of thanksgiving.
9 ULB Bakbokia sy Ono, ireo mpiara-miasa aminy, dia nijoro nanandrify azy ireo nandritra ny asa fanompoana. BSB BSB: Bakbukiah and Unni, their associates, stood across from them in the services.
10 ULB Jesoa no rain'i Joiakima, Joiakima niteraka an'i Eliasiba, Eliasiba niteraka an'i Joiada, BSB BSB: Jeshua was the father of Joiakim, Joiakim was the father of Eliashib, Eliashib was the father of Joiada,
11 ULB Joiada niteraka an'i Jonatana, Jonatana niteraka an'i Jadoa. BSB BSB: Joiada was the father of Jonathan, and Jonathan was the father of Jaddua.
12 ULB Tamin'ny andron'i Joiakima dia ireto avy no mpisorona, lohan'ireo fianakaviana: Meraia lohan'i Seraia, Hanania lohan'i Jeremia, BSB BSB: In the days of Joiakim, these were the heads of the priestly families: of the family of Seraiah, Meraiah; of Jeremiah, Hananiah;
13 ULB Mesolama lohan'i Ezra, Johanana lohan'i Amaria, BSB BSB: of Ezra, Meshullam; of Amariah, Jehohanan;
14 ULB Jonatana lohan'i Meliko, ary Josefa lohan'i Sebania. BSB BSB: of Malluchi, Jonathan; of Shebaniah, Joseph;
15 ULB Adna no lohan'i Harima, Helkay no lohan'i Meraiota, BSB BSB: of Harim, Adna; of Meraioth, Helkai;
16 ULB Zakaria no lohan'i Ido, Mesolama no lohan'i Ginetona, ary BSB BSB: of Iddo, Zechariah; of Ginnethon, Meshullam;
17 ULB Zikry no lohan'i Abia... an'i Miniamina. Piltahy no lohan'i Moadia. BSB BSB: of Abijah, Zichri; of Miniamin and of Moadiah, Piltai;
18 ULB Samoa no lohan'i Bilga, Jonatana no lohan'i Semaia, BSB BSB: of Bilgah, Shammua; of Shemaiah, Jonathan;
19 ULB Matenay no lohan'i Joariba, Ozy no lohan'i Jedaia, BSB BSB: of Joiarib, Mattenai; of Jedaiah, Uzzi;
20 ULB Kalay no lohan'i Salay, Ebera no lohan'i Amoka, BSB BSB: of Sallai, Kallai; of Amok, Eber;
21 ULB Hasabia no lohan'i Hilkia, ary Netanela no lohan'i Jedaia. BSB BSB: of Hilkiah, Hashabiah; and of Jedaiah, Nethanel.
22 ULB Tamin'ny andron'i Eliasiba, ireo Levita Eliasiba, Joiada, Johanana, ary Jadoa no noraketina an-tsoratra ho loham-pianakaviana, ary ireo mpisorona no noraketina an-tsoratra nandritra ny fanjakan'i Dariosy ilay Persiana. BSB BSB: In the days of Eliashib, Joiada, Johanan, and Jaddua, during the reign of Darius the Persian, the heads of the families of the Levites and priests were recorded. 23 ULB Ireo taranak'i Levy, ireo lohan'ny fianakaviany dia voarakitra an-tsoratra tao amin'ny bokin'ny tantara hatramin'ny andron'i Johanana zanaka lahin'i Eliasiba. BSB BSB: As for the descendants of Levi, the family heads up to the days of Johanan son of Eliashib were recorded in the Book of the Chronicles.
24 ULB Ireo lohan'ireo Levita dia Hasabia, Serebia, Jesoa zanaka lahin'i Kadmiela, niaraka tamin'ny mpiara-miasa amin'izy ireo, izay nijoro nanatrika azy ireo mba hanome fiderana sy hanome fisaorana, mifamaly ny isam-paritra, ho fankatoavana ny didin'i Davida, ilay lehilahin'Andriamanitra. BSB BSB: The leaders of the Levites were Hashabiah, Sherebiah, and Jeshua son of Kadmiel, along with their associates, who stood across from them to give praise and thanksgiving as one section alternated with the other, as prescribed by David the man of God.
25 ULB Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona, ary Akoba no mpiandry vavahady niambina teo amin'ny trano fitehirizana teo am-bavahady. BSB BSB: Mattaniah, Bakbukiah, Obadiah, Meshullam, Talmon, and Akkub were gatekeepers who guarded the storerooms at the gates.
26 ULB Nanompo tamin'ny andron'i Joiakima zanaka lahin'i Jesoa zanak'i Jozadaka, ary tamin'ny andron'i Nehemia ilay governora sy tamin'i Ezra mpisorona sy mpanora-dalàna izy ireo. BSB BSB: They served in the days of Joiakim son of Jeshua, the son of Jozadak, and in the days of Nehemiah the governor and Ezra the priest and scribe.
27 ULB Tamin'ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema, dia nitady ireo Levita tamin'izay rehetra nipetrahan'izy ireo ny vahoaka, hitondra azy ireo any Jerosalema mba hankalaza ny fanokanana am-pifaliana, amin'ny fanoloram-pisaorana ary hihira amin'ny kipantsona, valiha, ary amin'ny lokanga. BSB BSB: At the dedication of the wall of Jerusalem, the Levites were sought out from all their homes and brought to Jerusalem to celebrate the joyous dedication with thanksgiving and singing, accompanied by cymbals, harps, and lyres.
28 ULB Ireo mpiara-mihira dia niara-nivory isan-tokony nanodidina an'i Jerosalema sy avy amin'ireo tanàna any Netofatita. BSB BSB: The singers were also assembled from the region around Jerusalem, from the villages of the Netophathites,
29 ULB Avy any Beti-gilgala ihany koa izy ireo ary avy any amin'ireo sahan'i Geba ary Azmaveta, fa ireo mpihira dia efa nanamboatra zana-bohitra nanodidina an'i Jerosalema ho azy ireo. BSB BSB: from Beth-gilgal, and from the fields of Geba and Azmaveth, for they had built villages for themselves around Jerusalem.
30 ULB Avy eo ireo mpisorona sy ireo Levita dia nanadio ny tenan'izy ireo, ary avy eo nanadio ny vahoaka, ireo vavahady, ary ny manda. BSB BSB: After the priests and Levites had purified themselves, they purified the people, the gates, and the wall.
31 ULB Ary nampiakariko teny an-tampon'ny manda ireo lohan'i Joda, ary nanendry antokom-pihira lehibe roa izay nanome fisaorana aho. Ny iray dia nandeha tany ankavanan'ny manda nankeo amin'ny Vavahadin-Jezika. BSB BSB: Then I brought the leaders of Judah up on the wall, and I appointed two great thanksgiving choirs. One was to proceed along the top of the wall to the right, toward the Dung Gate.
32 ULB Hosaia sy ny antsasaky ny mpitarik'i Joda nanaraka azy ireo, BSB BSB: Hoshaiah and half the leaders of Judah followed,
33 ULB ary nanaraka azy ireo i Azaria, Ezra, Mesolama, BSB BSB: along with Azariah, Ezra, Meshullam,
34 ULB Joda, Benjamina, Semaia, Jeremia, BSB BSB: Judah, Benjamin, Shemaiah, Jeremiah,
35 ULB sy ny sasany tamin'ireo zanaka lahin'ny mpisorona niaraka tamin'ny trompetra, ary Zakaria zanaka lahin'i Jonatana zanak'i Semaia zanak'i Matania zanak'i Mikaia zanak'i Zakora zanak'i Asafa. BSB BSB: and some of the priests with trumpets, and also Zechariah son of Jonathan, the son of Shemaiah, the son of Mattaniah, the son of Micaiah, the son of Zaccur, the son of Asaph,
36 ULB Nisy an'ireo havan'i Zakaria ihany koa, dia Semaia, Azarela, Milalay, Gilalay, May, Netanela, Joda, Hanany, niaraka tamin'ireo zava-manenon'i Davida ilay lehilahin'Andriamanitra. Ezra mpanora-dalàna dia teo anoloan'izy ireo. BSB BSB: and his associates—Shemaiah, Azarel, Milalai, Gilalai, Maai, Nethanel, Judah, and Hanani—with the musical instruments prescribed by David the man of God. Ezra the scribe led the procession.
37 ULB Teo akaikin'ny Vavahadin-Doharano no niakatra nahitsy tamin'ny tohatra tao amin'ny tanànan'i Davida, tamin'ny zana-tohatra mankany amin'ny manda ambonin'ny lapan'i Davida, tany amin'ny Vavahadin-Drano eo atsinanana izy ireo. BSB BSB: At the Fountain Gate they went directly up the steps of the City of David on the ascent to the wall and passed above the house of David to the Water Gate on the east.
38 ULB Nandeha tamin'ny lalan-kafa ny antoko mpihiran'ireo izay nanome fisaorana. Nanaraka azy ireo teo amin'ny manda niaraka tamin'ny antsasaky ny vahoaka aho, ary teo ambonin'ny Tilikambon'ny Fatana, teo amin'ny Manda Lehibe, BSB BSB: The second thanksgiving choir proceeded to the left, and I followed it with half the people along the top of the wall, past the Tower of the Ovens to the Broad Wall,
39 ULB ary ambonin'ny Vavahadin'i Efraima, ary teo amin'ny Vavahady Taloha, ary teo amin'ny Vavahadin'ny Hazan-drano ary ny Tilikambon'i Hananela sy ny Tilikambon-Jato, teo amin'ny Vavahadin'ny Ondry, ary nijanona teo am-Bavahadin'ny Mpiambina izy ireo. BSB BSB: over the Gate of Ephraim, the Jeshanah Gate, the Fish Gate, the Tower of Hananel, and the Tower of the Hundred, as far as the Sheep Gate. And they stopped at the Gate of the Guard.
40 ULB Koa naka ny toeran'izy ireo tao an-tranon'Andriamanitra ireo antokom-pihira roan'ireo izay nanome fisaorana, ary naka ny toerako niaraka tamin'ny antsasaky ny manam-pahefana niaraka tamiko ihany koa aho. BSB BSB: The two thanksgiving choirs then stood in the house of God, as did I, along with the half of the officials accompanying me,
41 ULB Avy eo dia naka ny toerany ireo mpisorona: Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria, ary Hanania, mbamin'ireo trompetra, BSB BSB: as well as the priests with their trumpets—Eliakim, Maaseiah, Miniamin, Micaiah, Elioenai, Zechariah, and Hananiah—
42 ULB sy Mahaseia, Semaia, Eleazara, Ozy, Johanana, Malkia, Elama, sy Ezera ihany koa, ary ireo mpihira nanao izay handrenesana azy ireo ary Jizrahia no mpitarika azy ireo. BSB BSB: and also Maaseiah, Shemaiah, Eleazar, Uzzi, Jehohanan, Malchijah, Elam, and Ezer. Then the choirs sang out under the direction of Jezrahiah.
43 ULB Nanolotra sorona lehibe izy ireo tamin'izany andro izany, ary niravo, satria Andriamanitra nampiravo azy ireo tamim-pifaliana lehibe. Ireo vehivavy sy ankizy ihany koa dia nifaly. Koa re avy lavitra ny fifalian'i Jerosalema. BSB BSB: On that day they offered great sacrifices, rejoicing because God had given them great joy. The women and children also rejoiced, so that the joy of Jerusalem was heard from afar.
44 ULB Tamin'izany andro izany dia nisy ireo lehilahy notendrena hisahana ny trano fitehirizan-drakitra, ireo voaloham-bokatra, ary ny ampahafolon-karena, mba hanangona ny anjara takian'ny lalàna ho an'ireo mpisorona sy ho an'ireo Levita ao amin'ireo. Ny tsirairay dia notendrena mba hiasa ireo saha akaikin'ny renivohitra. Satria nifaly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nijoro teo anoloan'izy ireo i Joda. BSB BSB: And on that same day men were appointed over the rooms that housed the supplies, contributions, firstfruits, and tithes. The portions specified by the Law for the priests and Levites were gathered into these storerooms from the fields of the villages, because Judah rejoiced over the priests and Levites who were serving.
45 ULB Nanatanteraka ny asa ho an'ny Andriamanitr'izy ireo, sy ny asa fanadiovana izy ireo, nanao tahaka izany koa ireo mpihira sy ireo mpiandry vavahady, tamim-pitandremana ny didin'i Davida sy Solomona zanany lahy. BSB BSB: They performed the service of their God and the service of purification, along with the singers and gatekeepers, as David and his son Solomon had prescribed.
46 ULB Fa taloha ela be, tamin'ny andron'i Davida sy Asafa, dia nisy mpitarika ireo mpihira, ary nisy hira fiderana sy fanomezam-pisaorana ho an'Andriamanitra. BSB BSB: For long ago, in the days of David and Asaph, there were directors for the singers and for the songs of praise and thanksgiving to God.
47 ULB Tamin'ny andron'i Zerobabela sy tamin'ny andron'i Nehemia, dia nanome ny anjara isan'andro ho an'ireo mpihira sy mpiandry vavahady ireo Israely rehetra. Natokan'izy ireo ny anjara izay ho an'ireo Levita, ary ireo Levita nanokana anjara ho an'ireo taranak'i Arona. BSB BSB: So in the days of Zerubbabel and Nehemiah, all Israel contributed the daily portions for the singers and gatekeepers. They also set aside daily portions for the Levites, and the Levites set aside daily portions for the descendants of Aaron.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.