1 ULB Farany, ry rahalahy, mifalia ao amin'ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny mamerina manoratra ireny zavatra ireny ho anareo. Ireny zavatra ireny dia hiaro anareo. BSB BSB: Finally, my brothers, rejoice in the Lord. It is no trouble for me to write the same things to you again, and it is a safeguard for you.
3 ULB Fa isika no voafora. Ary Isika no manompo amin'ny Fanahin'Andriamanitra. Ary isika no mirehareha ao amin'i Kristy Jesosy, ary tsy mitoky amin'ny nofo. BSB BSB: For it is we who are the circumcision, we who worship by the Spirit of God, who glory in Christ Jesus, and who put no confidence in the flesh—
4 ULB Na izany aza, izaho tenako dia afaka mitoky amin'ny nofo. Raha misy olona mihevitra fa izy dia manana fahatokisana amin'ny nofo, afaka manao mihoatra noho izany aho. BSB BSB: though I myself could have such confidence. If anyone else thinks he has grounds for confidence in the flesh, I have more:
5 ULB Noforaina tamin'ny andro fahavalo aho, teraka tao amin'ny vahoakan'Isiraely, tao amin'ny fokon'ny Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo aho; araky ny lalàna, dia Fariseo aho. BSB BSB: circumcised on the eighth day, of the people of Israel, of the tribe of Benjamin; a Hebrew of Hebrews; as to the law, a Pharisee;
6 ULB Tamin'ny zotom-po, dia nanenjika ny fiangonana aho; Raha ny amin'ny fahamarinana ambanin'ny lalàna, dia tsy nanan-tsiny aho. BSB BSB: as to zeal, persecuting the church; as to righteousness in the law, faultless.
7 ULB Fa na inona na inona tombony ho ahy, dia noraisiko ho toy ny fatiantoka ireny nohon'ny amin'i Kristy. BSB BSB: But whatever was gain to me I count as loss for the sake of Christ.
8 ULB Raha ny tena izy, nisaiko ho faty antoka avokoa ireo zavatra rehetra nohon'ny halehiben'ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompoko. Noho Izy dia nariako ny zavatra rehetra. Heveriko ho fako ireny mba hahazoako an'i Kristy BSB BSB: More than that, I count all things as loss compared to the surpassing excellence of knowing Christ Jesus my Lord, for whom I have lost all things. I consider them rubbish, that I may gain Christ
9 ULB ary ho hita ao Aminy aho. Tsy manana ny fahamarinana ho an'ny tenako avy amin'ny lalàna aho. Fa kosa, manana ny fahamarinana izay tamin'ny alalan'ny finoana an'i Kristy aho, fahamarinana avy amin'ny Andriamanitra izay mifototra amin'ny finoana. BSB BSB: and be found in Him, not having my own righteousness from the law, but that which is through faith in Christ, the righteousness from God on the basis of faith.
10 ULB Koa ankehitriny dia te hahafantatra Azy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana amin'ireo fijaliany aho. Te hiova amin'ny alalan'i Kristy aho mba hanahaka ny fahafatesany, BSB BSB: I want to know Christ and the power of His resurrection and the fellowship of His sufferings, being conformed to Him in His death,
11 ULB mba hahafahako mahatsapa ny fitsanganana amin'ny maty. BSB BSB: and so, somehow, to attain to the resurrection from the dead.
13 ULB Ry rahalahy, tsy mieritreritra aho fa ny tenako dia efa nandrombaka izany. Fa misy zavatra iray: Adinoiko izay any aoriana ary miezaka ho an'izay eo aloha aho. BSB BSB: Brothers, I do not consider myself yet to have taken hold of it. But one thing I do: Forgetting what is behind and straining toward what is ahead,
14 ULB Miezaka manatratra ny tanjona aho mba hahazo ny lokan'ny antso avy any ambony avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy jesosy. BSB BSB: I press on toward the goal to win the prize of God’s heavenly calling in Christ Jesus.
15 ULB Isika rehetra izay matotra, aoka isika hieritreritra tahaka izany; ary raha misy eritreritrareo hafa momba zavatra rehetra, dia ho asehon'Andriamanitra aminareo ihany koa izany. BSB BSB: All of us who are mature should embrace this point of view. And if you think differently about some issue, God will reveal this to you as well.
16 ULB Kanefa, na inona na inona efa tratrantsika, aoka isika hifikitra amin'izany. BSB BSB: Nevertheless, we must live up to what we have already attained.
17 ULB Aoka ho mpaka tahaka ahy, ianareo ry rahalahy. Diniho akaiky ireo izay mandeha araka ny ohatra izay hitanareo ao aminay. BSB BSB: Join one another in following my example, brothers, and carefully observe those who walk according to the pattern we set for you.
18 ULB Maro ireo mandeha_ ireo izay efa nolazaiko anareo matetika, ary ankehitriny aho milaza aminareo amin-dranomaso_ tahaka ny fahavalon'ny hazofijalian'i Kristy. BSB BSB: For as I have often told you before, and now say again even with tears: Many live as enemies of the cross of Christ.
19 ULB Fandringanana no fiafaran'izy ireo. Fa ny kibony no andriamaniny, ary ny fireharehan'izy ireo dia ao amin'ny fahamenarany. Mieritreritra ny zavatr'izao tontolo izao izy ireo. BSB BSB: Their end is destruction, their god is their belly, and their glory is in their shame. Their minds are set on earthly things.
20 ULB Fa any an-danitra ny fanjakantsika, izay hiandrasantsika Mpamonjy ihany koa, dia ny Tompo Jesosy kristy. BSB BSB: But our citizenship is in heaven, and we eagerly await a Savior from there, the Lord Jesus Christ,
21 ULB Izy dia hanova ny vatanantsika izay malemy mba ho vatana manahaka ny vatany feno voninahitra, izay natao tamin'ny herin'ny fahefany mba hampanaiky ny zavatra rehetra amin'ny tenany. BSB BSB: who, by the power that enables Him to subject all things to Himself, will transform our lowly bodies to be like His glorious body.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.