1 ULB Halan'i Yaveh ireo mizàna izay tsy marina, fa mankasitraka ny lanja marina izy. BSB BSB: Dishonest scales are an abomination to the LORD, but an accurate weight is His delight.
2 ULB Raha tonga ny fireharehana, dia avy ny fahafaham-baraka, fa amin'ny fanetre-tena no hiavian'ny fahendrena. BSB BSB: When pride comes, disgrace follows, but with humility comes wisdom.
3 ULB Ny tsy fivadihan'ny mahitsy no mitari-dalàna azy ireo, fa ny lalà-meloky ny mpivadika dia mamotika azy ireo. BSB BSB: The integrity of the upright guides them, but the perversity of the faithless destroys them.
4 ULB Zava-poana ny harena amin'ny andron'ny fahavinirana, fa ny fanaovana ny marina dia miaro anao amin'ny fahafatesana. BSB BSB: Riches are worthless in the day of wrath, but righteousness brings deliverance from death.
5 ULB Ny fitondran-tena marin'ny tsy manan-tsiny dia mampahitsy ny lalàny, fa ny ratsy fanahy dia ho lavo nohon'ny haratsiam-panahiny ihany. BSB BSB: The righteousness of the blameless directs their path, but the wicked fall by their own wickedness.
6 ULB Ny fitondran-tena tsaran'izay mahafaly an'Andriamanitra dia miaro azy, fa ny mpivadika dia voafandriky ny filan'izy ireo. BSB BSB: The righteousness of the upright delivers them, but the faithless are trapped by their own desires.
7 ULB Rehefa maty ny olona ratsy fanahy, dia levona ny fanantenany ary ny fanantenana izay tao amin'ny tanjany dia tonga zava-poana. BSB BSB: When the wicked man dies, his hope perishes, and the hope of his strength vanishes.
8 ULB Ny olo-marina arovana lavitry ny fahoriana fa tonga amin'ny ratsy fanahy kosa izany. BSB BSB: The righteous man is delivered from trouble; in his place the wicked man goes in.
9 ULB Amin'ny vavany no amotehan'ny mpaniratsira ny namany, fa amin'ny fahalalana no iarovana ny olo-marina. BSB BSB: With his mouth the ungodly man destroys his neighbor, but through knowledge the righteous are rescued.
10 ULB Rehefa ambinina ny olo-marina, dia miravoravo ny tanàna; rehefa levona ny ratsy fanahy, dia misy hiakam-pifaliana. BSB BSB: When the righteous thrive, the city rejoices, and when the wicked perish, there are shouts of joy.
11 ULB Amin'ny alalan'ireo fanomezan-tsoa izay an'ireo mahafaly an'Andriamanitra, no mahatonga ny tanàna ho lehibe; amin'ny vavan'ny ratsy fanahy, no hahapotika ny tanàna. BSB BSB: By the blessing of the upright a city is built up, but by the mouth of the wicked it is torn down.
12 ULB Ny olona izay manamavo ny namany dia tsy misy saina, fa ny olona manana fahazavan-tsaina dia mangina. BSB BSB: Whoever shows contempt for his neighbor lacks judgment, but a man of understanding remains silent.
13 ULB Izay rehetra mizotra amin'ny fanendrikendrehana dia mamoaka tsiambaratelo, fa ny olona mahatoky dia mitazona ny raharaha iray hisarona. BSB BSB: A gossip reveals a secret, but a trustworthy person keeps a confidence.
14 ULB Raha tsy misy mpitondra hendry, dia hirodana ny firenena, fa ny fandresena dia tonga amin'ny fakana hevitra amin'ny mpanolotsaina maro. BSB BSB: For lack of guidance, a nation falls, but with many counselors comes deliverance.
15 ULB Na iza na iza miantoka findramam-bola ho an'ny vahiny dia hijaly mafy tokoa, fa ny iray izay mankahala ny fanomezana antoka amin'izany karazana toky izany no voaaro, BSB BSB: He who puts up security for a stranger will surely suffer, but the one who hates indebtedness is secure.
16 ULB Ny vehivavy tsara fanahy dia mahazo voninahitra, fa ny olona masiaka mambabo harena. BSB BSB: A gracious woman attains honor, but ruthless men gain only wealth.
17 ULB Ny olona tsara fanahy manome tombony ho an'ny tenany, fa ny iray izay lozabe mandratra ny tenany. BSB BSB: A kind man benefits himself, but a cruel man brings trouble on himself.
18 ULB Ny olona ratsy fanahy dia mandainga mba hahazoany ny karamany, fa ny iray izay mamafy ny marina dia mijinja ny karaman'ny fahamarinana. BSB BSB: The wicked man earns an empty wage, but he who sows righteousness reaps a true reward.
19 ULB Ny olona marina izay manao ny mety dia ho velona, fa ny iray izay manaraka ny ratsy dia ho faty. BSB BSB: Genuine righteousness leads to life, but the pursuit of evil brings death.
20 ULB Yaveh mankahala ireo izay manana fo mivadika, fa mankasitraka ireo izay mandeha tsy manan-tsiny Izy. BSB BSB: The perverse in heart are an abomination to the LORD, but the blameless in their walk are His delight.
21 ULB Izao no ataovy azo antoka—ny olona ratsy fanahy dia tsy ho afa-maina, fa ireo taranaky ny olo-marina dia ho voaaro. BSB BSB: Be assured that the wicked will not go unpunished, but the offspring of the righteous will escape.
22 ULB Ny vehivavy tsara tarehy tsy misy fahamalinana dia toy ny kavim-bolamena eo amin'ny oron-kiso. BSB BSB: Like a gold ring in a pig’s snout is a beautiful woman who lacks discretion.
23 ULB Ny fanirian'ny olo-marina miafara amin'ny tsara, fa fahavinirana ihany no azon'ny olona ratsy fanahy antenaina. BSB BSB: The desire of the righteous leads only to good, but the hope of the wicked brings wrath.
24 ULB Misy izay mamafy voa—mahavoangona betsaka lavitra izy; ny hafa tsy mamafy—dia tonga amin'ny fahantrana izy. BSB BSB: One gives freely, yet gains even more; another withholds what is right, only to become poor.
25 ULB Ny olona mahalala-tanana dia hambinina ary ny iray izay manome rano ho an'ny hafa dia hanana rano ho an'ny tenany. BSB BSB: A generous soul will prosper, and he who refreshes others will himself be refreshed.
26 ULB Ozonin'ny olona ny lehilahy izay mandà tsy hivarotra voa, fa ireo fanomezan-tsoa no satro-boninahitry ny lohan'izay mivarotra izany. BSB BSB: The people will curse the hoarder of grain, but blessing will crown the one who sells it.
27 ULB Izay mitady fatratra ny soa dia mitady sitraka ihany koa, fa ny iray izay mitady ny ratsy dia hahita izany. BSB BSB: He who searches out good finds favor, but evil will come to him who seeks it.
28 ULB Ireo izay mitoky amin'ny hareny dia ho lavo, fa tahaka ny ravina, no hamokaran'ny olo-marina. BSB BSB: He who trusts in his riches will fall, but the righteous will thrive like foliage.
29 ULB Izay mitondra korontana ao amin'ny ankohonany ihany dia handova rivotra ary ny adala dia ho tonga mpanompon'ny hendry am-po. BSB BSB: He who brings trouble on his house will inherit the wind, and the fool will be servant to the wise of heart.
30 ULB Ny olo-marina dia ho toy ny hazon'aina, fa ny herisetra manala aina. BSB BSB: The fruit of the righteous is a tree of life, and he who wins souls is wise.
31 ULB Indro! Ny olo-marina mandray izay sahaza azy; mainka fa ny ratsy fanahy sy ny mpanota! BSB BSB: If the righteous receive their due on earth, how much more the ungodly and the sinner!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.