1 ULB Ary nitsangana niaraka tamin'ireo mpisorona rahalahiny i Eliasiba mpisoronabe, dia nanamboatra ny Vavahadin'Ondry izy ireo. Natokan'izy ireo izany ary napetrany tamin'ny toerany ny varavarany. Natokan'izy ireo hatrany amin'ny Tilikambon'ny Zato lahy ka hatrany amin'ny Tilikambon'i Hananela izany. BSB BSB: At the Sheep Gate, Eliashib the high priest and his fellow priests began rebuilding. They dedicated it and installed its doors. After building as far as the Tower of the Hundred and the Tower of Hananel, they dedicated the wall.
2 ULB Taoriany no niasa ny olon'i Jeriko, ary niasa taorian'izy ireo i Zakora zanaka lahin'i Imry. BSB BSB: The men of Jericho built next to Eliashib, and Zaccur son of Imri built next to them.
3 ULB Namboarin'ireo zanaka lahin'i Hasena ny Vavahadin'ny Hazandrano. Nanao andry ho an'izany izy ireo, ary nametraka ny varavarany, ny hidiny, sy ny barany. BSB BSB: The Fish Gate was rebuilt by the sons of Hassenaah. They laid its beams and installed its doors, bolts, and bars.
4 ULB Ary Meremota no nanamboatra ny faritra nanaraka izany. Izy dia zanaka lahin'i Oria zanaka lahin'i Hakoza. Taorian'izy ireo no nanamboatra i Mesolama. Izy dia zanaka lahin'i Berekia zanaka lahin'i Mesezabela. Taorian'izy ireo no nanamboatra i Zadoka. Izy dia zanaka lahin'i Bana. BSB BSB: Next to them, Meremoth son of Uriah, the son of Hakkoz, made repairs. Next to him, Meshullam son of Berechiah, the son of Meshezabel, made repairs; and next to him, Zadok son of Baana made repairs as well.
5 ULB Taorian'izy ireo ny Tekoita no nanamboatra, fa tsy nanaiky hanao ny asa nampanaovin'ny mpanara-maso azy ny mpitarik'izy ireo. BSB BSB: Next to him, the Tekoites made repairs, but their nobles did not put their shoulders to the work under their supervisors.
6 ULB Joiada zanaka lahin'i Pasea sy Mesolama zanaka lahin'i Besodia no nanamboatra ny Vavahady Taloha. Nanao andry ho an'izany izy ireo, ary nametraka ny varavarany, ny hidiny, sy ny barany. BSB BSB: The Jeshanah Gate was repaired by Joiada son of Paseah and Meshullam son of Besodeiah. They laid its beams and installed its doors, bolts, and bars.
7 ULB Taorian'izy ireo i Melatia Gibeonita sy Jadona Meronotita, izay olon'i Gibeona sy Mizpa no nanao fanamboarana teo amin'ilay faritra nipetrahan'ny governoran'ny Faritany Tandrifin'ny Ony. BSB BSB: Next to them, repairs were made by Melatiah the Gibeonite, Jadon the Meronothite, and the men of Gibeon and Mizpah, who were under the authority of the governor of the region west of the Euphrates.
8 ULB Oziela zanaka lahin'i Haraia no teo akaikiny, iray amin'ireo mpanefy volamena, no nanamboatra, ary teo anilany i Hanania, izay mpanao ranomanitra. Naverin'izy ireo namboarina i Jerosalema hatrany amin'ny Rindrina Lehibe. BSB BSB: Next to them, Uzziel son of Harhaiah, one of the goldsmiths, made repairs. And next to him, Hananiah, one of the perfumers, made repairs. They fortified Jerusalem as far as the Broad Wall. 9 ULB Teo akaikin'izy ireo i Refaia zanaka lahin'i Hora no nanamboatra. Izy no mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Jerosalema. BSB BSB: Next to them, Rephaiah son of Hur, ruler of a half-district of Jerusalem, made repairs;
10 ULB Taorian'izy ireo dia i Jedaia zanaka lahin'i Haromafa no nanamboatra ny teo akaikin'ny tranony. Taoriany dia Hatosy zanaka lahin'i Hasabnia no nanamboatra. BSB BSB: next to him, Jedaiah son of Harumaph made repairs across from his house; and next to him, Hattush son of Hashabneiah made repairs.
11 ULB Malkia zanaka lahin'i Harima sy Hasoba zanaka lahin'i Pahatamoaba dia nanamboatra faritra hafa manaraka ny Tilikambon'ny Fatana. BSB BSB: Malchijah son of Harim and Hasshub son of Pahath-moab repaired another section, as well as the Tower of the Ovens.
12 ULB Taorian'izy ireo dia i Saloma zanaka lahin'i Halohesy, izay mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Jerosalema, dia nanamboatra, niaraka tamin'ireo zanany vavy. BSB BSB: And next to them, Shallum son of Hallohesh, ruler of the other half-district of Jerusalem, made repairs, with the help of his daughters.
13 ULB Hanona sy ireo mponin'i Zanoa dia nanamboatra ny Vavahadin'ny Lohasaha. Naverin'izy ireo naorina izay ary napetrany ny varavarany, ny hidiny, sy ny barany. Nanamboatra mira arivo hakiho hatrany amin'ny Vavahadin-Jezika izy ireo. BSB BSB: The Valley Gate was repaired by Hanun and the residents of Zanoah. They rebuilt it, installed its doors, bolts, and bars, and repaired a thousand cubits of the wall as far as the Dung Gate.
14 ULB Malkia zanaka lahin'i Rekaba, mpanapaka ny distrikan'i Beti-Hakerema, no nanamboatra ny Vavahadin-Jezika. Izy no nanamboatra izany, ary nametraka ny varavarany, ny hidiny, sy ny barany. BSB BSB: The Dung Gate was repaired by Malchijah son of Rechab, ruler of the district of Beth-haccherem. He rebuilt it and installed its doors, bolts, and bars.
15 ULB Saloma zanaka lahin'i Kola-Hoze, mpanapaka ny distrikan'i Mizpa, no namerina nanamboatra ny Vavahadin'ny Loharano. Izy no nanamboatra izany, ary nandrakotra izany sy nametraka ny varavarany, ny hidiny, sy ny barany. Izy ihany koa no namerina nanamboatra ny mandan'ny Farihin'i Siloa izay teo akaikin'ny zaridainan'ny mpanjaka, hatrany amin'ny tohatra midina mankany amin'ny tanànan'i Davida. BSB BSB: The Fountain Gate was repaired by Shallun son of Col-hozeh, ruler of the district of Mizpah. He rebuilt it, roofed it, and installed its doors, bolts, and bars. He also repaired the wall of the Pool of Shelah near the king’s garden, as far as the stairs that descend from the City of David. 16 ULB Nehemia zanaka lahin'i Azboka, mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Beti-Zora, dia nanamboatra teo amin'ny toerana mandalo eo amin'ny fasan'i Davida, hatrany amin'ilay farihy nataon'olombelona, ka hatrany amin'ny tranon'ireo olona mahery. BSB BSB: Beyond him, Nehemiah son of Azbuk, ruler of a half-district of Beth-zur, made repairs up to a point opposite the tombs of David, as far as the artificial pool and the House of the Mighty.
17 ULB Taoriany dia ny Levita no nanamboatra, ao anatin'izany i Rehoma zanaka lahin'i Bany, ary nanaraka azy, Hasabia, ilay mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Keila, ho an'ny distrikany. BSB BSB: Next to him, the Levites made repairs under Rehum son of Bani, and next to him, Hashabiah, ruler of a half-district of Keilah, made repairs for his district.
18 ULB Nanamboatra teo anilany ny mponin'izy ireo, tao anatin'izany i Bavay zanaka lahin'i Henadada, mpanapaka ny antsasaky ny distrikan'i Keila. BSB BSB: Next to him, their countrymen made repairs under Binnui son of Henadad, ruler of the other half-district of Keilah.
19 ULB Taoriany, dia Ezera zanaka lahin'i Jesoa, mpanapaka tao Mizpa, no nanamboatra faritra hafa nanoloana ny fiakarana mankany amin'ny trano fitehirizana fitaovam-piadiana teo an-joron'ny manda. BSB BSB: And next to him, Ezer son of Jeshua, ruler of Mizpah, repaired another section opposite the ascent to the armory, near the angle in the wall.
20 ULB Teo anilany dia nanolo-tena nanamboatra faritra hafa i Baroka zanaka lahin'i Zabay, avy eo amin'ny zoron-drindrina hatrany amin'ny varavaran-tranon'i Eliasiba mpisoronabe. BSB BSB: Next to him, Baruch son of Zabbai diligently repaired another section, from the angle to the doorway of the house of Eliashib the high priest.
21 ULB Nanamboatra faritra hafa teo akaikiny i Meremota zanaka lahin'i Oria zanak'i Hakoza, avy eo amin'ny varavaran-tranon'i Eliasiba ka hatrany amin'ny faran'ny tranon'i Eliasiba. BSB BSB: Next to him, Meremoth son of Uriah, the son of Hakkoz, repaired another section, from the doorway of the house of Eliashib to the end of the house.
22 ULB Taoriany dia ireo mpisorona, lehilahy avy amin'ny faritra manodidina an'i Jerosalema, no nanamboatra. BSB BSB: And next to him, the priests from the surrounding area made repairs.
23 ULB Taorian'izy ireo dia Benjamina sy Hasoba no nanamboatra nanandrify ny tranon'izy ireo manokana. BSB BSB: Beyond them, Benjamin and Hasshub made repairs in front of their house, and next to them, Azariah son of Maaseiah, the son of Ananiah, made repairs beside his house.
24 ULB Taoriany i Binoy zanaka lahin'i Henadada dia nanamboatra faritra hafa, avy eo amin'ny tranon'i Azaria hatrany amin'ny zoron'ny manda. BSB BSB: After him, Binnui son of Henadad repaired another section, from the house of Azariah to the angle and the corner,
25 ULB Palala zanaka lahin'i Ozay dia nanamboatra ny manoloana ny zoron'ny manda sy ny tilikambo izay mitohy miakatra avy eo amin'ny trano avon'ny mpanjaka eo amin'ny tokotanin'ny mpiambina. Pedaia zanaka lahin'i Parosy no nanamboatra teo anilany. BSB BSB: and Palal son of Uzai made repairs opposite the angle and the tower that juts out from the upper palace of the king near the courtyard of the guard. Next to him, Pedaiah son of Parosh
26 ULB Ary ireo mpanompon'ny tempoly nipetraka tao Ofela dia nanamboatra hatreo amin'ny tandrifin'ny Vavahadin-dRano atsimon'ny tilikambo lehibe. BSB BSB: and the temple servants living on the hill of Ophel made repairs opposite the Water Gate toward the east and the tower that juts out.
27 ULB Nanaraka azy dia nanamboatra faritra hafa ny Tekoita izay tandrifin'ny tilikambo lehibe hatrany amin'ny mandan'i Ofela. BSB BSB: And next to them, the Tekoites repaired another section, from a point opposite the great tower that juts out to the wall of Ophel.
28 ULB Ireo mpisorona dia nanamboatra ny teo ambonin'ny Vavahadin-tsoavaly, izay tandrifin'ny tranon'ny tsirairay. BSB BSB: Above the Horse Gate, each of the priests made repairs in front of his own house.
29 ULB Nanamboatra ny faritra hafa tandrifin'ny tranony teo anilan'izy ireo i Zadoka zanaka lahin'i Imera. Ary nanamboatra teo anilany i Semaia zanaka lahin'i Sekania, mpiandry ny vavahady atsinanana. BSB BSB: Next to them, Zadok son of Immer made repairs opposite his house, and next to him, Shemaiah son of Shecaniah, the guard of the East Gate, made repairs.
30 ULB Nnanamboatra faritra hafa teo anilany i Hanania zanaka lahin'i Selemia, sy Hanona ilay zanaka lahy fahenin'i Zalafa. Nanaraka azy i Mesolama zanaka lahin'i Berekia izay nanamboatra ny tandrifin'ny efitranony. BSB BSB: Next to him, Hananiah son of Shelemiah, as well as Hanun the sixth son of Zalaph, repaired another section. Next to them, Meshullam son of Berechiah made repairs opposite his own quarters.
31 ULB Teo anilany i Malkia, iray amin'ireo mpanefy volamena, izay nanamboatra ny tranon'ny mpanompo an-tempoly sy ireo mpivarotra izay tandrifin'ny Vavahady Fanendrena sy ny efitrano ambony teo an-jorony. BSB BSB: Next to him, Malchijah, one of the goldsmiths, made repairs as far as the house of the temple servants and the merchants, opposite the Inspection Gate, and as far as the upper room above the corner.
32 ULB Ireo mpanefy volamena sy ireo mpivarotra dia nanamboatra ny teo anelanelan'ny efitrano ambony teo an-jorony sy ny Vavahadin'Ondry. BSB BSB: And between the upper room above the corner and the Sheep Gate, the goldsmiths and merchants made repairs.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.