1 ULB "Amin'ny volana fahafito, amin'ny andro voalohan'ny volana, dia tsy maintsy hanao fivoriana masina hankalazana an'i Yaveh ianareo. Tsy hanao ny raharaha mahazatra ianareo amin'izany andro izany. Ho andro fitsofana ireo trompetra ho anareo izany. BSB BSB: “On the first day of the seventh month, you are to hold a sacred assembly, and you must not do any regular work. This will be a day for you to sound the trumpets.
2 ULB Tsy maintsy manolotra fanatitra dorana hahatonga hanitra mamerovero ho an'i Yaveh ianareo. Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, ary zanak'ondry lahy herintaona fito, samy tsy misy kilema ianareo. BSB BSB: As a pleasing aroma to the LORD, you are to present a burnt offering of one young bull, one ram, and seven male lambs a year old, all unblemished,
3 ULB Tsy maintsy manolotra miaraka amin'ireo ny fanatitra hohanina, koba tsara toto voaharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha ho an'ny ombilahy, roa ampahafolony ho an'ny ondrilahy, BSB BSB: together with their grain offerings of fine flour mixed with oil—three-tenths of an ephah with the bull, two-tenths of an ephah with the ram,
4 ULB ary ampahafolony ho an'ny zanak'ondry tsirairay amin'ireo zanak'ondry fito ianareo. BSB BSB: and a tenth of an ephah with each of the seven male lambs.
5 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanavotana anareo ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering to make atonement for you.
6 ULB Ataovy ireto fanatitra ireto amin'ny volana fahafito ho fanampin'ny fanatitra rehetra izay hataonareo isaky ny voaloham-bolana: ny fanatitra dorana voatokana sy ny fanatitra hohanina no hiaraka amin'izany. Ireo dia ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra ahidin'izany. Rehefa manao izany fanatitra izany ianareo, dia hankatoa izay voadidy mba hahatonga hanitra mamerovero, fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh. BSB BSB: These are in addition to the monthly and daily burnt offerings with their prescribed grain offerings and drink offerings. They are a pleasing aroma, a food offering to the LORD.
7 ULB Amin'ny andro fahafolon'ny volana fahafito dia tsy maintsy hisy fivoriana masina hankalazana an'i Yaveh. Tsy maintsy hanetry ny tenanareo ianareo ary tsy hiasa. BSB BSB: On the tenth day of this seventh month, you are to hold a sacred assembly, and you shall humble yourselves; you must not do any work.
8 ULB Tsy maintsy manolotra fanatitra dorana mba hahatonga hanitra mamerovero ho an'i Yaveh ianareo. Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, ary zanak'ondry lahy fito herintaona ianareo. Aoka ho samy tsy misy kilema ireo. BSB BSB: Present as a pleasing aroma to the LORD a burnt offering of one young bull, one ram, and seven male lambs a year old, all unblemished,
9 ULB Tsy maintsy hatolotrareo miaraka amin'ireo ny fanatitra hohanina, koba tsara toto voaharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha ho an'ny ombilahy, roa ampahafolony ho an'ny ondrilahy, BSB BSB: together with their grain offerings of fine flour mixed with oil—three-tenths of an ephah with the bull, two-tenths of an ephah with the ram,
10 ULB ary ampahafolon'ny efaha ho an'ny tsirairay amin'ireo zanak'ondry fito. BSB BSB: and a tenth of an ephah with each of the seven lambs.
11 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ianareo. Ho fanampin'ny fanatitra nohon'ny fahotana ho fanavotana, ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra sotroina amin'izany. BSB BSB: Include one male goat for a sin offering, in addition to the sin offering of atonement and the regular burnt offering with its grain offering and drink offerings.
12 ULB Amin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana fahafito dia tsy maintsy hisy fivoriana masina hankalazana an'i Yaveh. Tsy mahazo manao ny raharaha mahazatra ianareo amin'izany andro izany, ary tsy maintsy mitandrina ny firavoravoana ho Azy mandritra ny fito andro. BSB BSB: On the fifteenth day of the seventh month, you are to hold a sacred assembly; you must not do any regular work, and you shall observe a feast to the LORD for seven days.
13 ULB Tsy maintsy manolotra fanatitra dorana ianareo, sorona natao tamin'ny afo hahatonga hanitra mamerovero ho an'i Yaveh. Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy telo ambin'ny folo, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy herintaona efatra ambin'ny folo. Aoka ho samy tsy misy kilema ireo. BSB BSB: As a pleasing aroma to the LORD, you are to present a food offering, a burnt offering of thirteen young bulls, two rams, and fourteen male lambs a year old, all unblemished,
14 ULB Tsy maintsy atolotrareo miaraka amin'ireo ny fanatitra hohanina, koba tsara toto voaharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha ho an'ny ombilahy tsirairay amin'ireo ombilahy telo ambin'ny folo, roa ampahafolony ho an'ny ondrilahy tsirairay amin'ireo ondrilahy roa, BSB BSB: along with the grain offering of three-tenths of an ephah of fine flour mixed with oil with each of the thirteen bulls, two-tenths of an ephah with each of the two rams,
15 ULB ary ampahafolon'ny efaha ho an'ny tsirairay amin'ireo zanak'ondry efatra ambin'ny folo. BSB BSB: and a tenth of an ephah with each of the fourteen lambs.
16 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra sotroina amin'izany ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
17 ULB Amin'ny andro faharoan'ny fivoriana, dia tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy roa ambin'ny folo, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy efatra ambin'ny folo herintaona, samy tsy hisy kilema ianareo. BSB BSB: On the second day you are to present twelve young bulls, two rams, and fourteen male lambs a year old, all unblemished,
18 ULB Tsy maintsy hampiarahanareo amin'ireo ny fanatitra hohanina, ny fanatitra sotroina ho an'ireo ombilahy, ho an'ireo ondrilahy, sy ho an'ireo zanak'ondry, manaova fanatitra maro araka izay voadidy. BSB BSB: along with the grain and drink offerings for the bulls, rams, and lambs, according to the number prescribed.
19 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
20 ULB Amin'ny andro fahatelon'ny fivoriana, dia tsy maintsy manolotra ombilahy iraika ambin'ny folo, ondrilahy roa, ary zanak'omby lahy herintaona efatra ambin'ny folo, samy tsy misy kilema ianareo. BSB BSB: On the third day you are to present eleven bulls, two rams, and fourteen male lambs a year old, all unblemished,
21 ULB Tsy maintsy hampiarahanareo amin'ireo ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra sotroina ho an'ireo ombilahy, ho an'ireo ondrilahy, ary ho an'ireo zanak'ondry, manaova fanatitra maro araka izay voadidy. BSB BSB: along with the grain and drink offerings for the bulls, rams, and lambs, according to the number prescribed.
22 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba izany, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
23 ULB Amin'ny andro fahefatry ny fivoriana, dia tsy maintsy hanolotra ombilahy folo, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy herintaona efatra ambin'ny folo, samy tsy hisy kilema ianareo. BSB BSB: On the fourth day you are to present ten bulls, two rams, and fourteen male lambs a year old, all unblemished,
24 ULB Tsy maintsy hampiarahanareo amin'ireo ny fanatitra hohanina, ny fanatitra sotroina ho an'ireo ombilahy, ho an'ireo ondrilahy, sy ho an'ireo zanak'ondry, manaova fanatitra maro araka izay voadidy. BSB BSB: along with the grain and drink offerings for the bulls, rams, and lambs, according to the number prescribed.
25 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ireo fanatitra aidiny ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
26 ULB Amin'ny andro fahadimin'ny fivoriana, dia tsy maintsy hanolotra ombilahy sivy, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy herintaona efatra ambin'ny folo, samy tsy misy kilema ianareo. BSB BSB: On the fifth day you are to present nine bulls, two rams, and fourteen male lambs a year old, all unblemished,
27 ULB Tsy maintsy hampiarahanareo amin'ireo ny fanatitra hohanina, ny fanatitra sotroina ho an'ireo ombilahy, ho an'ireo ondrilahy, sy ho an'ireo zanak'ondry, manaova fanatitra maro araka izay voadidy. BSB BSB: along with the grain and drink offerings for the bulls, rams, and lambs, according to the number prescribed.
28 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
29 ULB Amin'ny andro fahenin'ny fivoriana, dia tsy maintsy manolotra ombilahy valo, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy herintaona efatra ambin'ny folo, samy tsy hisy kilema ianareo. BSB BSB: On the sixth day you are to present eight bulls, two rams, and fourteen male lambs a year old, all unblemished,
30 ULB Tsy maintsy hampiarahanareo amin'ireo ny fanatitra hohanina, ny fanatitra sotroina ho an'ireo ombilahy, ho an'ireo ondrilahy, sy ho an'ireo zanak'ondry, manaova fanatitra maro araka izay voadidy. BSB BSB: along with the grain and drink offerings for the bulls, rams, and lambs, according to the number prescribed.
31 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
32 ULB Amin'ny andro fahafiton'ny fivoriana, dia tsy maintsy manolotra ombilahy fito, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy herintaona efatra ambin'ny folo, samy tsy misy kilema ianareo. BSB BSB: On the seventh day you are to present seven bulls, two rams, and fourteen male lambs a year old, all unblemished,
33 ULB Tsy maintsy hampiarahanareo amin'ireo ny fanatitra hohanina, ny fanatitra sotroina ho an'ireo ombilahy, ho an'ireo ondrilahy, sy ho an'ireo zanak'ondry, manaova fanatitra maro araka izay voadidy. BSB BSB: along with the grain and drink offerings for the bulls, rams, and lambs, according to the number prescribed.
34 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
35 ULB Amin'ny andro fahavalo dia tsy maintsy hanao fivoriana manetriketrika hafa ianareo. Tsy mahazo manao ny asa mahazatra ianareo amin'izany andro izany. BSB BSB: On the eighth day you are to hold a solemn assembly; you must not do any regular work.
36 ULB Tsy maintsy manolotra fanatitra dorana ianareo, fanatitra natao tamin'ny afo mba hahatonga hanitra mamerovero ho an'i Yaveh. Tsy maintsy manolotra ombilahy iray, ondrilahy iray, ary zanak'ondry lahy herintaona fito, samy tsy misy kilema ianareo. BSB BSB: As a pleasing aroma to the LORD, you are to present a food offering, a burnt offering of one bull, one ram, and seven male lambs a year old, all unblemished,
37 ULB Tsy maintsy manolotra ireo fanatitra hohanin'izy ireo sy fanatitra sotroina ho an'ny ombilahy, ho an'ny ondrilahy, ary ho an'ny zanak'ondry, manaova fanatitra maro araka izay voadidy ianareo. BSB BSB: along with the grain and drink offerings for the bulls, rams, and lambs, according to the number prescribed.
38 ULB Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho fanatitra nohon'ny fahotana ho fanampin'ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba azy ireo, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany ianareo. BSB BSB: Include one male goat as a sin offering, in addition to the regular burnt offering with its grain offering and drink offering.
39 ULB Ireo no tsy maintsy haterinao ho an'i Yaveh amin'ireo firavoravoana izay efa voafaritra. Ho fanampin'ireo voady sy fanatitra an-tsitraponao izany. Tsy maintsy manolotra izany ho fanatitra dorana, fanatitra hohanina, fanatitra aidina, sy fanati-pihavanana ianareo." BSB BSB: You are to present these offerings to the LORD at your appointed times, in addition to your vow and freewill offerings, whether burnt offerings, grain offerings, drink offerings, or peace offerings.”
40 ULB Nolazain'i Mosesy tamin'ny vahoakan'Israely ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh azy holazaina. BSB BSB: So Moses spoke all this to the Israelites just as the LORD had commanded him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.