1 ULB Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh ary nanao hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Baikoy ny vahoakan'Israely ary lazao izy ireo hoe: 'Tsy maintsy manolotra sorona ho Ahy ianao amin'ny fotoana voatondro, dia ny sakafo fanatitro natao tamin'ny afo mba hamokarana hanitra ankasitrahana ho Ahy.' BSB BSB: “Command the Israelites and say to them: See that you present to Me at its appointed time the food for My food offerings, as a pleasing aroma to Me.
3 ULB Tsy maintsy lazainao ihany koa izy ireo hoe: "Izao no fanatitra natao tamin'ny afo izay tsy maintsy atolotrao ho an'i Yaveh—zanak'ondrilahy herintaona tsy misy kilema, roa isan'andro, ho fanatitra dorana mahazatra. BSB BSB: And tell them that this is the food offering you are to present to the LORD as a regular burnt offering each day: two unblemished year-old male lambs.
4 ULB Zanak'ondry iray no tsy maintsy atolotrao amin'ny maraina, ary ny zanak'ondry iray hafa dia tsy maintsy atolotra amin'ny hariva. BSB BSB: Offer one lamb in the morning and the other at twilight,
5 ULB Tsy maintsy manolotra koba tsara toto ampahafolon'ny efaha, mifangaro diloilo voakapoka iray ampahefatry ny hina ho fanatitra hohanina ianao. BSB BSB: along with a tenth of an ephah of fine flour as a grain offering, mixed with a quarter hin of oil from pressed olives.
6 ULB Izany no fanatitra dorana mahazatra izay nodidiana tao an-Tendrombohitra Sinay mba hamokatra hanitra mamerovero, fanatitra iray natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh. BSB BSB: This is a regular burnt offering established at Mount Sinai as a pleasing aroma, a food offering to the LORD.
7 ULB Ny fanatitra sotroina miaraka amin'izany dia tsy maintsy iray ampahefatry ny hina ny an'ny zanak'ondry iray. Tsy maintsy ararakao eo amin'ny toerana masina ny fanatitra sotroin'ny zava-pisotro mahery ho an'i Yaveh. BSB BSB: The drink offering accompanying each lamb shall be a quarter hin. Pour out the offering of fermented drink to the LORD in the sanctuary area.
8 ULB Ilay zanak'ondry hafa dia tsy maintsy hatolotrao miaraka amin'ny fanatitra hohanina hafa amin'ny hariva tahaka ilay natolotra tamin'ny maraina. Tsy maintsy manolotra fanatitra sotroina miaraka amin'izany ihany koa ianao, fanatitra natao tamin'ny afo, mba hamokatra hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh. BSB BSB: And offer the second lamb at twilight, with the same grain offering and drink offering as in the morning. It is a food offering, a pleasing aroma to the LORD.
9 ULB Amin'ny andro Sabata dia tsy maintsy manolotra zanak'ondrilahy roa ianao, samy herintaona tsy misy kilema, sy koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha ho fanatitra hohanina, mifangaro diloilo, sy fanatitra sotroina miaraka amin'izany. BSB BSB: On the Sabbath day, present two unblemished year-old male lambs, accompanied by a grain offering of two-tenths of an ephah of fine flour mixed with oil, as well as a drink offering.
10 ULB Izany dia ho an'ny fanatitra dorana isaky ny Sabata, ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra dorana miaraka amin'izany. BSB BSB: This is the burnt offering for every Sabbath, in addition to the regular burnt offering and its drink offering.
11 ULB Isaky ny fiandohan'ny volana, dia tsy maintsy manolotra fanatitra dorana ho an'i Yaveh ianao. BSB BSB: At the beginning of every month, you are to present to the LORD a burnt offering of two young bulls, one ram, and seven male lambs a year old, all unblemished,
12 ULB Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy roa, ondrilahy iray, ary zanak'ondrilahy herintaona tsy misy kilema. Tsy maintsy manolotra koba tsara toto telo ampahafolon'ny efaha ho fanatitra hohanina mifangaro diloilo ho an'ny ondrilahy iray ihany koa ianao. BSB BSB: along with three-tenths of an ephah of fine flour mixed with oil as a grain offering with each bull, two-tenths of an ephah of fine flour mixed with oil as a grain offering with the ram,
13 ULB Tsy maintsy manolotra koba tsara toto mifangaro diloilo ampahafolon'ny efaha ho fanatitra hohanina isaky ny zanak'ondry ihany koa ianao. Izany no ho fanatitra dorana, mba hamoaka hanitra mamerovero, fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh. BSB BSB: and a tenth of an ephah of fine flour mixed with oil as a grain offering with each lamb. This is a burnt offering, a pleasing aroma, a food offering to the LORD.
14 ULB Tsy maintsy antsasaky ny hinan-divay ho an'ny omby iray ny fanatitra sotroin'ny vahoaka, ampahatelon'ny hina ny an'ny ondrilahy iray, ary iray ampahefatry ny hina ny an'ny zanak'ondry iray. Dia izany no fanatitra dorana isam-bolana mandritra ireo volan'ny taona. BSB BSB: Their drink offerings shall be half a hin of wine with each bull, a third of a hin with the ram, and a quarter hin with each lamb. This is the monthly burnt offering to be made at each new moon throughout the year.
15 ULB Ondrilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho an'i Yaveh no tsy maintsy atolotra. Izany dia ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra sotroina miaraka amin'izany. BSB BSB: In addition to the regular burnt offering with its drink offering, one male goat is to be presented to the LORD as a sin offering.
16 ULB Mandritra ny volana voalohany, amin'ny fahefatra ambin'ny folon'ny volana, no tonga ny Pask'i Yaveh. BSB BSB: The fourteenth day of the first month is the LORD’s Passover.
17 ULB Amin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'izany volana izany no hanaovana ny fety. Mandritra ny fito andro, tsy maintsy mofo tsy misy masirasira no hohanina. BSB BSB: On the fifteenth day of this month, there shall be a feast; for seven days unleavened bread is to be eaten.
18 ULB Amin'ny andro voalohany, dia tsy maintsy hisy fiangonana masina hanomezana voninahitra an'i Yaveh. Aoka tsy hanao ny asa mahazatra ianao amin'izany andro izany. BSB BSB: On the first day there is to be a sacred assembly; you must not do any regular work.
19 ULB Fa kosa, tsy maintsy manolotra fanatitra atao amin'ny afo ianao, dia fanatitra dorana ho an'i Yaveh. Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy roa, ondrilahy iray, ary zanak'ondry herintaona fito, tsy misy kilema ianao. BSB BSB: Present to the LORD a food offering, a burnt offering of two young bulls, one ram, and seven male lambs a year old, all unblemished.
20 ULB Miaraka amin'ny ondry, dia tsy maintsy manolotra fanatitra hohanina koba tsara toto mifangaro diloilo telo ampahafolon'ny efaha ianao, ary miaraka amin'ny ondrilahy, roa ampahafolony. BSB BSB: The grain offering shall consist of fine flour mixed with oil; offer three-tenths of an ephah with each bull, two-tenths of an ephah with the ram,
21 ULB Isaky ny iray amin'reo zanak'ondry fito, dia tsy maintsy manolotra koba tsara toto ampahafolon'ny efaha ianao, BSB BSB: and a tenth of an ephah with each of the seven lambs.
22 ULB sy osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana mba hanaovana fanavotana ho an'ny tenanareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering to make atonement for you.
23 ULB Tsy maintsy hatolotrao ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra takiana isa-maraina ireo. BSB BSB: You are to present these in addition to the regular morning burnt offering.
24 ULB Araka ny voafaritra eto, tsy maintsy atolotrao isan'andro ireo sorona ireo, mandritra ny fito andron'ny Paska, dia ny fanatitra hohanina natao tamin'ny afo, hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh. Tsy maintsy atolotra izany ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra sotroina miaraka amin'izany. BSB BSB: Offer the same food each day for seven days as a food offering, a pleasing aroma to the LORD. It is to be offered with its drink offering and the regular burnt offering.
25 ULB Amin'ny andro fahafito dia tsy maintsy miaraka amin'ny fiangonana masina mba hanome voninahitra an'i Yaveh ianao, ary aoka tsy hanao ny raharaha mahazatra ianao amin'izany andro izany. BSB BSB: On the seventh day you shall hold a sacred assembly; you must not do any regular work.
26 ULB Amin'ny andron'ny voaloham-bokatra ihany koa, rehefa manatitra fanatitra hohanina vaovao ho an'i Yaveh amin'ny Herinandron'ny Firavoravoana ianao, dia tsy maintsy miaraka amin'ny fiangonana masina mba hanome voninahitra an'i Yaveh ianao, ary tsy mahazo manao ny asa mahazatra ianao amin'izany andro izany. BSB BSB: On the day of firstfruits, when you present an offering of new grain to the LORD during the Feast of Weeks, you are to hold a sacred assembly; you must not do any regular work.
27 ULB Tsy maintsy manolotra fanatitra dorana mba hahazoana hanitra mamerovero ho an'i Yaveh ianao. Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy roa, ondrilahy iray, ary zanak'ondrilahy herintaona fito ianao. BSB BSB: Present a burnt offering of two young bulls, one ram, and seven male lambs a year old as a pleasing aroma to the LORD,
28 ULB Manolora ihany koa fanatitra hohanina miaraka amin'ireo: dia koba tsara toto mifangaro diloilo, koba tsara toto mifangaro diloilo telo ampahafolon'ny efaha ho an'ny ombilahy tsirairay ary roa ampahafolony ho an'ny ondrilahy iray. BSB BSB: together with their grain offerings of fine flour mixed with oil—three-tenths of an ephah with each bull, two-tenths of an ephah with the ram,
29 ULB Manolora koba tsara toto mifangaro diloilo ho an'ny zanak'ondry fito tsirairay avy, BSB BSB: and a tenth of an ephah with each of the seven lambs.
30 ULB sy osilahy iray mba hanaovana fanavotana ho an'ny tenanareo. BSB BSB: Include one male goat to make atonement for you.
31 ULB Rehefa manolotra ireo biby tsy misy kilema ireo ianao, miaraka amin'ireo fanatitra sotroiny, izany dia fanampin'ny fanatitra mahazatra sy ny fanatitra dorana miaraka amin'izany." BSB BSB: Offer them with their drink offerings in addition to the regular burnt offering and its grain offering. The animals must be unblemished.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.