2 ULB Fa hoy ny mpanjaka tamiko hoe: "Nahoana ny endrikao no malahelo be? Toa tsy hita marary nefa ianao. Mety alahelo ao am-po izany." Dia lasa natahotra mafy aho. BSB BSB: so the king said to me, “Why is your face sad, though you are not ill? This could only be sadness of the heart.” I was overwhelmed with fear
3 ULB Hoy aho tamin'ny mpanjaka hoe: "Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka! Nahoana ny endriko no tsy tokony halahelo? Ny tanàna, ny toeran'ny fasan-drazako, dia rava, ary ireo varavarany dia potiky ny afo." BSB BSB: and replied to the king, “May the king live forever! Why should I not be sad when the city where my fathers are buried lies in ruins, and its gates have been destroyed by fire?”
4 ULB Dia hoy ny mpanjaka tamiko hoe: "Inona no tianao hataoko?" Koa nivavaka tamin'ny Andriamanitry ny lanitra aho. BSB BSB: “What is your request?” replied the king. So I prayed to the God of heaven
5 ULB Namaly ny mpanjaka aho hoe: "Raha tsara amin'ny mpanjaka izany, ary raha nanao ny tsara teo imasonao ny mpanomponao, dia afaka hirahinao ho any Joda aho, any amin'ilay tanànan'ireo fasan-drazako, mba hahafahako mamerina manangana izany." BSB BSB: and answered the king, “If it pleases the king, and if your servant has found favor in your sight, I ask that you send me to Judah, to the city where my fathers are buried, so that I may rebuild it.”
6 ULB Dia namaly ahy ny mpanjaka (ary nipetraka teo anilany ihany koa ny mpanjaka vavy) hoe: "Hafiriana no andehananao ary rahoviana ianao no hiverina?" Sitraky ny mpanjaka ny nandefa ahy rehefa nanome ireo datin'andro taminy aho. BSB BSB: Then the king, with the queen seated beside him, asked me, “How long will your journey take, and when will you return?” So it pleased the king to send me, and I set a time.
7 ULB Avy eo dia hoy aho tamin'ny mpanjaka hoe: "Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka hisy taratasy homena ahy ho an'ireo governora any amin'ny Faritany Andafin'ny Ony mba hanomezan'izy ireo ahy alalana handeha amin'ny fari-tanin'izy ireo amin'ny lalako mankany Joda. BSB BSB: I also said to him, “If it pleases the king, may letters be given to me for the governors west of the Euphrates, so that they will grant me safe passage until I reach Judah.
8 ULB Aoka ihany koa hisy taratasy ho an'i Asafa mpiandry ny alan'ny mpanjaka, mba hanomezany ahy hazo hanaovana andry ho an'ireo vavahadin'ny fiarovana mafy akaikin'ny tempoly, sy ho an'ny mandan'ny tanàna, ary ho an'ny trano izay honenako." Koa satria tato amiko ny tanana tsaran'i Yaveh, dia nataon'ny mpanjaka ireo fangatahako. BSB BSB: And may I have a letter to Asaph, keeper of the king’s forest, so that he will give me timber to make beams for the gates of the citadel to the temple, for the city wall, and for the house I will occupy.” And because the gracious hand of my God was upon me, the king granted my requests.
9 ULB Dia tonga tany amin'ireo governora any amin'ny Faritany Andafin'ny Ony aho ary nanome ireo taratasin'ny mpanjaka azy ireo. Ary ny mpanjaka nandefa manam-boninahitry ny tafika sy mpitaingin-tsoavaly niaraka tamiko. BSB BSB: Then I went to the governors west of the Euphrates and gave them the king’s letters. The king had also sent army officers and cavalry with me.
11 ULB Noho izany dia tonga tany Jerosalema aho ary tany nandritra ny telo andro. BSB BSB: After I had arrived in Jerusalem and had been there three days,
12 ULB Nifoha aho ny alina, izaho sy lehilahy vitsivitsy niaraka tamiko. Tsy nolazaiko tamin'iza na iza izay napetrak'Andriamanitra tao am-poko mba ho atao ho an'i Jerosalema. Tsy nisy biby niaraka tamiko, ankoatra ilay iray izay notaingenako. BSB BSB: I set out at night with a few men. I did not tell anyone what my God had laid on my heart to do for Jerusalem. The only animal with me was the one on which I was riding.
13 ULB Nandeha nivoaka tamin'ny Vavahadin'ny Lohasaha aho ny alina, tandrifin'ny Loharanon'ny Amboahaolo sy ny Vavahadin-Jezika, ary nanara-maso an'ireo mandan'i Jerosalema, izay efa rava, ary ireo varavaran-kazo dia ravan'ny afo. BSB BSB: So I went out at night through the Valley Gate toward the Well of the Serpent and the Dung Gate, and I inspected the walls of Jerusalem that had been broken down and the gates that had been destroyed by fire.
14 ULB Avy eo dia nankany amin'ny Vavahadin-Doharano sy ny Farihin'ny Mpanjaka aho. Tery loatra ho an'ilay biby izay notaingenako ny handeha amin'ilay toerana. BSB BSB: Then I went on to the Fountain Gate and the King’s Pool, but there was no room for the animal under me to get through;
15 ULB Noho izany dia niakatra ny lohasahan-driaka aho ny alina ary nanara-maso ny manda, ary niverina sy niditra teo amin'ny Vavahadin'ny Lohasahan-driaka, ary niverina. BSB BSB: so I went up the valley by night and inspected the wall. Then I headed back and reentered through the Valley Gate.
16 ULB Tsy fantatr'ireo mpanapaka izay nalehako na izay nataoko, ary tsy mbola nampilaza ireo Jiosy aho, na ireo mpisorona, na ireo manan-kaja, na ireo mpanapaka, na ireo sisa izay nanao ny asa. BSB BSB: The officials did not know where I had gone or what I was doing, for I had not yet told the Jews or priests or nobles or officials or any other workers.
17 ULB Hoy aho tamin'izy ireo hoe: "Hitanareo ny loza izay mahazo antsika, ny hitoeran'i Jerosalema ao anaty faharavana sy ny vavahadiny izay ravan'ny afo. Andao, andeha isika hamerina hanangana ny mandan'i Jerosalema, mba tsy ho ao anatin'ny fahafaham-baraka intsony isika." BSB BSB: Then I said to them, “You see the trouble we are in. Jerusalem lies in ruins, and its gates have been burned down. Come, let us rebuild the wall of Jerusalem, so that we will no longer be a disgrace.”
18 ULB Nolazaiko azy ireo fa teo amiko ny tanana tsaran'Andriamanitra sy ny momba ny tenin'ny mpanjaka izay nolazaina tamiko. Hoy izy ireo hoe: '"Aoka isika hisandratra ka hanorina." Dia nohatanjahan'izy ireo ho an'ny asa tsara ny tanan'izy ireo. BSB BSB: I also told them about the gracious hand of my God upon me, and what the king had said to me. “Let us start rebuilding,” they replied, and they set their hands to this good work.
19 ULB Fa rehefa ren'i Sanbala Horonita, sy Tobia Amonita mpanompo, ary Gesema Arabo ny momba izany, dia naneso sy nanala baraka anay izy ireo, ary hoy izy ireo hoe: "Inona ity ataonareo? Mikomy hanohitra ny mpanjaka ve ianareo?" BSB BSB: But when Sanballat the Horonite, Tobiah the Ammonite official, and Geshem the Arab heard about this, they mocked us and ridiculed us, saying, “What is this you are doing? Are you rebelling against the king?”
20 ULB Dia namaly azy ireo aho hoe: "Hanome fahombiazana anay ilay Andriamanitry ny lanitra. Mpanompony izahay ary hitsangana sy hanorina izahay. Kanefa ianareo tsy manana anjara, na rariny, ary fifandraisana amin'ny tantara ao Jerosalema." BSB BSB: So I answered them and said, “The God of heaven is the One who will grant us success. We, His servants, will start rebuilding, but you have no portion, right, or claim in Jerusalem.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.