1 ULB Mandositra ny ratsy fanahy raha tsy misy olona manenjika azy akory, fa ny olo-marina dia sahy tahaka ny liona tanora. BSB BSB: The wicked flee when no one pursues, but the righteous are as bold as a lion.
2 ULB Nohon'ny fandikan-dalàn'ny tany, dia manana mpanapaka maro izy, fa raha miaraka amin'ny olona manana fahazavan-tsaina sy fahalalana, dia haharitra ela izany. BSB BSB: A land in rebellion has many rulers, but a man of understanding and knowledge maintains order.
3 ULB Ny olona mahantra izay mampahory olona mahantra hafa dia toy ny orana mivatravatra izay tsy mamela hanina. BSB BSB: A destitute leader who oppresses the poor is like a driving rain that leaves no food.
4 ULB Ireo izay mahafoy ny lalàna dia midera olona ratsy fanahy, fa ireo izay mitandrina ny lalàna dia hiady amin'izy ireo. BSB BSB: Those who forsake the law praise the wicked, but those who keep the law resist them.
5 ULB Ny olon-dratsy dia tsy mahatakatra ny rariny, fa ireo izay mitady an'i Yaveh no mahatakatra ny zava-drehetra. BSB BSB: Evil men do not understand justice, but those who seek the LORD comprehend fully.
6 ULB Tsara kokoa ho an'ny olona mahantra ny mandeha amin'ny fahitsiana, noho ny ho an'ny olona mpanankarena izay meloka amin'ny lalany. BSB BSB: Better a poor man who walks with integrity than a rich man whose ways are perverse.
7 ULB Izay mitandrina ny lalàna no zanaka manana fahazavan-tsaina, fa izay naman'ny tendan-kanina mahamenatra ny rainy. BSB BSB: A discerning son keeps the law, but a companion of gluttons disgraces his father.
8 ULB Izay mihary ny hareny amin'ny zana-bola be loatra dia manangona ny hareny ho an'ny hafa izay hanam-piantrana amin'ny olona mahantra. BSB BSB: He who increases his wealth by interest and usury lays it up for one who is kind to the poor.
9 ULB Raha misy olona mamily ny sofiny tsy hihaino ny lalàna, na ny fivavahany aza maharikoriko. BSB BSB: Whoever turns his ear away from hearing the law, even his prayer is detestable.
10 ULB Na iza na iza mamily lalana ny mahitsy amin'ny lalàn-dratsy dia hilatsaka ao amin'ny lavany ihany, fa ny tsy misy tsiny no hanana lova tsara. BSB BSB: He who leads the upright along the path of evil will fall into his own pit, but the blameless will inherit what is good.
11 ULB Ny olona manan-karena dia mety ho hendry eo imasony ihany, fa ny olona mahantra izay manana fahazavan-tsaina no hahita azy. BSB BSB: A rich man is wise in his own eyes, but a poor man with discernment sees through him.
12 ULB Rehefa misy fandresena ho an'ny olo-marina, dia misy voninahitra lehibe, fa rehefa mitsangana ny ratsy fanahy, dia miafina ny olona. BSB BSB: When the righteous triumph, there is great glory, but when the wicked rise, men hide themselves.
13 ULB Izay manafina ny fahotany tsy ho ambinina, fa izay miaiky sy mahafoy ireo no hanehoana famindram-po. BSB BSB: He who conceals his sins will not prosper, but whoever confesses and renounces them will find mercy.
14 ULB Ho tahiana izay miaina amin'ny fanehom-panajana mandrakariva, fa izay rehetra manamafy ny fony dia ho tra-pahoriana. BSB BSB: Blessed is the man who is always reverent, but he who hardens his heart falls into trouble.
15 ULB Tahaka ny liona mierona na bera miremby ny mpanapaka ratsy fanahy eo amin'ny olona mahantra. BSB BSB: Like a roaring lion or a charging bear is a wicked ruler over a helpless people.
16 ULB Ny mpanapaka tsy ampy fahazavan-tsaina dia mpampahory lozabe, fa izay mankahala ny tsy fahamarinana no hampitombo ny androny. BSB BSB: A leader who lacks judgment is also a great oppressor, but he who hates dishonest profit will prolong his days.
17 ULB Raha meloka ny olona iray satria nandatsaka ràn'olona, dia ho mpitsoa-ponenana mandra-pahafatiny izy ary tsy hisy olona hamonjy azy. BSB BSB: A man burdened by bloodguilt will flee into the Pit; let no one support him.
18 ULB Na iza na iza mandeha amin'ny fahitsiana dia ho arovana, fa ilay iray izay mandeha amin'ny lala-meloka no ho lavo tampoka. BSB BSB: He who walks with integrity will be kept safe, but whoever is perverse in his ways will suddenly fall.
19 ULB Izay miasa ny taniny dia hanana hanina maro, fa na iza na iza manaraka ny zava-poana dia hahazo fahantrana be. BSB BSB: The one who works his land will have plenty of food, but whoever chases fantasies will have his fill of poverty.
20 ULB Ny olona mahatoky dia hanana fitahiana lehibe, fa izay malaky mahazo harena dia tsy ho afa-maina. BSB BSB: A faithful man will abound with blessings, but one eager to be rich will not go unpunished.
21 ULB Tsy tsara ny maneho fiangarana, fa ho an'ny sombi-mofo no hanaovan'ny olona ny tsy mety. BSB BSB: To show partiality is not good, yet a man will do wrong for a piece of bread.
22 ULB Ny olona kahihitra dia manenjika harena faingana, saingy tsy fantany fa ny fahantrana no ho tonga eo aminy. BSB BSB: A stingy man hastens after wealth and does not know that poverty awaits him.
23 ULB Na iza na iza mananatra olona, dia hahita sitraka bebe kokoa avy aminy noho ny avy amin'ny ilay iray izay mandoka azy amin'ny lelany aorian'izany. BSB BSB: He who rebukes a man will later find more favor than one who flatters with his tongue.
24 ULB Na iza na iza mandroba ny rainy sy ny reniny ary miteny hoe: "Tsy fahotana izany," dia naman'ilay iray izay manimba izy. BSB BSB: He who robs his father or mother, saying, “It is not wrong,” is a companion to the man who destroys.
25 ULB Ny olona tsy mahonon-tena manetsika fifandirana, fa izay matoky an'i Yaveh no hambinina. BSB BSB: A greedy man stirs up strife, but he who trusts in the LORD will prosper.
26 ULB Izay matoky ny fony ihany dia adala, fa na iza na iza mandeha am-pahendrena dia handositra ny loza. BSB BSB: He who trusts in himself is a fool, but one who walks in wisdom will be safe.
27 ULB Izay manome ny mahantra dia tsy ho ory na inona na inona, fa na iza na iza mihirim-belona amin'izy ireo dia handray ozona be dia be. BSB BSB: Whoever gives to the poor will not be in need, but he who hides his eyes will receive many curses.
28 ULB Rehefa mitsangana ny olona ratsy fanahy, dia miafina ny olona, fa ny olona ratsy fanahy dia ho foana, ary hitombo ny olo-marina. BSB BSB: When the wicked come to power, people hide themselves; but when they perish, the righteous flourish.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.