1 ULB Dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Izy hoe: BSB BSB: And the LORD said to Moses,
2 ULB "Mandefasa lehilahy maromaro mba hizaha ny tany Kanana, izay nomeko ny vahoakan'Israely. Mandefasa lehilahy iray avy amin'ny fokon'ny razamben'izy ireo rehetra. Ireo lehilahy tsirairay dia tsy maintsy mpitarika eo amin'izy ireo." BSB BSB: “Send out for yourself men to spy out the land of Canaan, which I am giving to the Israelites. From each of their fathers’ tribes send one man who is a leader among them.”
3 ULB Nandefa azy ireo avy tany an'efitr'i Parana i Mosesy, mba hahafahan'izy ireo mankatoa ny didin'i Yaveh. Izy rehetra dia samy mpitarika teo amin'ny vahoakan'Israely avokoa. BSB BSB: So at the command of the LORD, Moses sent them out from the Wilderness of Paran. All the men were leaders of the Israelites,
4 ULB Ireto no anaran'izy ireo: avy amin'ny fokon'i Robena dia i Samoa zanaka lahin'i Zakora; BSB BSB: and these were their names: From the tribe of Reuben, Shammua son of Zaccur;
5 ULB avy amin'ny fokon'i Simeona dia i Safata, zanaka lahin'i Hory; BSB BSB: from the tribe of Simeon, Shaphat son of Hori;
6 ULB avy amin'ny fokon'i Joda dia i Kaleba zanaka lahin'i Jefone; BSB BSB: from the tribe of Judah, Caleb son of Jephunneh;
7 ULB avy amin'ny fokon'i Isakara dia i Jigala zanaka lahin'i Josefa; BSB BSB: from the tribe of Issachar, Igal son of Joseph;
8 ULB avy amin'ny fokon'i Efraima dia i Hosea zanaka lahin'i Nona; BSB BSB: from the tribe of Ephraim, Hoshea son of Nun;
9 ULB avy amin'ny fokon'i Benjamina dia i Palty zanaka lahin'i Rafo; BSB BSB: from the tribe of Benjamin, Palti son of Raphu;
10 ULB avy amin'ny fokon'i Zebolona dia i Gadiela zanaka lahin'i Sody; BSB BSB: from the tribe of Zebulun, Gaddiel son of Sodi;
11 ULB avy amin'ny fokon'i Josefa (izay midika hoe avy amin'ny fokon'i Manase) dia i Gady zanaka lahin'i Sosy; BSB BSB: from the tribe of Manasseh (a tribe of Joseph), Gaddi son of Susi;
12 ULB avy amin'ny fokon'i Dana dia i Amiela zanaka lahin'i Gemaly; BSB BSB: from the tribe of Dan, Ammiel son of Gemalli;
13 ULB avy amin'ny fokon'i Asera dia i Setora zanaka lahin'i Mikaela; BSB BSB: from the tribe of Asher, Sethur son of Michael;
14 ULB avy amin'ny fokon'i Naftaly dia i Naby zanaka lahin'i Vofsy; BSB BSB: from the tribe of Naphtali, Nahbi son of Vophsi;
15 ULB avy amin'ny fokon'i Gada dia i Geoela zanaka lahin'i Maky. BSB BSB: and from the tribe of Gad, Geuel son of Machi.
16 ULB Ireo no anaran'ireo lehilahy izay nalefan'i Mosesy mba hizaha ny tany. Nantsoin'i Mosesy tamin'ny anaran'i Josoa i Hosea zanaka lahin'i Nona. BSB BSB: These were the names of the men Moses sent to spy out the land; and Moses gave to Hoshea son of Nun the name Joshua.
17 ULB Nalefan'i Mosesy mba hizaha ny tany Kanana izy ireo. Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Midira avy any Negeva ary miakara any amin'ny tany havoana. BSB BSB: When Moses sent them to spy out the land of Canaan, he told them, “Go up through the Negev and into the hill country.
18 ULB Zahao ny tany mba hahitana hoe toy ny ahoana. Diniho ny mponina mipetraka ao, na matanjaka na malemy, ary na vitsy na maro. BSB BSB: See what the land is like and whether its people are strong or weak, few or many.
19 ULB Jereo ny toetry ny tany ipetrahan'izy ireo. Tsara ve izany sa ratsy? Tanàna inona no ao? Toy ny toby ve izy ireo, sa tanàna mimanda? BSB BSB: Is the land where they live good or bad? Are the cities where they dwell open camps or fortifications?
20 ULB Zahao ny toetry ny tany, raha tsara ho an'ny fambolena na tsia, ary raha misy hazo maniry ao na tsia. Mahereza ka mitondrà santionany amin'ny vokatry ny tany." Ary izany fotoana izany dia fotoan'ny voaloham-boaloboka masaka. BSB BSB: Is the soil fertile or unproductive? Are there trees in it or not? Be courageous and bring back some of the fruit of the land.” (It was the season for the first ripe grapes.)
21 ULB Koa dia niakatra ireo lehilahy ireo ka nisafo ny tany avy any an'efitr'i Sina ka hatrany Rehoba, akaikin'i Lebo Hamata. BSB BSB: So they went up and spied out the land from the Wilderness of Zin as far as Rehob, toward Lebo-hamath.
22 ULB Niakatra avy tany Negeva izy ireo ary tonga tany Hebrona. Ahimana, Sesay, ary Talmay, ireo foko avy amin'i Anaka dia tao. Ary Hebrona dia efa tafajoro fito taona mialohan'i Zoana any Egypta. BSB BSB: They went up through the Negev and came to Hebron, where Ahiman, Sheshai, and Talmai, the descendants of Anak, dwelled. It had been built seven years before Zoan in Egypt.
23 ULB Rehefa tonga tao amin'ny Lohasahan'i Eskola izy ireo, dia nanapaka sampam-boaloboka. Nolanjain'ny roa tamin'izy ireo tamin'ny tehina izany. Nitondra ampongaben-danitra sy aviavy ihany koa izy ireo. BSB BSB: When they came to the Valley of Eshcol, they cut down a branch with a single cluster of grapes, which they carried on a pole between two men. They also took some pomegranates and figs.
24 ULB Izany toerana izany dia nantsoina hoe Lohasahan'i Eskola, noho ny sampam-boaloboka izay notapahin'ny vahoakan'Israely tao. BSB BSB: Because of the cluster of grapes the Israelites cut there, that place was called the Valley of Eshcol.
25 ULB Afaka efapolo andro, dia niverina avy tany am-pizahana ny tany izy ireo. BSB BSB: After forty days the men returned from spying out the land,
27 ULB Hoy izy ireo tamin'i Mosesy hoe: "Tonga tany amin'ny tany izay nanirahanao anay izahay. Tena tondra-dronono sy tantely tokoa izany. Indreto ny ampahany tamin'ny vokatra avy tao amin'izany. BSB BSB: And they gave this account to Moses: “We went into the land to which you sent us, and indeed, it is flowing with milk and honey. Here is some of its fruit!
28 ULB Na izany aza, ireo olona izay manao ny fonenan'izy ireo ao dia matanjaka. Ireo tanàna dia mimanda sy midadasika. Nahita ny taranak'i Anaka tao ihany koa izahay. BSB BSB: Nevertheless, the people living in the land are strong, and the cities are large and fortified. We even saw the descendants of Anak there.
29 ULB Ireo Amalekita monina any Negeva. Ireo Hetita, Jebosita, ary ireo Amorita dia manorina ny tranon'izy ireo any amin'ny tany havoana. Ireo Kananita dia monina eny amoron-dranomasina sy manaraka ny Ony Jordana." BSB BSB: The Amalekites live in the land of the Negev; the Hittites, Jebusites, and Amorites live in the hill country; and the Canaanites live by the sea and along the Jordan.”
30 ULB Ary Kaleba nampangina ireo vahoaka izay teo anatrehan'i Mosesy ka nanao hoe: "Aoka izahay hiakatra ary haka ny tany ho fananana, satria vitantsika tokoa ny mandresy izany." BSB BSB: Then Caleb quieted the people before Moses and said, “We must go up and take possession of the land, for we can certainly conquer it!”
31 ULB Fa ireo lehilahy hafa izay niaraka tamin'izy ireo nanao hoe: "Tsy vitantsika ny hanafika ireo vahoaka satria matanjaka noho isika izy ireo." BSB BSB: But the men who had gone up with him replied, “We cannot go up against the people, for they are stronger than we are!”
32 ULB Koa dia nanely tatitra mahakivy tamin'ny vahoakan'Israely mahakasika ny tany izay avy nozahany izy ireo. Hoy izy ireo hoe: "Ny tany izay nojerenay dia tany mihinana ny mponiny. Ny olona rehetra izay hitanay dia goavana sy ranjanana avokoa. BSB BSB: So they gave the Israelites a bad report about the land that they had spied out: “The land we explored devours its inhabitants, and all the people we saw there are great in stature.
33 ULB Nahita ireo olona goavana tao izahay, taranak'i Anaka, olona izay avy amin'ny goavana. Raha ny fijerinay manokana dia tahaka ny valala isika raha ampitahaina amin'izy ireo, ary izany koa izahay raha ny fijerin'izy ireo." BSB BSB: We even saw the Nephilim there—the descendants of Anak that come from the Nephilim! We seemed like grasshoppers in our own sight, and we must have seemed the same to them!”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.