1 ULB Ireto dia mbola ohabolan'i Solomona ihany, izay nadikan'i lehilahin'i Hezekia, mpanjakan'i Joda. BSB BSB: These are additional proverbs of Solomon, which were copied by the men of Hezekiah king of Judah:
3 ULB Tahaka ny maha-an'ny avo ny lanitra sy ny maha-an'ny lalina ny tany, no maha-tsy takatry ny saina ny fon'ireo mpanjaka. BSB BSB: As the heavens are high and the earth is deep, so the hearts of kings cannot be searched.
4 ULB Esory amin'ny volafotsy ny taim-bolafotsy ka afaka hampiasa ny volafotsy amin'ny asa tanany ny mpanao asa amin'ny vy. BSB BSB: Remove the dross from the silver, and a vessel for a silversmith will come forth.
5 ULB Dia tahaka izany koa, esory eo amin'ny fanatrehan'ny mpanjaka ny olona ratsy fanahy dia ho apetraka amin'ny fanaovana izay marina ny seza fiandrianany. BSB BSB: Remove the wicked from the king’s presence, and his throne will be established in righteousness.
6 ULB Aza manome voninahitra ny tenanao eo amin'ny fanatrehan'ny mpanjaka ary aza mitsangana amin'ny toerana voatendry ho an'ny olona ambony. BSB BSB: Do not exalt yourself in the presence of the king, and do not stand in the place of great men;
7 ULB Tsara kokoa raha miteny aminao izy hoe: "Miakara ety," noho ny hanalany baraka anao eo anatrehan'ny olo-manan-kaja iray. BSB BSB: for it is better to be told, “Come up here!” than to be demoted in the presence of the prince. Even what you have seen with your own eyes,
8 ULB Aza entina faingana any amin'ny fitsarana, izay natrehan'ny masonao. Satria inona no ataonao rehefa manao izay ahamenatra anao ny mpiray monina aminao amin'ny farany? BSB BSB: do not bring hastily to court. Otherwise, what will you do in the end when your neighbor puts you to shame?
9 ULB Hiadio hevitra eo aminao sy ny mpiray monina aminao ihany ny raharahanao ary aza mamoaka ny tsiambaratelon'ny hafa, BSB BSB: Argue your case with your neighbor without betraying another’s confidence,
10 ULB raha tsy izany dia hitondra fahamenarana aminao sy tatitra ratsy momba anao ilay naheno anao ka tsy ho laitra ampanginina. BSB BSB: lest he who hears you bring shame upon you, and your infamy never go away.
11 ULB Ny paoma volamena eo amin'ny fitoerana volafotsy dia teny nolazaina tamin' ny fotoana mety. BSB BSB: A word fitly spoken is like apples of gold in settings of silver.
12 ULB Ny peratra volamena na firavaka natao tamin'ny volamena tsara indrindra dia anatra hendry ho an'ny sofina mihaino. BSB BSB: Like an earring of gold or an ornament of fine gold is a wise man’s rebuke to a listening ear.
13 ULB Ny iraka mahatoky dia tahaka ny hatsiaky ny oram-panala amin'ny fotoam-pijinjana ho an'ireo izay maniraka azy; mampiverina ny ain'ireo tompony izy. BSB BSB: Like the cold of snow in the time of harvest is a trustworthy messenger to those who send him; he refreshes the soul of his masters.
14 ULB Rahona sy ny rivotra tsy misy orana izay mirehareha amin'ny fanomezana izay tsy nomeny. BSB BSB: Like clouds and wind without rain is the man who boasts of gifts never given.
15 ULB Amim-paharetana no ahafahana mandresy lahatra ny mpanapaka ary ny lela malefaka dia mety hanapaka taolana. BSB BSB: Through patience a ruler can be persuaded, and a gentle tongue can break a bone.
16 ULB Raha mahita tantely ianao, dia izay ampy ihany hohanina— raha tsy izany, dia hampandoa anao, ny fihinanana betsaka loatra izany. BSB BSB: If you find honey, eat just what you need, lest you have too much and vomit it up.
17 ULB Aza ampidirina matetika loatra ao an-tranon'ny namanao ny tongotrao, mety ho leo anao izy ka hankahala anao. BSB BSB: Seldom set foot in your neighbor’s house, lest he grow weary and hate you.
18 ULB Ny olona izay mijoro vavolombelona tsy marina momba ny namany dia tahaka ny langilangy, na sabatra, na zana-tsipîka maranitra ampiasaina amin'ny ady. BSB BSB: Like a club or sword or sharp arrow is a man who bears false witness against his neighbor.
19 ULB Ny olona tsy mahatoky izay itokianao amin'ny fotoan'ny fahoriana dia tahaka ny nify ratsy na tongotra mibolisatra. BSB BSB: Like a broken tooth or a foot out of joint is confidence in a faithless man in time of trouble.
20 ULB Toy ny olona iray izay manala ny akanjony amin'ny andro mangatsiaka, na toy ny vinaingitra nararaka teo ambonin'ny sirahazo izay mikalo hira ho an'ny fo mavesatra. BSB BSB: Like one who removes a garment on a cold day or vinegar poured on a wound is one who sings songs to a heavy heart.
21 ULB Raha noana ny fahavalonao, dia omeo sakafo hohanina izy, ary raha mangetaheta izy dia omeo rano ho sotroina, BSB BSB: If your enemy is hungry, give him food to eat, and if he is thirsty, give him water to drink.
22 ULB fa hanambatra vain'afo eo amin'ny lohany ianao ary hamaly soa anao i Yaveh. BSB BSB: For in so doing, you will heap burning coals on his head, and the LORD will reward you.
23 ULB Tahaka ny hitondran'ny rivotra avaratra orana tokoa, dia hamadika ny endrika ho tezitra ny lela izay milaza tsiambaratelo. BSB BSB: As the north wind brings forth rain, so a backbiting tongue brings angry looks.
24 ULB Tsara kokoa ny mipetraka eo amin'ny zoron'ny tafon-trano noho ny ao amin'ny trano izay hiraisana amin'ny vady mpiady lava. BSB BSB: Better to live on a corner of the roof than to share a house with a quarrelsome wife.
25 ULB Toy ny rano mangatsiaka ho an'izay mangetaheta, ny vaovao mahafaly avy any amin'ny firenena lavitra. BSB BSB: Like cold water to a weary soul is good news from a distant land.
26 ULB Tahaka ny loharano voahosihosy sy fantsakana rava ny olo-marina mikoy eo anatrehan'ny olona ratsy fanahy. BSB BSB: Like a muddied spring or a polluted well is a righteous man who gives way to the wicked.
27 ULB Tsy tsara ny mihinana tantely be loatra; tahaka ny hoe mitady voninahitra miampy voninahitra izany. BSB BSB: It is not good to eat too much honey or to search out one’s own glory.
28 ULB Ny olona tsy manana fahafehezan-tena dia tahaka ny tanàna rava sy tsy misy manda. BSB BSB: Like a city whose walls are broken down is a man who does not control his temper.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.