1 ULB Tahaka ny oram-panala amin'ny lohataona na ranon' orana amin'ny taom-pijinjana, no tsy maha-mendri-kaja ny adala. BSB BSB: Like snow in summer and rain at harvest, honor does not befit a fool.
2 ULB Tahaka ny fody maniditsidina sy ny sidintsidina mitelina rehefa manidina izy ireo, no tsy hidinan'ny ozona tsy mendrika. BSB BSB: Like a fluttering sparrow or darting swallow, an undeserved curse does not come to rest.
3 ULB Ny karavasy dia ho an'ny soavaly, ny lamboridy dia ho an'ny ampondra ary ny tsorakazo dia ho an'ny lamosin'ny adala. BSB BSB: A whip for the horse, a bridle for the donkey, and a rod for the backs of fools!
5 ULB Valio ny adala ary miraisa amin'ny adalany, dia tsy ho hendry eo imasony ihany izy. BSB BSB: Answer a fool according to his folly, lest he become wise in his own eyes.
6 ULB Na iza na iza mandefa hafatra amin'ny tanan'ny adala dia manapaka ny tongony ihany sady misotro herisetra. BSB BSB: Like cutting off one’s own feet or drinking violence is the sending of a message by the hand of a fool.
7 ULB Toy ny tongotry ny mararin'ny paralysisa izay miraviravy ny ohabolana ao am-bavan'ny adala. BSB BSB: Like lame legs hanging limp is a proverb in the mouth of a fool.
8 ULB Toy ny mamatotra vato amin'ny antsamotady ny manome voninahitra ny adala. BSB BSB: Like binding a stone into a sling is the giving of honor to a fool.
9 ULB Toy ny tsilo izay milentika ao an-tanan'ny mamo lava ny ohabolana ao am-bavan'ireo adala. BSB BSB: Like a thorn that goes into the hand of a drunkard is a proverb in the mouth of a fool.
10 ULB Toy ny mpandefa tsipìka izay mandratra ny rehetra manodidina azy ny olona izay manakarama adala na manakarama izay sendra mandalo. BSB BSB: Like an archer who wounds at random is he who hires a fool or passerby.
11 ULB Toy ny alika miverina amin'ny loany, dia toy izany koa ny adala izay mamerina ny hadalany. BSB BSB: As a dog returns to its vomit, so a fool repeats his folly.
12 ULB Mahita olona hendry eo imasony ihany ve ianao? Ny adala misy antenaina kokoa noho ny aminy. BSB BSB: Do you see a man who is wise in his own eyes? There is more hope for a fool than for him.
13 ULB Ny olona kamo manao hoe: "Misy liona eny an-dalana! Misy liona eny ankalamanjana!" BSB BSB: The slacker says, “A lion is in the road! A fierce lion roams the public square!”
14 ULB Toy ny varavarana mihodina amin'ny saviliny, dia toy izany koa ny olona kamo eo am-pandriany. BSB BSB: As a door turns on its hinges, so the slacker turns on his bed.
15 ULB Ny olona kamo dia mametraka ny tanany ao an-doviany nefa tsy manana hery hanaingana izany ho ao am-bavany izy. BSB BSB: The slacker buries his hand in the dish; it wearies him to bring it back to his mouth.
16 ULB Ny olona kamo dia hendry eo imasony ihany noho ny olona fito miaraka amin'ny fahaiza-manavaka. BSB BSB: The slacker is wiser in his own eyes than seven men who answer discreetly.
17 ULB Tahaka ilay mihazona ny sofin'ny alika ny mpandalo izay tezitra amin'ny fifamaliana tsy azy. BSB BSB: Like one who grabs a dog by the ears is a passerby who meddles in a quarrel not his own.
18 ULB Tahaka ny olona mitapy izay manipy zana-tsipìka mirehitra, BSB BSB: Like a madman shooting firebrands and deadly arrows,
19 ULB ny olona izay mamitaka ny mpiara-belona aminy ary manao hoe: "Tsy nivazivazy ve aho?" BSB BSB: so is the man who deceives his neighbor and says, “I was only joking!”
20 ULB Nohon'ny tsy fisian'ny kitay, dia maty ny afo; ary any amin'izay tsy misy mpifosa dia mitsahatra ny fifandirana. BSB BSB: Without wood, a fire goes out; without gossip, a conflict ceases.
21 ULB Toy ny arina mampirehitra ny vain'afo sy ny kitay amin'ny afo, dia toy izany koa ny olona tia ady mandrehitra fifandirana. BSB BSB: Like charcoal for embers and wood for fire, so is a quarrelsome man for kindling strife.
22 ULB Ny tenin'ny mpifosa dia toy ny hanina matsiro; midina ao anatin'ny faritry ny vatana ireo. BSB BSB: The words of a gossip are like choice morsels that go down into the inmost being.
23 ULB Toy ny ankosotra taim-bolafotsy mandrakotra ny vilany tany ny molotra mirehitra sy ny fo ratsy. BSB BSB: Like glaze covering an earthen vessel are burning lips and a wicked heart.
24 ULB Izay mankahala ny hafa dia manarona ny fihetseham-pony amin'ny molony ary mandrakitra fitaka ao anatiny ihany. BSB BSB: A hateful man disguises himself with his speech, but he lays up deceit in his heart.
25 ULB Hiresaka amim-pahasoavana izy, saingy aza mino azy, satria misy fahavetavetana fito ao am-pony. BSB BSB: When he speaks graciously, do not believe him, for seven abominations fill his heart.
26 ULB Na dia voasarona fitaka aza ny fankahalany, dia haharihary eo amin'ny fiangonana ny faharatsiany. BSB BSB: Though his hatred is concealed by deception, his wickedness will be exposed in the assembly.
27 ULB Izay rehetra mihady lavaka no hianjera ao amin'izany ary ny vato dia hikodia eo amin'izay nanosika izany. BSB BSB: He who digs a pit will fall into it, and he who rolls a stone will have it roll back on him.
28 ULB Ny lela mandainga dia mankahala ny olona izay torotoroin'izany ary ny molotra mandoka mitondra faharavana. BSB BSB: A lying tongue hates those it crushes, and a flattering mouth causes ruin.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.