1 ULB Ary ireo lehilahy sy ny vadin'izy ireo dia nanao fitarainana lehibe hanohitra ireo Jiosy namany. BSB BSB: About that time there was a great outcry from the people and their wives against their fellow Jews.
2 ULB Satria nisy sasany nanao hoe: "Maro izahay miaraka amin'ny zanaka lahinay sy zanaka vavinay. Koa aoka izahay hahazo vary mba hahafahanay mihinana sy mivelona." BSB BSB: Some were saying, “We and our sons and daughters are numerous. We must get grain in order to eat and stay alive.”
3 ULB Nisy sasany hafa koa nanao hoe: "Manao antoka ny sahanay, ny tanim-boalobokay, sy ny tranonay izahay, mba hahazoanay vary mandritra ny mosary." BSB BSB: Others were saying, “We are mortgaging our fields, our vineyards, and our homes to get grain during the famine.”
4 ULB Nisy sasany ihany koa nanao hoe: "Efa nindrana vola handoavana ny hetran'ny mpanjaka tamin'ny sahanay sy ny tanim-boalobokay izahay. BSB BSB: Still others were saying, “We have borrowed money to pay the king’s tax on our fields and vineyards.
5 ULB Nefa ny nofonay sy ny rànay dia mitovy tahaka ny an'ny rahalahinay ihany, ary ny zanakay dia mitovy amin'ny zanak'izy ireo. Voatery nivarotra ny zanaka lahinay sy zanaka vavinay ho andevo izahay. Ary ny sasany amin'ireo zanakay vavy dia efa nandevozina rahateo. Nefa tsy ao amin'ny herinay ny hanao izany satria efa olona hafa no tompon'ny ny sahanay sy ny tanim-boalobokay ankehitriny." BSB BSB: We and our children are just like our countrymen and their children, yet we are subjecting our sons and daughters to slavery. Some of our daughters are already enslaved, but we are powerless to redeem them because our fields and vineyards belong to others.”
6 ULB Dia tezitra mafy aho raha nahare ny fitarainan'izy ireo sy ireo teny ireo. BSB BSB: When I heard their outcry and these complaints, I became extremely angry,
7 ULB Dia nieritreritra momba izany aho, ary nitondra fiampangana ho an'ireo manan-kaja sy ireo manam-boninahitra. Hoy aho tamin'izy ireo: "Samy sarotiny amin'ny rahalahiny tsirairay avy ianareo." Dia nanao fiangonam-be hanohitra azy ireo aho BSB BSB: and after serious thought I rebuked the nobles and officials, saying, “You are exacting usury from your own brothers!” So I called a large assembly against them
8 ULB ary niteny azy ireo hoe: "Izahay, araka izay tratranay, dia efa nanonitra tamin'ny fanandevozana ireo Jiosy rahalahinay izay namidy tamin'ny firenena, nefa ianareo aza nivarotra ny rahalahinareo sy ny anabavinareo mba hivarotana azy ireo aminay!" Dia nangina sy tsy nahita teny ho lazaina izy ireo. BSB BSB: and said, “We have done our best to buy back our Jewish brothers who were sold to foreigners, but now you are selling your own brothers, that they may be sold back to us!” But they remained silent, for they could find nothing to say.
9 ULB Dia niteny koa aho hoe: "Tsy tsara izao ataonareo izao. Moa tsy tokony handeha amin'ny fahatahorana an'Andriamanitsika ve ianareo mba hisorohana ny fitenenan-dratsin'ireo firenena izay fahavalontsika? BSB BSB: So I continued, “What you are doing is not right. Shouldn’t you walk in the fear of our God to avoid the reproach of our foreign enemies?
10 ULB Izaho sy ny rahalahiko ary ny mpanompoko dia efa mampisambotra vola sy vary azy ireo. Nefa isika dia tokony hampitsahatra ny fanasiana zana-bola amin'ireny fampindram-bola ireny. BSB BSB: I, as well as my brothers and my servants, have been lending the people money and grain. Please, let us stop this usury.
11 ULB Avereno amin'izy ireo amin'ity andro anio ity ireo sahan'izy ireo, ireo tanim-boalobony, ireo saha hanirian'ny olivany, sy ireo tranony, ary ny isan-jaton'ny vola, ny vary, ny divay vaovao ary ny menaka izay nampisamborinareo tamin'izy ireo." BSB BSB: Please restore to them immediately their fields, vineyards, olive groves, and houses, along with the percentage of the money, grain, new wine, and oil that you have been assessing them.”
12 ULB Dia hoy izy ireo: "Ho averinay izay nalainay tamin'izy ireo, ary tsy hitaky na inona na inona amin'izy ireo izahay. Hanao araka izay lazainao izahay." Dia niantso ireo mpisorona aho, ka nampianiana azy ireo mba hanao araka izay efa nampanantenain'izy ireo. BSB BSB: “We will restore it,” they replied, “and will require nothing more from them. We will do as you say.” So I summoned the priests and required of the nobles and officials an oath that they would do what they had promised.
13 ULB Nanakopaka izay niforitra tamin'ny akanjoko aho ary niteny hoe: "Aoka anie hafahan'Andriamanitra amin'ny tranony sy ireo fananany ny olona rehetra izay tsy mitàna ny fampanantenany. Aoka anie hafahana sy foanana izy." Ary ny fiangonana rehetra niteny hoe: "Amena," sady nidera an'i Yaveh ary nanao araka izay efa nampanantenain'izy ireo ny vahoaka. BSB BSB: I also shook out the folds of my robe and said, “May God likewise shake out of his house and possessions every man who does not keep this promise. May such a man be shaken out and have nothing!” The whole assembly said, “Amen,” and they praised the LORD. And the people did as they had promised.
14 ULB Koa tamin'ny fotoana izay nanendrena ahy ho governoran'izy ireo tany amin'ny tanin'i Joda, nanomboka tamin'ny taona faharoapolo ka hatramin'ny taona faharoa amby telopolo nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka, roa ambin'ny folo taona izay, dia tsy mbola nihinana sakafo nomena ho an'ny governora na izaho na ireo rahalahiko. BSB BSB: Furthermore, from the day King Artaxerxes appointed me to be their governor in the land of Judah, from his twentieth year until his thirty-second year (twelve years total), neither I nor my brothers ate the food allotted to the governor.
15 ULB Nefa ireo governora fahiny izay teo alohako dia nametraka enta-mavesatra tamin'ny vahoaka, ary nampandoa azy ireo sekely volafotsy efapolo ho an'ny sakafo sy divain'izy ireo isan'andro. Na ireo mpanompon'izy ireo aza nampahory ny vahoaka. Fa tsy nanao izany aho nohon'ny fahatahorako an'Andriamanitra. BSB BSB: The governors before me had heavily burdened the people, taking from them bread and wine plus forty shekels of silver. Their servants also oppressed the people. But I did not do this, because of my fear of God.
16 ULB Nanohy ny asa teo amin'ny manda ihany koa aho, sady tsy nividy tany izahay, ary ny mpanompoko rehetra dia niangona teo hiasa. BSB BSB: Instead, I devoted myself to the construction of the wall, and all my servants were gathered there for the work; we did not acquire any land.
17 ULB Ary teo amin'ny latabatro no nisy ireo Jiosy sy ireo manam-pahefana, 150 lahy, ankoatra ireo izay nankany aminay avy tamin'ireo firenena izay manodidina anay. BSB BSB: There were 150 Jews and officials at my table, besides the guests from the surrounding nations.
18 ULB Ary izay nomanina isan'andro dia omby iray, sy ondry voafantina enina, ary vorona ihany koa, ary isaky ny folo andro dia divay maro isan-karazany mitafotafo, kanefa tamin'izany rehetra izany dia tsy mbola nangataka ny anjara sakafon'ny governora aho, satria izany fangatahana izany dia tena navesatra loatra teo amin'ny vahoaka. BSB BSB: Each day one ox, six choice sheep, and some fowl were prepared for me, and once every ten days an abundance of all kinds of wine was provided. But I did not demand the food allotted to the governor, because the burden on the people was so heavy.
19 ULB Tsarovy aho, ry Andriamanitro, amin'ny tsara, noho izay rehetra nataoko ho an'ity vahoaka ity. BSB BSB: Remember me favorably, O my God, for all that I have done for this people.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.