1 ULB Niangona toy ny olona iray teny ankalamanjana teo anoloan'ny Vavahadin-Drano ny vahoaka rehetra. Izy ireo dia nangataka an'i Ezra mpisorona mba hitondra ny bokin'ny lalàn'i Mosesy, izay nandidian'i Yaveh an'Israely. BSB BSB: At that time all the people gathered together in the square before the Water Gate, and they asked Ezra the scribe to bring out the Book of the Law of Moses, which the LORD had commanded for Israel.
2 ULB Tamin'ny andro voalohan'ny volana fahafito, dia nitondra ny lalàna teo anoloan'ny fiangonana i Ezra mpisorona, na lahy na vavy, ary ireo rehetra izay afaka nihaino sy nahatakatra. BSB BSB: On the first day of the seventh month, Ezra the priest brought the Law before the assembly of men and women and all who could listen and understand.
3 ULB Niatrika ny kianja malalaka anoloan'ny Vavahadin-drano izy, ary namaky izany vao maraim-be hatramin'ny mitataovovona, nanoloana ireo lehilahy sy vehivavy, sy izay afaka mahatakatra, ary dia nihaino tsara ilay bokin'ny lalàna ireo olona rehetra. BSB BSB: So Ezra read it aloud from daybreak until noon as he faced the square before the Water Gate, in front of the men and women and those who could understand. And all the people listened attentively to the Book of the Law.
4 ULB Avy eo Ezra mpanora-dalàna nijoro teo ambonin'ny lampihazo izay namboarin'ny olona ho amin'izany. Nijoro teo ankavanany i Matitia, Sema, Anaia, Oria, Hilkia, ary Mahasela; ary i Pedaia, Misaela, Malkia, Hasoma, Hasbadana, Zakaria, ary Mesolama dia nijoro teo amin'ny ilany ankavia. BSB BSB: Ezra the scribe stood on a high wooden platform built for this occasion. At his right side stood Mattithiah, Shema, Anaiah, Uriah, Hilkiah, and Maaseiah, and at his left were Pedaiah, Mishael, Malchijah, Hashum, Hash-baddanah, Zechariah, and Meshullam.
5 ULB Nosokafan'i Ezra teo imason'ny olona rehetra ny boky, satria nijoro ambony noho ireo olona izy, ary rehefa nosokafany izany dia nitsangana avokoa ny olona. BSB BSB: Ezra opened the book in full view of all the people, since he was standing above them all, and as he opened it, all the people stood up.
6 ULB Ezra dia nanome fisaorana an'i Yaveh, ilay Andriamanitra lehibe, ary ireo olona rehetra nanandratra ny tanany ary namaly hoe: "Amena! Amena!" Avy eo izy ireo nanondrika ny lohan'izy ireo ary nidera an'i Yaveh tamin'ny fametrahana ny tavan'izy ireo tamin'ny tany. BSB BSB: Then Ezra blessed the LORD, the great God, and with their hands uplifted, all the people said, “Amen, Amen!” Then they bowed down and worshiped the LORD with their faces to the ground.
7 ULB Jesoa, Bani, Serebia, Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada, Hanana, Pelaia—ireo Levita—dia nanampy ireo olona mba hahatakatra ilay lalàna ihany koa, raha mbola nitoetra teny amin'ny toerany ireo olona. BSB BSB: The Levites—Jeshua, Bani, Sherebiah, Jamin, Akkub, Shabbethai, Hodiah, Maaseiah, Kelita, Azariah, Jozabad, Hanan, and Pelaiah—instructed the people in the Law as they stood in their places.
9 ULB Nehemia governora, sy i Ezra mpisorona sy mpanora-dalàna, ary ireo Levita no nandika tamin'ny olona ary niteny tamin'ny olona rehetra hoe: "Masina ity andro ity amin'i Yaveh Andriamanitrareo. Aza misaona na mitomany." Satria nitomany avokoa ny olona rehetra rehefa nandre ireo tenin'ny lalàna. BSB BSB: Nehemiah the governor, Ezra the priest and scribe, and the Levites who were instructing the people said to all of them, “This day is holy to the LORD your God. Do not mourn or weep.” For all the people were weeping as they heard the words of the Law.
10 ULB Avy eo Nehemia niteny tamin'izy ireo hoe: "Mandehana amin'ny lalanareo, mihinàna matavy ary misotroa zava-pisotro mamy, ary alefaso amin'izay tsy nahaomana na inona na inona ny sasany amin'izany, fa ity andro ity dia masina amin'ny Tompontsika. Aza malahelo, fa ny fifalian'i Yaveh no herinao." BSB BSB: Then Nehemiah told them, “Go and eat what is rich, drink what is sweet, and send out portions to those who have nothing prepared, since today is holy to our Lord. Do not grieve, for the joy of the LORD is your strength.”
11 ULB Koa dia nampanginin'ireo Levita ireo olona, nanao hoe: "Mangina! satria masina ity andro ity. Aza malahelo." BSB BSB: And the Levites calmed all the people, saying, “Be still, since today is holy. Do not grieve.”
12 ULB Ary nandeha tamin'ny lalany ny olona rehetra mba hihinana sy hisotro ary mba hizara sakafo sy hankalaza am-pifaliana lehibe satria takatr'izy ireo ny teny izay nampahafantarina azy ireo. BSB BSB: Then all the people began to eat and drink, to send out portions, and to rejoice greatly, because they understood the words that had been made known to them.
13 ULB Tamin'ny andro faharoa ireo mpitarika ny fianakavian'ireo razambe avy amin'ny olona rehetra, ireo mpisorona sy ireo Levita, dia tonga niaraka teo amin'i Ezra mpisorona mba handinika lalina ireo tenin'ireo lalàna. BSB BSB: On the second day of the month, the heads of all the families, along with the priests and Levites, gathered around Ezra the scribe to study the words of the Law.
14 ULB Hitan'izy ireo voasoratra tao amin'ny lalàna ny fomba nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy fa ny vahoakan'Israely dia tokony hipetraka anaty lay mandritra ny firavoravoana amin'ny volana fahafito. BSB BSB: And they found written in the Law, which the LORD had commanded through Moses, that the Israelites were to dwell in booths during the feast of the seventh month,
15 ULB Izy ireo dia tokony hanao fanambarana eny amin'ny tanàna rehetra, sy ao Jerosalema, manao hoe: "Mandehana eny amin'ny tany havoana, ary mitondrà sampan'oliva sy hazon'olivadia, sy sampan-drotra, sampan-drofia sy sampan-kazo be, mba hanamboarana lay, araka ny voasoratra." BSB BSB: and that they should proclaim this message and spread it throughout their towns and in Jerusalem, saying, “Go out to the hill country and bring back branches of olive, wild olive, myrtle, palm, and other leafy trees, to make booths, as it is written.”
16 ULB Koa nivoaka ny olona ary nitondra ireo sampan-kazo niverina ary nanao lay ho azy ireo, isaky ny tafon'izy ireo avy, teny an-tokotanin'izy ireo, teny amin'ny tokotanin'ny tranon'Andriamanitra, teny amin'ny kianja malalaka anoloan'ny Vavahadin-drano, sy teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny Vavahadin'i Efraima. BSB BSB: And the people went out, brought back branches, and made booths on their own rooftops, in their courtyards, in the courts of the house of God, and in the squares by the Water Gate and by the Gate of Ephraim.
17 ULB Ny fiangonan'ireo rehetra izay niverina avy amin'ny fahababoana dia nanamboatra lay ary nipetraka tao anatin'ireo. Fa nanomboka tamin'ny andron'i Josoa zanaka lahin'i Nona hatramin'io andro io, dia tsy nankalaza izany firavoravoana izany ny vahoakan'Israely, koa dia lehibe tokoa ny hafalian'izy ireo. BSB BSB: The whole assembly that had returned from exile made booths and lived in them. From the days of Joshua son of Nun until that day, the Israelites had not celebrated like this. And there was great rejoicing.
18 ULB Isan'andro isan'andro ihany koa, nanomboka tamin'ny andro voalohany ka hatramin'ny farany, dia namaky ny bokin'ny lalàn'Andriamanitra i Ezra. Nitandrina ny firavoravoana nandritra ny fito andro izy ireo ary ny andro fahavalo no fivoriana manetriketrika, mba ho fankatoavana ny lalàna. BSB BSB: Day after day, from the first day to the last, Ezra read from the Book of the Law of God. The Israelites kept the feast for seven days, and on the eighth day they held an assembly, according to the ordinance.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.