1 ULB Rehefa vita ny manda ary voapetrako tamin'ny toerany ireo varavarana, ary efa voatondro ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita, BSB BSB: When the wall had been rebuilt and I had set the doors in place, the gatekeepers, singers, and Levites were appointed.
2 ULB dia nomeko an'i Hanany rahalahiko ny fitantanana an'i Jerosalema, miaraka amin'i Hanania izay nanara-maso ny fiarovana mafy, satria lehilahy mahatoky sy matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro izy. BSB BSB: Then I put my brother Hanani in charge of Jerusalem, along with Hananiah the commander of the fortress, because he was a faithful man who feared God more than most.
3 ULB Hoy aho tamin'izy ireo hoe: "Aza sokafana ny vavahadin'i Jerosalema mandra-piakatry ny masoandro. Raha mbola miambina ireo mpiandry vavahady, dia afaka manidy ny varavarana sy manisy bara ianareo. Manendre mpiambina avy amin'ireo izay mipetraka any Jerosalema, ny sasany any amin'ny toeram-piambenan'izy ireo, ary ny sasany manoloana ireo tranony avy." BSB BSB: And I told them, “Do not open the gates of Jerusalem until the sun is hot. While the guards are on duty, keep the doors shut and securely fastened. And appoint the residents of Jerusalem as guards, some at their posts and some at their own homes.”
4 ULB Ary ilay tanàna dia midadasika sy lehibe, kanefa vitsy ny olona ao amin'izany, ary tsy mbola nisy trano voatsangana. BSB BSB: Now the city was large and spacious, but there were few people in it, and the houses had not yet been rebuilt.
5 ULB Andriamanitra dia nametraka tao am-poko ny hamoriana ireo manan-kaja, ireo manam-boninahitra, sy ireo vahoaka mba ho soratana anarana araka ny fianakavian'izy ireo. Hitako ilay bokin'ny tetiaran'ireo izay niverina voalohany ary hitako voasoratra tao ireto manaraka ireto. BSB BSB: Then my God put it into my heart to assemble the nobles, the officials, and the people to be enrolled by genealogy. I found the genealogical register of those who had first returned, and I found the following written in it:
6 ULB Ireto ny vahoakan'ny faritany izay nandeha niakatra avy tamin'ny fahababoan'ireo sesitany izay nobaboin'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona. Niverina tany Jerosalema sy Joda izy ireo, samy amin'ny tanànany avy. BSB BSB: These are the people of the province who came up from the captivity of the exiles carried away to Babylon by Nebuchadnezzar its king. They returned to Jerusalem and Judah, each to his own town,
7 ULB Niaraka tamin'i Zerobabela, Jesoa, Nehemia, Azaria, Ramia, Nahanany, Mordekay, Bilsana, Mispereta, Bigvay, Nehoma, ary Bana izy ireo. Ny isan'ireo lehilahin'ny vahoakan'Israely dia ahitana ireto manaraka ireto. BSB BSB: accompanied by Zerubbabel, Jeshua, Nehemiah, Azariah, Raamiah, Nahamani, Mordecai, Bilshan, Mispereth, Bigvai, Nehum, and Baanah. This is the count of the men of Israel:
8 ULB 2. 172 ny taranak'i Parosy. BSB BSB: the descendants of Parosh, 2,172;
9 ULB 372 ireo taranak'i Sefatia. BSB BSB: the descendants of Shephatiah, 372;
10 ULB 652 ireo taranak'i Ara. BSB BSB: the descendants of Arah, 652;
11 ULB 2. 818 ireo taranak'i Pahatamoaba, avy amin'ny taranak'i Jesoa sy Joaba. BSB BSB: the descendants of Pahath-moab (through the line of Jeshua and Joab), 2,818;
12 ULB 1. 254 ny taranak'i Elama. BSB BSB: the descendants of Elam, 1,254;
13 ULB 845 ny taranak'i Zato. BSB BSB: the descendants of Zattu, 845;
14 ULB 760 ny taranak'i Zakay. BSB BSB: the descendants of Zaccai, 760;
15 ULB 648 ny taranak'i Binoy. BSB BSB: the descendants of Binnui, 648;
16 ULB 628 ny taranak'i Bebay. BSB BSB: the descendants of Bebai, 628;
17 ULB 2. 322 ny taranak'i Azgada. BSB BSB: the descendants of Azgad, 2,322;
18 ULB 667 ny taranak'i Adonikama. BSB BSB: the descendants of Adonikam, 667;
19 ULB 2. 067 ny taranak'i Bigvay. BSB BSB: the descendants of Bigvai, 2,067;
20 ULB 655 ny taranak'i Adina. BSB BSB: the descendants of Adin, 655;
21 ULB 98 ny taranak'i Atera, avy tamin'i Hezekia. BSB BSB: the descendants of Ater (through Hezekiah), 98;
22 ULB 328 ny taranak'i Hasoma. BSB BSB: the descendants of Hashum, 328;
23 ULB 324 ny taranak'i Bezay. BSB BSB: the descendants of Bezai, 324;
24 ULB 112 ny taranak'i Harifa. BSB BSB: the descendants of Hariph, 112;
25 ULB 95 ny taranak'i Gibeona. BSB BSB: the descendants of Gibeon, 95;
26 ULB 188 ny olona avy any Betlehema sy Netofa. BSB BSB: the men of Bethlehem and Netophah, 188;
27 ULB 128 ny olona avy any Anatota. BSB BSB: the men of Anathoth, 128;
28 ULB 42 ny olona avy any Bet-azmaveta. BSB BSB: the men of Beth-azmaveth, 42;
29 ULB 743 ny olona avy any Kiriata-jearima, Kefira, ary Berota. BSB BSB: the men of Kiriath-jearim, Chephirah, and Beeroth, 743;
30 ULB 621 ny olon'i Rama sy Geba. BSB BSB: the men of Ramah and Geba, 621;
31 ULB 122 ny olon'i Mikmasy. BSB BSB: the men of Michmash, 122;
32 ULB 123 ny olon'i Betela sy Ay. BSB BSB: the men of Bethel and Ai, 123;
33 ULB 52 ny olon'ilay Nebo hafa. BSB BSB: the men of the other Nebo, 52;
34 ULB 1. 254 ny olon'i Elama hafa. BSB BSB: the descendants of the other Elam, 1,254;
35 ULB 320 ny olon'i Harima. BSB BSB: the descendants of Harim, 320;
36 ULB 345 ny olon'i Jeriko. BSB BSB: the men of Jericho, 345;
37 ULB 721 ny olon'i Loda, Hadida, ary Ono. BSB BSB: the men of Lod, Hadid, and Ono, 721;
38 ULB 3. 930 ny olon'i Sena. BSB BSB: and the descendants of Senaah, 3,930.
39 ULB 973 ireo mpisorona: dia ny taranak'i Jedaia (avy amin'ny tranon'i Jesoa). BSB BSB: The priests: the descendants of Jedaiah (through the house of Jeshua), 973;
40 ULB 1. 052 ny taranak'Imera. BSB BSB: the descendants of Immer, 1,052;
41 ULB 1. 247 ny taranak'i Pasora. BSB BSB: the descendants of Pashhur, 1,247;
42 ULB 1. 017 ny taranak'i Harima. BSB BSB: and the descendants of Harim, 1,017.
43 ULB 74 ireo Levita: dia ny taranak'i Jesoa, Kadmiela, Binoy, ary Hodavia. BSB BSB: The Levites: the descendants of Jeshua (through Kadmiel, through the line of Hodevah), 74.
44 ULB 148 ireo mpihira: dia ny taranak'i Asafa. BSB BSB: The singers: the descendants of Asaph, 148.
45 ULB 138 ireo mpiandry vavahadin'ny taranak'i Saloma, taranak'i Atera, taranak'i Talmona, taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay. BSB BSB: The gatekeepers: the descendants of Shallum, the descendants of Ater, the descendants of Talmon, the descendants of Akkub, the descendants of Hatita, and the descendants of Shobai, 138 in all.
46 ULB Ireo mpanompon'ny tempoly: dia ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota, BSB BSB: The temple servants: the descendants of Ziha, the descendants of Hasupha, the descendants of Tabbaoth,
47 ULB ny taranak'i Kerosa, ny taranak'i Sia, ny taranak'i Padona, BSB BSB: the descendants of Keros, the descendants of Sia, the descendants of Padon,
48 ULB ny taranak'i Lebana, ny taranak'i Hagaba, ny taranak'i Salmay, BSB BSB: the descendants of Lebanah, the descendants of Hagabah, the descendants of Shalmai,
49 ULB ny taranak'i Hanana, ny taranak'i Gidela, ny taranak'i Gahara. BSB BSB: the descendants of Hanan, the descendants of Giddel, the descendants of Gahar,
50 ULB Ny taranak'i Reaia, ny taranak'i Rezina, ny taranak'i Nekoda, ny taranak'i Gazama, BSB BSB: the descendants of Reaiah, the descendants of Rezin, the descendants of Nekoda,
51 ULB ny taranak'i Oza, ny taranak'i Pasea, ny taranak'i Besay, BSB BSB: the descendants of Gazzam, the descendants of Uzza, the descendants of Paseah,
52 ULB ny taranak'i Meonita, ny taranak'i Nefisita. BSB BSB: the descendants of Besai, the descendants of Meunim, the descendants of Nephushesim,
53 ULB Ny taranak'i Bakboka, ny taranak'i Hakafa, ny taranak'i Harora, BSB BSB: the descendants of Bakbuk, the descendants of Hakupha, the descendants of Harhur,
54 ULB ny taranak'i Bazlita, ny taranak'i Mehida, ny taranak'i Harsa, BSB BSB: the descendants of Bazlith, the descendants of Mehida, the descendants of Harsha,
55 ULB ny taranak'i Barkosa, ny taranak'i Sisera, ny taranak'i Tema, BSB BSB: the descendants of Barkos, the descendants of Sisera, the descendants of Temah,
56 ULB ny taranak'i Nezia, ny taranak'i Hatifa. BSB BSB: the descendants of Neziah, and the descendants of Hatipha.
57 ULB Ireo taranaky ny mpanompon'i Solomona: dia ny taranak'i Sotahy, ny taranak'i Sofereta, ny taranak'i Perida, BSB BSB: The descendants of the servants of Solomon: the descendants of Sotai, the descendants of Sophereth, the descendants of Perida,
58 ULB ny taranak'i Jala, ny taranak'i Darkona, ny taranak'i Gidela, BSB BSB: the descendants of Jaala, the descendants of Darkon, the descendants of Giddel,
59 ULB ny taranak'i Sefatia, ny taranak'i Hatila, ny taranak'i Pokereta-hazebaima, ny taranak'i Amona. BSB BSB: the descendants of Shephatiah, the descendants of Hattil, the descendants of Pochereth-hazzebaim, and the descendants of Amon.
60 ULB Ireo mpanompon'ny tempoly, sy ireo taranak'ireo mpanompon'i Solomona dia miisa 392. BSB BSB: The temple servants and descendants of the servants of Solomon numbered 392 in all.
61 ULB Ireto no olona nandeha niakatra avy any Tela-mela, Tela-harsa, Kerofa, Adona, ary Imera. Kanefa tsy afaka nanaporofo izy ireo fa izy ireo na ireo fianakavian'ny taranak'izy ireo dia taranaka avy amin'Israely: BSB BSB: The following came up from Tel-melah, Tel-harsha, Cherub, Addon, and Immer, but they could not prove that their families were descended from Israel:
62 ULB dia ireo taranak'i Delaia, ny taranak'i Tobia, ary ny taranak'i Nekoda, izay 642. BSB BSB: the descendants of Delaiah, the descendants of Tobiah, and the descendants of Nekoda, 642 in all.
63 ULB Ireo izay avy amin'ireo mpisorona: dia ny taranak'i Hobaia, Hakoza, ary Barzilay (izay naka ny vadiny avy amin'ireo zanaka vavin'i Barzilay avy any Gileada ary nantsoina tamin'ny anaran'izy ireo). BSB BSB: And from among the priests: the descendants of Hobaiah, the descendants of Hakkoz, and the descendants of Barzillai (who had married a daughter of Barzillai the Gileadite and was called by their name).
64 ULB Ireo dia nitady ny firaketan'izy ireo an-tsoratra tamin'ireo nisoratra anarana tamin'ny tetiaran'izy ireo, saingy tsy hita ireo, ka dia voahilika tamin'ny fisoronana ho maloto izy ireo. BSB BSB: These men searched for their family records, but they could not find them and so were excluded from the priesthood as unclean.
65 ULB Avy eo ny governora niteny tamin'izy ireo fa tsy tokony homena alalana hihinana ny fizaran-tsakafon'ireo mpisorona avy amin'ny sorona izy ireo mandra-pitsanganan'ny mpisorona iray miaraka amin'ny Orima sy Tomima. BSB BSB: The governor ordered them not to eat the most holy things until there was a priest to consult the Urim and Thummim.
66 ULB 42. 360 ny fitambaran'ny vondrona rehetra, BSB BSB: The whole assembly numbered 42,360,
67 ULB ankoatra ny lehilahy sy mpanompon'izy ireo ary ny mpanompo vavin'izy ireo, izay nisy 7. 337. Nanana mpihira lahy sy vavy 245 izy ireo. BSB BSB: in addition to their 7,337 menservants and maidservants, as well as their 245 male and female singers.
68 ULB 736 ny isan'ny soavalin'izy ireo, 245 ny ampondra, BSB BSB: They had 736 horses, 245 mules,
69 ULB 435 ny rameva, ary 6. 720 ireo boriky. BSB BSB: 435 camels, and 6,720 donkeys.
70 ULB Ny sasany tamin'ireo lohan'ny fianakavian'ireo razambe dia nanome fanomezana ho an'ny asa. Nomen'ny governora darika volamena arivo, koveta 50, ary akanjo fisoronana 530 ho an'ny rakitra. BSB BSB: Some of the heads of the families contributed to the project. The governor gave to the treasury 1,000 darics of gold, 50 bowls, and 530 priestly garments.
71 ULB Ny sasany amin'ny lohan'ireo fianakavian'ireo razambe dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy 2. 200 ho an'ny rakitra. BSB BSB: And some of the heads of the families gave to the treasury for the project 20,000 darics of gold and 2,200 minas of silver.
72 ULB Ny sisa tamin'ireo vahoaka dia nanome darika volamena roa arivo, sy mane volafotsy roa alina, ary akanjo fisoronana fito amby enimpolo. BSB BSB: The rest of the people gave a total of 20,000 darics of gold, 2,000 minas of silver, and 67 priestly garments.
73 ULB Noho izany ireo mpisorona, ireo Levita, ireo mpiandry vavahady, ireo mpihira, ny sasany amin'ny vahoaka, ireo mpanompon'ny tempoly, ary ny Israely rehetra dia nipetraka tany amin'ny tanànan'izy ireo. Tamin'ny volana fahafito no nametrahana ny vahoakan'Israely tao amin'ny tanànan'izy ireo." BSB BSB: So the priests, Levites, gatekeepers, singers, and temple servants, along with some of the people and the rest of the Israelites, settled in their own towns. And by the seventh month the Israelites had settled in their towns.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.