1 ULB Ary taorian'ny areti-mandringana izay nolazain'i Yaveh an'i Mosesy sy Eleazara zanak'i Arona mpisorona. Hoy Izy hoe: BSB BSB: After the plague had ended, the LORD said to Moses and Eleazar son of Aaron the priest,
2 ULB "Isao ny fivondronan'ny vahoakan'Israely rehetra, hatramin'ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny ankohonan'ny razambeny, ireo rehetra izay afaka andeha hiady ho an'ny Israely." BSB BSB: “Take a census of the whole congregation of Israel by the houses of their fathers—all those twenty years of age or older who can serve in the army of Israel.”
3 ULB Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona nilaza tamin'izy ireo tao amin'ny tany lemak'i Moaba teo amoron'i Jordana tao Jeriko nanao hoe: BSB BSB: So on the plains of Moab by the Jordan, across from Jericho, Moses and Eleazar the priest issued the instruction,
4 ULB "Isao ny vahoaka, hatramin'ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely, izay nivoaka ny tany Egypta. BSB BSB: “Take a census of the men twenty years of age or older, as the LORD has commanded Moses.” And these were the Israelites who came out of the land of Egypt:
5 ULB Robena no lahimatoan'Israely. Avy tamin'i Hanoka zanany ny fokon'ny Hanokita. Avy tamin'i Palo ny fokon'ny Paloita. BSB BSB: Reuben was the firstborn of Israel. These were the descendants of Reuben: The Hanochite clan from Hanoch, the Palluite clan from Pallu,
6 ULB Avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita. Avy tamin'i Karmy ny fokon'ny Karmita. BSB BSB: the Hezronite clan from Hezron, and the Carmite clan from Carmi.
7 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Rebonita, izay miisa 43. 730 lahy. BSB BSB: These were the clans of Reuben, and their registration numbered 43,730.
8 ULB Zanak'i Palo i Eliaba. BSB BSB: Now the son of Pallu was Eliab,
9 ULB Ary ny zanak'i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abirama. Ireo ihany ilay Datana sy Abirama izay nanaraka an'i Kora rehefa nanohitra an'i Mosesy sy Arona ary nikomy an'i Yaveh. BSB BSB: and the sons of Eliab were Nemuel, Dathan, and Abiram. It was Dathan and Abiram, chosen by the congregation, who rebelled against Moses and Aaron with the followers of Korah who rebelled against the LORD.
10 ULB Nanokatra ny vavany ny tany ary nitelina azy ireo niaraka tamin'i Kora rehefa maty daholo ny mpanaraka azy. Tamin'izany fotoana izany, ny afo nandevona 250 lahy, izay lasa famantarana fampitandremana. BSB BSB: And the earth opened its mouth and swallowed them along with Korah, whose followers died when the fire consumed 250 men. They serve as a warning sign.
11 ULB Saingy tsy lany tamingana ny taranak'i Kora. BSB BSB: However, the line of Korah did not die out.
12 ULB Ny fokon'ny taranak'i Simeona dia ireto avy: avy tamin'i Nemoela, ny fokon'ny Nemoelita, avy tamin'i Jamina, ny fokon'ny Jaminita, avy tamin'i Jakina, ny fokon'ny Jakinita, BSB BSB: These were the descendants of Simeon by their clans: The Nemuelite clan from Nemuel, the Jaminite clan from Jamin, the Jachinite clan from Jachin,
13 ULB avy tamin'i Zera, ny fokon'ny Zerita, avy tamin'i Saoly, ny fokon'ny Saolita. BSB BSB: the Zerahite clan from Zerah, and the Shaulite clan from Shaul.
14 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Simeonita, izay miisa 22. 200 lahy. BSB BSB: These were the clans of Simeon, and there were 22,200 men.
15 ULB Ny fokon'ny taranak'i Gada dia ireto avy: avy tamin'i Zefona, ny fokon'ny Zefonita, avy tamin'i Hagy, ny fokon'ny Hagita, avy tamin'i Sony, ny fokon'ny Sonita, BSB BSB: These were the descendants of Gad by their clans: The Zephonite clan from Zephon, the Haggite clan from Haggi, the Shunite clan from Shuni,
16 ULB avy tamin'i Ozny, ny fokon'ny Oznita, avy tamin'i Era, ny fokon'ny Erita, BSB BSB: the Oznite clan from Ozni, the Erite clan from Eri,
17 ULB avy tamin'i Aroda, ny fokon'ny Arodita, avy tamin'i Arely, ny fokon'ny Arelita. BSB BSB: the Arodite clan from Arod, and the Arelite clan from Areli.
18 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Gada, izay miisa 40. 500 lahy. BSB BSB: These were the clans of Gad, and their registration numbered 40,500.
19 ULB Era sy Onana no zanak'i Joda, nefa maty tao amin'ny tany Kanana ireo lehilahy ireo. BSB BSB: The sons of Judah were Er and Onan, but they died in the land of Canaan.
20 ULB Ny fokon'ny taranak'i Joda hafa dia ireto avy: avy tamin'i Sela, ny fokon'ny Selita, avy tamin'i Fareza, ny fokon'ny Farezita, avy tamin'i Zera ny fokon'ny Zerita. BSB BSB: These were the descendants of Judah by their clans: The Shelanite clan from Shelah, the Perezite clan from Perez, and the Zerahite clan from Zerah.
21 ULB Ny taranak'i Fareza dia ireo avy: avy tamin'i Hezrona, ny fokon'ny Hezronita, avy tamin'i Hamola ny fokon'ny Hamolita. BSB BSB: And these were the descendants of Perez: the Hezronite clan from Hezron and the Hamulite clan from Hamul.
22 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Joda, izay miisa 76. 500 lahy. BSB BSB: These were the clans of Judah, and their registration numbered 76,500.
23 ULB Ny fokon'ny taranak'Isakara dia ireto avy: avy tamin'i Tola, ny fokon'ny Tolita, avy tamin'i Pova, ny fokon'ny Povita, BSB BSB: These were the descendants of Issachar by their clans: The Tolaite clan from Tola, the Punite clan from Puvah,
24 ULB avy tamin'i Jasoba, ny fokon'ny Jasobita, avy tamin'i Simrona, ny fokon'ny Simronita. BSB BSB: the Jashubite clan from Jashub, and the Shimronite clan from Shimron.
25 ULB Ireo no fokon'ny taranak'Isakara, izay miisa 64. 300 lahy. BSB BSB: These were the clans of Issachar, and their registration numbered 64,300.
26 ULB Ny fokon'ny taranak'i Zebolona dia ireto avy: avy tamin'i Sereda, ny fokon'ny Seredita, avy tamin'i Elona, ny fokon'ny Elonita, avy tamin'i Jahalela, ny fokon'ny Jahalelita. BSB BSB: These were the descendants of Zebulun by their clans: The Seredite clan from Sered, the Elonite clan from Elon, and the Jahleelite clan from Jahleel.
27 ULB Ireo no fokon'ny Zebolonita, izay miisa 60. 500 lahy. BSB BSB: These were the clans of Zebulun, and their registration numbered 60,500.
28 ULB Ny fokon'ny taranak'i Josefa dia i Manase sy Efraima. BSB BSB: The descendants of Joseph included the clans of Manasseh and Ephraim.
29 ULB Ireo taranak'i Manase dia ireto avy: avy tamin'i Makira, ny fokon'ny Makirita (Makira no rain'i Gileada, avy tamin'i Gileada, ny fokon'ny Gileadita. BSB BSB: These were the descendants of Manasseh: The Machirite clan from Machir, the father of Gilead, and the Gileadite clan from Gilead.
30 ULB Ny taranak'i Gileada dia ireto avy: avy tamin'i Jezera, ny fokon'ny Jezerita, avy tamin'i Heleka, ny fokon'ny Helekita, BSB BSB: These were the descendants of Gilead: the Iezerite clan from Iezer, the Helekite clan from Helek,
31 ULB avy tamin'i Asriela, ny fokon'ny Asrielita, avy tamin'i Sekema, ny fokon'ny Sekemita, BSB BSB: the Asrielite clan from Asriel, the Shechemite clan from Shechem,
32 ULB avy tamin'i Semida, ny fokon'ny Semidita, avy tamin'i Hefera, ny fokon'ny Heferita. BSB BSB: the Shemidaite clan from Shemida, and the Hepherite clan from Hepher.
33 ULB Ary Zelofada zanak'i Hefera dia tsy nanan-janakalahy, fa zanaka vavy ihany. Ny anaran'ny zanaka vaviny dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza. BSB BSB: Now Zelophehad son of Hepher had no sons but only daughters. The names of his daughters were Mahlah, Noah, Hoglah, Milcah, and Tirzah.
34 ULB Ireo no fokon'i Manase, izay miisa 52. 700 lahy. BSB BSB: These were the clans of Manasseh, and their registration numbered 52,700.
35 ULB Ny fokon'ny taranak'i Efraima dia ireto avy: avy tamin'i Sotela, ny fokon'ny Sotelita, avy amin'i Bekera, ny fokon'ny Bekerita, avy tamin'i Tahana, ny fokon'ny Tahanita. BSB BSB: These were the descendants of Ephraim by their clans: The Shuthelahite clan from Shuthelah, the Becherite clan from Becher, and the Tahanite clan from Tahan.
36 ULB Ny taranak'i Sotela, dia avy amin'i Erana, ny fokon'ny Eranita. BSB BSB: And the descendants of Shuthelah were the Eranite clan from Eran.
37 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Efraima, izay miisa 32. 500 lahy. Ireo no fokon'ny taranak'i Josefa, isaina ao amin'ny taranany tsirairay. BSB BSB: These were the clans of Ephraim, and their registration numbered 32,500. These clans were the descendants of Joseph.
38 ULB Ny fokon'ny taranak'i Benjamina dia ireto avy: avy tamin'i Bela, ny fokon'ny Belita, avy tamin'i Asibela, ny fokon'ny Asibelita, avy tamin'i Ahirama, ny fokon'ny Ahimarita, BSB BSB: These were the descendants of Benjamin by their clans: The Belaite clan from Bela, the Ashbelite clan from Ashbel, the Ahiramite clan from Ahiram,
39 ULB avy tamin'i Sefofama, ny fokon'ny Sefofamita, avy tamin'i Hofama, ny fokon'ny Hofamita. BSB BSB: the Shuphamite clan from Shupham, and the Huphamite clan from Hupham.
40 ULB Ny zanaka lahin'i Bela dia i Arda sy Namana. Avy tamin'i Arda nahazoana ny fokon'ny Ardita, avy tamin'i Namana nahazoana ny fokon'ny Namanita. BSB BSB: And the descendants of Bela from Ard and Naaman were the Ardite clan from Ard and the Naamite clan from Naaman.
41 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Benjamina. Miisa 45. 600 lahy izy ireo. BSB BSB: These were the clans of Benjamin, and their registration numbered 45,600.
42 ULB Ny fokon'ny taranak'i Dana dia, avy tamin'i Sohama, ny fokon'ny Sohamita. Ireo no fokon'ny taranak'i Dana. BSB BSB: These were the descendants of Dan by their clans: The Shuhamite clan from Shuham. These were the clans of Dan.
43 ULB Ny fokon'i Sohamita manontolo dia miisa 64. 400 lahy. BSB BSB: All of them were Shuhamite clans, and their registration numbered 64,400.
44 ULB Ny fokon'ny taranak'i Asera dia ireto avy: avy tamin'i Jimna, ny fokon'ny Jimnita, avy tamin'i Jisvy, ny fokon'ny Jisvita, avy tamin'i Bena, ny fokon'ny Berita. BSB BSB: These were the descendants of Asher by their clans: The Imnite clan from Imnah, the Ishvite clan from Ishvi, and the Beriite clan from Beriah.
45 ULB Ny taranak'i Bena dia ireto avy: avy tamin'i Hebera, ny fokon'ny Heberita, avy tamin'i Malkiela, ny fokon'ny Malkielita. BSB BSB: And these were the descendants of Beriah: the Heberite clan from Heber and the Malchielite clan from Malchiel.
46 ULB Ny anaran'ny zanakavavin'i Asera dia Sera. BSB BSB: And the name of Asher’s daughter was Serah.
47 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Asera, izay miisa 53. 400 lahy. BSB BSB: These were the clans of Asher, and their registration numbered 53,400.
48 ULB Ny fokon'ny taranak'i Naftaly dia ireto avy: avy tamin'i Jaziela, ny fokon'ny Jazielita, avy tamin'i Gony, ny fokon'ny Gonita, BSB BSB: These were the descendants of Naphtali by their clans: The Jahzeelite clan from Jahzeel, the Gunite clan from Guni,
49 ULB avy tamin'i Jezera, ny fokon'ny Jezerita, avy tamin'i Silema, ny fokon'ny Silemita. BSB BSB: the Jezerite clan from Jezer, and the Shillemite clan from Shillem.
50 ULB Ireo no fokon'ny taranak'i Naftaly, izay miisa 45. 400 lahy. BSB BSB: These were the clans of Naphtali, and their registration numbered 45,400.
51 ULB Ireo no isa fenon'ny lehilahy teo amin'ny vahoakan'Israely dia 601. 730. BSB BSB: These men of Israel numbered 601,730 in all.
52 ULB Yaveh niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
53 ULB "Ny tany dia tsy maintsy zaraina eo amin'ireo lehilahy tahaka ny lova iray araka ny isan'ny anarany avy. BSB BSB: “The land is to be divided among the tribes as an inheritance, according to the number of names.
54 ULB Ny amin'ny foko lehibe dia tsy maintsy omenao lova betsaka, ary ny amin'ny foko kelikely dia tsy maintsy omenao lova kely. Ny amin'ny fianakaviana rehetra dia tsy maintsy omenao lova araka ny isan'ny lehilahy izay voaiisa. BSB BSB: Increase the inheritance for a large tribe and decrease it for a small one; each tribe is to receive its inheritance according to the number of those registered.
55 ULB Na izany aza, ny tany tsy maintsy sarahina amin'ny filokana kisendrasendra. Mandova ny tany izy ireo raha ho zarana eo amin'ny fokon'ny razambeny izany. BSB BSB: Indeed, the land must be divided by lot; they shall receive their inheritance according to the names of the tribes of their fathers.
56 ULB Ny lovany dia tsy maintsy mizara eo amin'ny foko lehibe sy kely, nozaraina azy ireo tamin'ny filokana kisendrasendra." BSB BSB: Each inheritance is to be divided by lot among the larger and smaller tribes.”
57 ULB Ny fokon'i Levita, isaina foko isam-poko, dia ireto avy: avy tamin'i Gersona, ny fokon'ny Gersonita, avy tamin'i Kehata, ny fokon'ny Kehatita, avy amin'i Merary, ny fokon'ny Merarita. BSB BSB: Now these were the Levites numbered by their clans: The Gershonite clan from Gershon, the Kohathite clan from Kohath, and the Merarite clan from Merari.
58 ULB Ny fokon'i Levy dia ireto avy: ny fokon'ny Libnita, ny fokon'ny Hebronita, ny fokon'ny Mahalita, ny fokon'ny Mosita, ny fokon'ny Koralta. Ary Kehata no razamben'i Amrama. BSB BSB: These were the families of the Levites: The Libnite clan, the Hebronite clan, the Mahlite clan, the Mushite clan, and the Korahite clan. Now Kohath was the father of Amram,
59 ULB Ny anaran'ny vadin'i Amrama dia i Jokebeda, taranak'i Levy, izay nateraky ny Levita tany Egypta. Dia niteraka ireo zanany tamin'i Amrama izy, dia i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny. BSB BSB: and Amram’s wife was named Jochebed. She was also a daughter of Levi, born to Levi in Egypt. To Amram she bore Aaron, Moses, and their sister Miriam.
60 ULB Arona niteraka an'i Nadaba sy Abiho, Eleazara ary Itamara. BSB BSB: Nadab, Abihu, Eleazar, and Ithamar were born to Aaron,
61 ULB Maty i Nadaba sy Abiho rehefa nanolotra afo tsy azo ekena teo anoloanan'i Yaveh izy ireo. BSB BSB: but Nadab and Abihu died when they offered unauthorized fire before the LORD.
62 ULB Ny lahy izay nisaina teo amin'izy ireo dia miisa telo arivo sy roa alina, dia ny lahy rehetra hatramin'iray volana no ho miakatra. Fa tsy voaisa teo amin'ny taranak'Israely izy ireo satria tsy nisy lova nomena azy ireo teo amin'ny vahoakan'Israely. BSB BSB: The registration of the Levites totaled 23,000, every male a month old or more; they were not numbered among the other Israelites, because no inheritance was given to them among the Israelites.
63 ULB Ireo no zavatra izay voaisan'i Mosesy sy Eleazara mpisorona. Nanisa ny vahoakan'Israely tao amin'ny lemak'i Moaba teo amoron'i Jordana tao Jeriko izy ireo. BSB BSB: These were the ones numbered by Moses and Eleazar the priest when they counted the Israelites on the plains of Moab by the Jordan, across from Jericho.
64 ULB Nefa teo amin'izany dia tsy nisy olona avy tamin'izay voaisan'i Mosesy sy Arona mpisorona nanisa ny taranak'Israely tao an'efitr'i Sinay. BSB BSB: Among all these, however, there was not one who had been numbered by Moses and Aaron the priest when they counted the Israelites in the Wilderness of Sinai.
65 ULB Satria Yaveh fa nilaza fa ho faty any an'efitra tokoa ireo olona rehetra ireo. Tsy nisy olona sisa tavela teo amin'izy ireo, afa-tsy Kaleba zanak'i Jefona sy Josoa zanak'i Nona. BSB BSB: For the LORD had told them that they would surely die in the wilderness. Not one was left except Caleb son of Jephunneh and Joshua son of Nun.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.