1 ULB Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona indray i Yaveh. Hoy Izy hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses and Aaron:
2 ULB "Ireo Israelita tsirairay avy dia tsy maintsy mitoby manodidina ny vondrony avy, miaraka amin'ireo fanevan'ny ankohonan-drain'izy ireo. Hitoby manodidina ny lafin'ny trano-lay fihaonana rehetra izy ireo. BSB BSB: “The Israelites are to camp around the Tent of Meeting at a distance from it, each man under his standard, with the banners of his family.
3 ULB Ireo hitoby eny antsinanan'ny trano-lay fihaonana, izay hiposahan'ny masoandro, dia izy ireo no tobin'i Joda ary mitoby araka ny vondrony izy ireo. Nasona zanaka lahin'i Aminadaba no mpitariky ny vahoakan'i Joda. BSB BSB: On the east side, toward the sunrise, the divisions of Judah are to camp under their standard: The leader of the Judahites is Nahshon son of Amminadab,
4 ULB Ny isan'ny vahoakan'i Joda dia 74. 600. BSB BSB: and his division numbers 74,600.
5 ULB Ny fokon'Isakara dia tsy maintsy mitoby eo akaikin'i Joda. Netanela zanaka lahin'i Zoara dia tsy maintsy mitarika ny tafik'Isakara. BSB BSB: The tribe of Issachar will camp next to it. The leader of the Issacharites is Nethanel son of Zuar,
6 ULB Lehilahy 54. 400 no tao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 54,400.
7 ULB Ny fokon'i Zebolona dia tsy maintsy mitoby eo anilan'Isakara. Eliaba zanaka lahin'i Helona no tsy maintsy mitarika ny tafik'i Zebolona. BSB BSB: Next will be the tribe of Zebulun. The leader of the Zebulunites is Eliab son of Helon,
8 ULB Miisa 57. 400 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 57,400.
9 ULB Miisa 186. 400 ny isan'ny tobin'i Joda rehetra. Izy ireo no hiainga voalohany. BSB BSB: The total number of men in the divisions of the camp of Judah is 186,400; they shall set out first.
10 ULB Any amin'ny ilany atsimo no hisy ny tobin'i Robena araka ny vondrony. Ny mpitarika ny tobin'i Robena dia Elizora zanaka lahin'i Sedera. BSB BSB: On the south side, the divisions of Reuben are to camp under their standard: The leader of the Reubenites is Elizur son of Shedeur,
11 ULB Miisa 46. 500 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 46,500.
12 ULB Mitoby eo anilan'i Robena i Simeona. Ny mpitarika ny vahoakan'i Simeona dia i Selomiela zanaka lahin'i Zorisaday. BSB BSB: The tribe of Simeon will camp next to it. The leader of the Simeonites is Shelumiel son of Zurishaddai,
13 ULB Niisa 59. 300 ny tao amin'ny fizaran'izy ireo. BSB BSB: and his division numbers 59,300.
14 ULB Ny fokon'i Gada dia teo akaiky teo. Ny mpitarika ny vahoakan'Andriamanitra dia i Eliasafa zanaka lahin'i Roela. BSB BSB: Next will be the tribe of Gad. The leader of the Gadites is Eliasaph son of Deuel,
15 ULB Miisa 45. 650 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 45,650.
16 ULB Miisa 151. 450 ireo rehetra mitoby ao amin'i Robena araka ny fizarany avy. Izy ireo dia hiainga faharoa. BSB BSB: The total number of men in the divisions of the camp of Reuben is 151,450; they shall set out second.
17 ULB Manaraka izany, ny trano-lay fihaonana dia tsy maintsy mivoaka ny toby miaraka amin'ireo Levita eo afovoan'ny toby rehetra. Tokony hivoaka ny toby araka ny filaharana nidiran'izy ireo tao amin'ny toby izy ireo. Ny lehilahy rehetra dia tokony ho eo amin'ny toerany avy, araka ny fanevany. BSB BSB: In the middle of the camps, the Tent of Meeting is to travel with the camp of the Levites. They are to set out in the order they encamped, each in his own place under his standard.
18 ULB Ireo fizaran'ny tobin'i Efraima dia eo ambanin'ny vondron'izy ireo. Ny mpitarika ny vahoakan'i Efraima dia i Elisama zanaka lahin'i Amihoda. BSB BSB: On the west side, the divisions of Ephraim are to camp under their standard: The leader of the Ephraimites is Elishama son of Ammihud,
19 ULB Miisa 40. 500 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 40,500.
20 ULB Eo anilan'izy ireo no hisy ny fokon'i Manase. Ny mpitarika an'i Manase dia i Gamaliela zanaka lahin'i Pedazora. BSB BSB: The tribe of Manasseh will be next to it. The leader of the Manassites is Gamaliel son of Pedahzur,
21 ULB Miisa 32. 200 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 32,200.
22 ULB Eo anilany no misy ny fokon'i Benjamina. Ny mpitarik'i Benjamina dia Abidana zanaka lahin'i Gideony. BSB BSB: Next will be the tribe of Benjamin. The leader of the Benjamites is Abidan son of Gideoni,
23 ULB Miisa 35. 400 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 35,400.
24 ULB Miisa 108. 100 ireo rehetra mitoby ao Efraima. Izy ireo no hiainga fahatelo. BSB BSB: The total number of men in the divisions of the camp of Ephraim is 108,100; they shall set out third.
25 ULB Any avaratra no hisy ny fizaran'ny tobin'i Dana. Ny mpitarika ny vahoakan'i Dana dia i Ahiezera zanaka lahin'i Amisaday. BSB BSB: On the north side, the divisions of Dan are to camp under their standard: The leader of the Danites is Ahiezer son of Ammishaddai,
26 ULB Miisa 62. 700 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 62,700.
27 ULB Ny vahoakan'ny fokon'i Asera dia nitoby teo anilan'i Dana. Ny mpitarika ny vahoakan'i Asera dia i Pagiela zanaka lahin'i Okrana. BSB BSB: The tribe of Asher will camp next to it. The leader of the Asherites is Pagiel son of Ocran,
28 ULB Miisa 41. 500 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 41,500.
29 ULB Teo anilany ny fokon'i Naftaly. Ny mpitarika an'i Naftaly dia i Asira zanaka lahin'i Enana. BSB BSB: Next will be the tribe of Naphtali. The leader of the Naphtalites is Ahira son of Enan,
30 ULB Miisa 53. 400 ny ao amin'ny fizarany. BSB BSB: and his division numbers 53,400.
31 ULB Miisa 157. 600 ireo rehetra nitoby niaraka tamin'i Dana. Izy ireo no hiainga ao amin'ny toby farany, eo ambanin'ny fanevan'izy ireo." BSB BSB: The total number of men in the camp of Dan is 157,600; they shall set out last, under their standards.”
32 ULB Ireo no isan'ireo Israelita araka ny fianakavian'izy ireo. Ireo rehetra voaisa tao amin'ny tobin'izy ireo, araka ny fizaran'izy ireo dia 603. 550. BSB BSB: These are the Israelites, numbered according to their families. The total of those counted in the camps, by their divisions, was 603,550.
33 ULB Fa Mosesy sy Arona dia tsy nanisa ireo Levita tao amin'ny vahoakan'Israely. Izany dia araka ny efa nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: But the Levites were not counted among the other Israelites, as the LORD had commanded Moses.
34 ULB Ny vahoakan'Israely dia nanao izay rehetra nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. Nitoby araka ireo fanevany izy ireo. Nivoaka ny toby araka ny fokony izy ireo, araka ny filaharan'ny fianakavian'ny razambeny. BSB BSB: So the Israelites did everything the LORD commanded Moses; they camped under their standards in this way and set out in the same way, each man with his clan and his family.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.