1 ULB Yaveh niresaka tamin'i Mosesy. Hoy Izy hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Didio ny vahoakan'Israely mba handroaka ny rehetra misy aretin-koditra hiala ao amin'ny toby, ary izay rehetra misy fery mitsika, ary izay rehetra maloto tamin'ny fikasihana faty. BSB BSB: “Command the Israelites to send away from the camp anyone with a skin disease, anyone who has a bodily discharge, and anyone who is defiled by a dead body.
3 ULB Na lehilahy na vehivavy, dia aoka halefanao hiala ao amin'ny toby izy ireo. Aoka tsy handoto ny toby izy ireo, satria ao no mitoetra Aho." BSB BSB: You must send away male and female alike; send them outside the camp so they will not defile their camp, where I dwell among them.”
4 ULB Dia nanao izany ny vahoakan'Israely. Dia nalefan'izy ireo hiala tao amin'ny toby izy ireo, araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. Dia nankatoa an'i Yaveh ny vahoakan'ny Israely. BSB BSB: So the Israelites did this, sending such people outside the camp. They did just as the LORD had instructed Moses.
5 ULB Niresaka tamin'i Mosesy indray Yaveh. Hoy Izy: BSB BSB: And the LORD said to Moses,
6 ULB "Miresaha amin'ny vahoakan'Israely. Rehefa manao fahotana ny lehilahy na ny vehivavy tahaka ny ifanaovan'ny olona, ary tsy mahatoky amiko, dia meloka izany olona izany. BSB BSB: “Tell the Israelites that when a man or woman acts unfaithfully against the LORD by committing any sin against another, that person is guilty
7 ULB Ary tsy maintsy miaiky ny fahotana izay efa vitany izy. Tsy maintsy honerany tanteraka ny vidin-kelony ary hanampy ny avo dimy heny amin'ny vidiny. Tsy maintsy hanome izany amin'iray izay nanaovany ny tsy mety izy. BSB BSB: and must confess the sin he has committed. He must make full restitution, add a fifth to its value, and give all this to the one he has wronged.
8 ULB Fa raha tsy manana havana hakaiky mba handray ny onitra ilay niharan'ny tsy mety, dia tsy maintsy honerany amiko amin'ny alalan'ny mpisorona ny vidin-kelony, miaraka amin'ny ondry iray ho fanavotana ny tenany. BSB BSB: But if the man has no relative to whom restitution can be made for the wrong, the restitution belongs to the LORD and must be given to the priest along with the ram of atonement, by which the atonement is made for him.
9 ULB Ny fanatitry ny vahoakan'Israely rehetra, ireo zavatra izay natokana sy nentina tany amin'ny mpisorona avy amin'ny vahoakan'Israely, dia ho azy avokoa. BSB BSB: Every sacred contribution the Israelites bring to the priest shall belong to him.
10 ULB Ireo fanatitry ny olona rehetra dia ho an'ny mpisorona; raha misy manome zavatra ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany." BSB BSB: Each man’s sacred gifts are his own, but whatever he gives to the priest will belong to the priest.”
11 ULB Dia niresaka tamin'i Mosesy indray i Yaveh. Hoy Izy: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
12 ULB "Miresaha amin'ny voahoakan'Israely. Lazao izy ireo hoe: 'Raiso hoe mivadika ny vadin-dralehilahy ary manota amin'ny vadiny. BSB BSB: “Speak to the Israelites and tell them that if any man’s wife goes astray and is unfaithful to him
13 ULB Ary raiso hoe misy lehilahy hafa miara-mandry aminy. Amin'izany, dia voaloto izy. Na dia tsy hitan'ny vadiny aza izany na fatany ny momba izany, ary na dia tsy misy na iray aza mahatratra azy eo am-panaovana izany ary tsy misy na iray aza mijoro vavolombelona miampanga azy, BSB BSB: by sleeping with another man, and it is concealed from her husband and her impurity is undetected (since there is no witness against her and she was not caught in the act),
14 ULB na dia izany aza, ny fanahin'ny hasarotam-piaro dia mampahafantatra hatrany amin'ny lahy fa voaloto ny vadiny. Kanefa, ny fanahin'ny hasarotam-piaro dia ho avy handainga amin'ilay lehilahy rehefa tsy voaloto ny vadiny. BSB BSB: and if a feeling of jealousy comes over her husband and he suspects his wife who has defiled herself—or if a feeling of jealousy comes over him and he suspects her even though she has not defiled herself—
15 ULB Amin'ny tranga tahaka izany, ilay lehilahy dia tokony hitondra ny vadiny ho any amin'ny mpisorona. Tsy maintsy mitondra fanatitra sotroina ho azy ny vadiny. Tsy maintsy hitondra kobam-bary ampahafolon'ny efaha izy. Tsy mahazo mandraraka menaka na ditin-kazo manitra amin'izany izy satria fanatitra varin'ny hasarotam-piaro izany, fanatitra hohanina ho famantarana ny mety ho fisian'ny fahotana. BSB BSB: then he is to bring his wife to the priest. He must also bring for her an offering of a tenth of an ephah of barley flour. He is not to pour oil over it or put frankincense on it, because it is a grain offering for jealousy, an offering of memorial as a reminder of iniquity.
16 ULB Aoka hitondra azy akaiky ary hametraka azy eo anatrehan'i Yaveh ny mpisorona. BSB BSB: The priest is to bring the wife forward and have her stand before the LORD.
17 ULB Aoka haka ny sinin-drano voahasina ary haka vovoka avy amin'ny tanin'ny tabernakely ny mpisorona. Aoka hanisy ny vovoka ao anatin'ilay rano izy. BSB BSB: Then he is to take some holy water in a clay jar and put some of the dust from the tabernacle floor into the water.
18 ULB Ny mpisorona hametraka ilay vehivavy eo anatrehan'Andriamanitra ary hamaha ny volo eo an-dohan'ilay vehivavy. Hapetany eo amin'ny tanany ny fanatitra voa fahatsiarovana, izay fanatitra voan'ny ahiahy. Hitazona mafy ny rano mangidy izay mety hitondra ozona amin'ny tanany ny mpisorona. BSB BSB: After the priest has the woman stand before the LORD, he is to let down her hair and place in her hands the grain offering of memorial, which is the grain offering for jealousy. The priest is to hold the bitter water that brings a curse.
19 ULB Hametraka ilay vehivavy ho ambanin'ny fianianana ny mpisorona ary hilaza aminy hoe: "Raha mbola tsy nisy lehilahy hafa nanao firaisana ara-nofo taminao, ary raha tsy naniasia sy nanao fahalotoana, dia afaka amin'ity rano mangidy izay mety hitondra ozona ity. BSB BSB: And he is to put the woman under oath and say to her, ‘If no other man has slept with you and you have not gone astray and become defiled while under your husband’s authority, may you be immune to this bitter water that brings a curse.
20 ULB Fa raha ianao, izay vehivavy voafatotry ny vadiny, no efa naniasia, ary raha voaloto ianao, ary raha nisy lehilahy hafa niara-nandry taminao, BSB BSB: But if you have gone astray while under your husband’s authority and have defiled yourself and lain carnally with a man other than your husband’—
21 ULB dia, (tsy maintsy ny mpisorona no mampanao fianianana izay afaka mitondra ny ozona aminy amin'ilay vehivavy, ary dia tsy maintsy hanoy resaka amin'ilay vehivavy izy) 'Yaveh hanao anao anaty ozona izay haseho amin'ny vahoakanao ho toy izany. Dia hitranga izany raha ataon'i Yaveh mihalò ny fenao ary mivonto ny kibonao. BSB BSB: and the priest shall have the woman swear under the oath of the curse—‘then may the LORD make you an attested curse among your people by making your thigh shrivel and your belly swell.
22 ULB Ity rano izay mitondra ozona ity dia hiditra ao amin'ny vavoninao ary hampivonto ny kibonao ary harary ireo fenao.' Dia aoka hamaly ravehivavy hoe: "Eny, avelao hiseho izany raha meloka aho.' BSB BSB: May this water that brings a curse enter your stomach and cause your belly to swell and your thigh to shrivel.’ Then the woman is to say, ‘Amen, Amen.’
23 ULB Aoka hanoratra ireto ozona ireto ao amin'ny horonan-taratasy ny mpisorona, ary aoka hodioviny ao amin'ny rano mangidy ireo ozona voasoratra. BSB BSB: And the priest shall write these curses on a scroll and wash them off into the bitter water.
24 ULB Aoka hampisotro ny rano mangidy izay mitondra ozona ho an'ny vehivavy ny mpisorona. Ilay rano izay mitondra ozona dia hiditra ao aminy ary hanjary hangidy. BSB BSB: He is to have the woman drink the bitter water that brings a curse, and it will enter her and may cause her bitter suffering.
25 ULB Aoka hanala fanatitra voan'ny hasarotam-piaro amin'ny tanan'ny vehivavy izy. Aoka hitazona ny fanatitra voa eo anatrehan'i Yaveh ary hitondra izany eo amin'ny alitara izy. BSB BSB: The priest shall take from her hand the grain offering for jealousy, wave it before the LORD, and bring it to the altar.
26 ULB Aoka haka fanatitra voa eran'ny tanana ho fanatitra fanehoana ny mpisorona, ary handoro izany eo amin'ny alitara. Dia aoka homeny ny vehivavy ny rano tena mangidy mba hosotroina. BSB BSB: Then the priest is to take a handful of the grain offering as a memorial portion and burn it on the altar; after that he is to have the woman drink the water.
27 ULB Rehefa omeny azy ny rano ho sotroina, raha voaloto satria efa nanota tamin'ny vadiny izy, dia hiditra aminy ny rano izay mitondra ozona ary lasa hangidy. Hivonto ny kibony ary harary ny feny. Ho voaozona eo amin'ny olony ilay vehivavy. BSB BSB: When he has made her drink the water, if she has defiled herself and been unfaithful to her husband, then the water that brings a curse will enter her and cause bitter suffering; her belly will swell, her thigh will shrivel, and she will become accursed among her people.
28 ULB Fa raha tsy voaloto kosa ilay vehivavy ary raha madio izy, dia tsy maintsy ho afahana. Ary afaka hanana anaka izy. BSB BSB: But if the woman has not defiled herself and is clean, she will be unaffected and able to conceive children.
29 ULB Izany no lalàn'ny hasarotam-piaro. Izany no lalàna ho an'ny vehivavy izay mania amin'ny vadiny ary voaloto. BSB BSB: This is the law of jealousy when a wife goes astray and defiles herself while under her husband’s authority,
30 ULB Izany no lalàna ho an'ny lehilahy manana ny fanahin'ny hasarotam-piaro rehefa saro-piaro amin'ny vadiny izy. Aoka izy hitondra ny vehivavy eo anatrehan'i Yaveh, ary aoka ny mpisorona hanao aminy izay rehetra voafaritr'io lalànan'ny hasarotam-piaro io. BSB BSB: or when a feeling of jealousy comes over a husband and he suspects his wife. He is to have the woman stand before the LORD, and the priest is to apply to her this entire law.
31 ULB Ary dia ho afaka amin'ny fahamelohana ny amin'ny fitondrana ny vadiny teo amin'ny mpisorona ny lehilahy. Aoka hitondra ny heloka izay mety hananany ilay vehivavy." BSB BSB: The husband will be free from guilt, but the woman shall bear her iniquity.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.