1 ULB Tamin'ny andro nahavitan'i Mosesy ny tabernakely, dia nosorany izany ary natokany ho an'i Yaveh, niaraka tamin'ny fanaka rehetra. Nataony toy izany koa ny alitara sy ny fanaka rehetra. Nosorany izany ary natokany ho an'i Yaveh. BSB BSB: On the day Moses finished setting up the tabernacle, he anointed and consecrated it and all its furnishings, along with the altar and all its utensils.
2 ULB Tamin'izany andro izany dia nanolotra sorona ireo mpitarik'Israely, sy ireo lohan'ny fianakavian'ny razambeny. Ireo lehilahy ireo no nitarika ny foko. Izy ireo no nanara-maso ny fanisana ny olona tamin'ny fanisam-bahoaka. BSB BSB: And the leaders of Israel, the heads of their families, presented an offering. These men were the tribal leaders who had supervised the registration.
3 ULB Nentin'izy ireo teo anatrehan'i Yaveh ny fanatitr'izy ireo. Nitondra sarety misarona enina sy omby roa ambin'ny folo izy ireo, ary ny mpitarika tsirairay dia nitondra omby iray. Nitondra sarety iray isaky ny mpitarika roa avy izy ireo, ary ny mpitarika tsirairay dia nitondra omby iray avy. Naterin'izy ireo teo anatrehan'ny tabernakely ireo zavatra rehetra ireo. BSB BSB: They brought as their offering before the LORD six covered carts and twelve oxen—an ox from each leader and a cart from every two leaders—and presented them before the tabernacle.
4 ULB Dia niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Izy hoe: BSB BSB: And the LORD said to Moses,
5 ULB "Ekeo ny fanatitra avy amin'izy ireo ary ampiasao ho amin'ny asa ao amin'ny trano-lay fihaonana ny fanatitra. Omeo an'ireo Levita ireo fanatitra, dia amin'ny tsirairay araka ny ilain'izy ireo amin'ny asany avy." BSB BSB: “Accept these gifts from them, that they may be used in the work of the Tent of Meeting. And give them to the Levites, to each man according to his service.”
6 ULB Nalain'i Mosesy ireo sarety sy ireo omby, ary nomeny an'ireo Levita. BSB BSB: So Moses took the carts and oxen and gave them to the Levites.
7 ULB Nanome sarety roa sy omby efatra ho an'ny taranak'i Gersona izy, nohon'ny filan'izy ireo amin'ny asany. BSB BSB: He gave the Gershonites two carts and four oxen, as their service required,
8 ULB Nanome sarety efatra sy omby valo ho an'ny taranak'i Merary izy, ho eo amin'ny fiahian'i Itamara zanak'i Arona mpisorona. Nataony izany noho izay notakian'ny asan'izy ireo. BSB BSB: and he gave the Merarites four carts and eight oxen, as their service required, all under the direction of Ithamar son of Aaron the priest.
10 ULB Nanolotra ireo fanomezany ireo mpitarika mba ho an'ny fanokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosoran'i Mosesy ny alitara. Nanolotra ny sorony teo anoloan'ny alitara ireo mpitarika. BSB BSB: When the altar was anointed, the leaders approached with their offerings for its dedication and presented them before the altar.
11 ULB Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Aoka ny mpitarika tsirairay hanolotra ny sorony amin'ny androny avy ho an'ny fanokanana ny alitara." BSB BSB: And the LORD said to Moses, “Each day one leader is to present his offering for the dedication of the altar.”
12 ULB Tamin'ny andro voalohany, dia Nasona zanak'i Aminadaba, avy amin'ny fokon'i Joda, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the first day Nahshon son of Amminadab from the tribe of Judah drew near with his offering.
13 ULB Ny sorony dia lovia volafosty iray milanja sekely 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Ireo zavatra ireo dia samy feno divay sy lafarina tsara toto miharo menaka hatao fanatitra hohanina. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
14 ULB Nanome lovia volamena iray milanja sekely folo sady feno ditin-kazo manitra izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
15 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona, ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
16 ULB Nanome osilahy ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
17 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy dimy izay herintaona, ho sorona hatao fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Nasona zanak'i Aminadaba. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Nahshon son of Amminadab.
18 ULB Tamin'ny andro faharoa, Netanela zanak'i Zoara, mpitarik'i Isakara, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the second day Nethanel son of Zuar, the leader of Issachar, drew near.
19 ULB Nanolotra lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo izy ho sorony, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: The offering he presented was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
20 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
21 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona, ho fanatitra dorana ihany koa izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
22 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
23 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona hatao fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Netanela zanak'i Zora. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Nethanel son of Zuar.
24 ULB Tamin'ny andro fahatelo, Eliaba zanak'i Helona, mpitarika ireo taranak'i Zebolona, no nanolotra sorona. BSB BSB: On the third day Eliab son of Helon, the leader of the Zebulunites, drew near.
25 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy iray milanja sekely 130, ary lovia jobo iray milanja sekely fitopolo araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho an'ny fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
26 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
27 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
28 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
29 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy dimy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Eliaba zanak'i Helona. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Eliab son of Helon.
30 ULB Tamin'ny andro fahefatra, Elizora zanak'i Sedeora, mpitarika ireo taranak'i Robena, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the fourth day Elizur son of Shedeur, the leader of the Reubenites, drew near.
31 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
32 ULB Nanome lovia volamena iray milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
33 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondy iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
34 ULB Nanome osilahy ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
35 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy dimy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Elizora zanak'i Sedora. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Elizur son of Shedeur.
36 ULB Tamin'ny andro fahadimy, Selomiela zanak'i Zorisaday, mpitarika ny taranak'i Simeona, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the fifth day Shelumiel son of Zurishaddai, the leader of the Simeonites, drew near.
37 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
38 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
39 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
40 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
41 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Selomiela zanak'i Zorisaday. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Shelumiel son of Zurishaddai.
42 ULB Tamin'ny andro fahenina, Eliasafa zanak'i Doela, mpitaraka ny taranak'i Gada, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the sixth day Eliasaph son of Deuel, the leader of the Gadites, drew near.
43 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy iray milanja sekely 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
44 ULB Nanome lovia volamena iray milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
45 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
46 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
47 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Eliasafa zanak'i Doela. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Eliasaph son of Deuel.
48 ULB Tamin'ny andro fahafito, Elisama zanak'i Amihoda, mpitarika ny taranak'i Efraima, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the seventh day Elishama son of Ammihud, the leader of the Ephraimites, drew near.
49 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy irsekely ay milanja 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
50 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
51 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
52 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
53 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Elisama zanak'i Amihoda. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Elishama son of Ammihud.
54 ULB Tamin'ny andro fahavalo, Gamaliela zanak'i Pedazora, mpitarika ny taranak'i Manase, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the eighth day Gamaliel son of Pedahzur, the leader of the Manassites, drew near.
55 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely topolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
56 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
57 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
58 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
59 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Gamaliela zanak'i Pedazora. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Gamaliel son of Pedahzur.
60 ULB Tamin'ny andro fahasivy, Abidana zanak'i Gideony, mpitarika ny taranak'i Benjamina, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the ninth day Abidan son of Gideoni, the leader of the Benjamites, drew near.
61 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
62 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
63 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
64 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
65 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Abidana zanak'i Gideony. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Abidan son of Gideoni.
66 ULB Tamin'ny andro fahafolo, Ahiezera zanak'i Amisaday, mpitarika ny taranak'i Dana, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the tenth day Ahiezer son of Ammishaddai, the leader of the Danites, drew near.
67 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
68 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
69 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
70 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
71 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Ahiezera zanak'i Amisaday. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Ahiezer son of Ammishaddai.
72 ULB Tamin'ny andro fahiraika ambin'ny folo, Pagiela zanak'i Okrana, mpitarika ny taranak'i Asera, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the eleventh day Pagiel son of Ocran, the leader of the Asherites, drew near.
73 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopol, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
74 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
75 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
76 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
77 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Pagiela zanak'i Okrana. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Pagiel son of Ocran.
78 ULB Tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo, Ahira zanak'i Enana, mpitarika ny taranak'i Naftaly, no nanolotra ny sorony. BSB BSB: On the twelfth day Ahira son of Enan, the leader of the Naphtalites, drew near.
79 ULB Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo. BSB BSB: His offering was one silver platter weighing a hundred and thirty shekels, and one silver bowl weighing seventy shekels, both according to the sanctuary shekel and filled with fine flour mixed with oil for a grain offering;
80 ULB Nanome lovia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kazo manitra ihany koa izy. BSB BSB: one gold dish weighing ten shekels, filled with incense;
81 ULB Nanome vantotr'ombilahy iray, ondry iray, ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy. BSB BSB: one young bull, one ram, and one male lamb a year old for a burnt offering;
82 ULB Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon'ny ota izy. BSB BSB: one male goat for a sin offering;
83 ULB Nanome omby roa, ondry dimy, osilahy dimy, ary zanak'ondry lahy izay herintaona, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana izy. Izany no soron'i Ahira zanak'i Enana. BSB BSB: and a peace offering of two oxen, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Ahira son of Enan.
84 ULB Natokan'ireo mpitarika ny Israely tamin'ny andro nanosoran'i Mosesy ny alitara ireo zavatra ireo. Natokan'izy ireo ny lovia volafotsy roa ambin'ny folo, ireo lovia jobo roa ambin'ny folo, ary ireo lovia volamena roa ambin'ny folo. BSB BSB: So these were the offerings from the leaders of Israel for the dedication of the altar when it was anointed: twelve silver platters, twelve silver bowls, and twelve gold dishes.
85 ULB Ny lovia volafotsy tsirairay dia samy nilanja sekely 130 avy ary ny lovia jobo dia nilanja sekely fitopolo avy. Ireo fanaka volafosty rehetra dia nilanja sekely 2. 400, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. BSB BSB: Each silver platter weighed a hundred and thirty shekels, and each silver bowl seventy shekels. The total weight of the silver articles was two thousand four hundred shekels, according to the sanctuary shekel.
86 ULB Ny tsirairay amin'ireo lovia volamena roa ambin'ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia nilanja sekely folo araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Ny lovia volamena rehetra dia nilanja sekely 120. BSB BSB: The twelve gold dishes filled with incense weighed ten shekels each, according to the sanctuary shekel. The total weight of the gold dishes was a hundred and twenty shekels.
87 ULB Natokan'izy ireo avokoa ireo biby ho fanatitra dorana, dia ombilahy roa ambin'ny folo, ondry roa ambin'ny folo, ary zanak'ondry lahy herintaona roa ambin'ny folo. Nomen'izy ireo ny fanatitra hohaniny. Nanome osilahy roa ambin'ny folo ho fanatitra nohon'ny ota izy ireo. BSB BSB: All the livestock for the burnt offering totaled twelve bulls, twelve rams, and twelve male lambs a year old—together with their grain offerings—and twelve male goats for the sin offering.
88 ULB Nanome ombilahy efatra amby roapolo, ondry enimpolo, osilahy enimpolo, ary zanak'ondry lahy herintaona enimpolo avy tamin'ny biby fiompiny izy ireo, ho sorona ho an'ny fanati-pihavanana. Izany dia ho an'ny fanokanana ny alitara taorian'ny nanosorana azy. BSB BSB: All the livestock sacrificed for the peace offering totaled twenty-four bulls, sixty rams, sixty male goats, and sixty male lambs a year old. This was the dedication offering for the altar after it was anointed.
89 ULB Rehefa niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana mba hiresaka tamin'i Yaveh i Mosesy, dia nandre ny feony niteny taminy izy. Niteny taminy avy teo ambonin'ny saronam-panavotana teo amin'ny fiaran'ny vavolombelona, avy teo anelanelan'ny kerobima anankiroa Yaveh. Niresaka taminy Izy. BSB BSB: When Moses entered the Tent of Meeting to speak with the LORD, he heard the voice speaking to him from between the two cherubim above the mercy seat on the ark of the Testimony. Thus the LORD spoke to him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.