1 ULB Ny olona iray izay nandray anatra maro kanefa manamafy ny hatony dia ho rava ao anatin'ny fotoana fohy tsy misy fanasitranana. BSB BSB: A man who remains stiff-necked after much reproof will suddenly be shattered beyond recovery.
2 ULB Rehefa mitombo ny olo-marina, dia mifaly ny olona, fa rehefa ny olona ratsy fanahy no mpanapaka, dia misento ny olona. BSB BSB: When the righteous flourish, the people rejoice, but when the wicked rule, the people groan.
3 ULB Na iza na iza tia ny fahendrena dia mahafaly ny rainy, fa izay miaraka amin'ny mpijangajanga dia manimba ny hareny. BSB BSB: A man who loves wisdom brings joy to his father, but a companion of prostitutes squanders his wealth.
4 ULB Mametraka ny tany amin'ny rariny ny mpanjaka, fa izay mangataka tsolotra kosa dia manimba izany. BSB BSB: By justice a king brings stability to the land, but a man who exacts tribute demolishes it.
5 ULB Ny olona izay mandoka ny namany dia mamelatra harato ho an'ny tongony. BSB BSB: A man who flatters his neighbor spreads a net for his feet.
6 ULB Ao amin'ny fahotan'ny ratsy fanahy ny fandrika, fa ny olo-marina kosa dia mihira ary mifaly. BSB BSB: An evil man is caught by his own sin, but a righteous one sings and rejoices.
7 ULB Ny olo-marina dia mihevitra ny adin'ny olona mahantra; ny olona ratsy fanahy dia tsy mahatakatra fahalalana toy izany. BSB BSB: The righteous consider the cause of the poor, but the wicked have no regard for such concerns.
8 ULB Mampirehitra ny tanàna ny mpaniratsira, fa ireo izay hendry kosa dia mampivily fahatezerana. BSB BSB: Mockers inflame a city, but the wise turn away anger.
9 ULB Rehefa miady hevitra amin'ny adala ny olon-kendry iray, dia romotra izy ary mihomehy, ary tsy hisy fitsaharana. BSB BSB: If a wise man goes to court with a fool, there will be raving and laughing with no resolution.
10 ULB Ny lian-drà dia mankahala izay tsy manan-tsiny ary mifofo ny ain'ny marina. BSB BSB: Men of bloodshed hate a blameless man, but the upright care for his life.
11 ULB Ny adala dia mampiseho ny hatezerany rehetra, fa ny olon-kendry kosa dia mitàna izany ary mampitony ny tenany. BSB BSB: A fool vents all his anger, but a wise man holds it back.
12 ULB Raha mihaino lainga ny mpanapaka, dia ho ratsy fanahy avokoa ireo manam-pahefany rehetra. BSB BSB: If a ruler listens to lies, all his officials will be wicked.
13 ULB Ny olona mahantra sy ny mpampahory dia mitovitovy, fa Yaveh dia manome hazavana ho an'ny mason'izy roa ireo. BSB BSB: The poor man and the oppressor have this in common: The LORD gives light to the eyes of both.
14 ULB Raha mitsara ny mahantra amin'ny fahamarinana ny mpanjaka iray, dia hitoetra mandrakizay ny seza fiandrianany. BSB BSB: A king who judges the poor with fairness—his throne will be established forever.
15 ULB Ny tsorakazo sy ny anatra dia manome fahendrena, fa ny zanaka afaka tamin'ny fitsipika dia mahamenatra ny reniny. BSB BSB: A rod of correction imparts wisdom, but a child left to himself disgraces his mother.
16 ULB Rehefa eo amin'ny fahefana ny olona ratsy fanahy, dia mitombo ny fandikan-dalàna, fa ny olo-marina kosa dia hahita ny fionganan'ny olona ratsy fanahy. BSB BSB: When the wicked thrive, rebellion increases; but the righteous will see their downfall.
17 ULB Fehezo ny zanakao dia hanome fitsaharana anao izy; hitondra hamamiana amin'ny fiainanao izy. BSB BSB: Discipline your son, and he will give you rest; he will bring delight to your soul.
18 ULB Any amin'izay tsy misy fahitana ara-paminaniana dia mihabiby ny olona, fa tahiana izay mitandrina ny lalàna. BSB BSB: Where there is no vision, the people cast off restraint; but blessed is he who keeps the Law.
19 ULB Tsy ho voahitsy amin'ny teny ny andevo, fa na dia mahatakatra izy; dia tsy hisy valiny. BSB BSB: A servant cannot be corrected by words alone; though he understands, he will not respond.
20 ULB Jereo anie ny olona izay faingam-piteny? Misy fanantenana bebe kokoa ho an'ny adala noho ny aminy. BSB BSB: Do you see a man who speaks in haste? There is more hope for a fool than for him.
21 ULB Izay mampihanta ny andevony hatramin'ny fahatanorany, dia hanana olana any amin'ny faran'izany. BSB BSB: A servant pampered from his youth will bring grief in the end.
22 ULB Ny olona tezitra manetsika fifandirana ary ny tompon'ny fahavinirana hanao fahotana maro. BSB BSB: An angry man stirs up dissension, and a hot-tempered man abounds in transgression.
23 ULB Ny avonavon'ny olona iray mampihetry azy, fa izay manana fanahy mietry kosa dia homem-boninahitra. BSB BSB: A man’s pride will bring him low, but a humble spirit will obtain honor.
24 ULB Izay mizara amin'ny mpangalatra dia mankahala ny ainy ihany; mandre ny ozona izy fa tsy miteny na inona na inona. BSB BSB: A partner to a thief hates his own soul; he receives the oath but does not testify.
25 ULB Ny tahotra ny olona dia mahatonga fandrika, fa izay matoky an'i Yaveh no ho voaaro. BSB BSB: The fear of man is a snare, but whoever trusts in the LORD is set securely on high.
26 ULB Maro ireo izay mitady ny tavan'ny mpanapaka, kanefa avy amin'i Yaveh ny rariny ho an'ny olona iray. BSB BSB: Many seek the ruler’s favor, but a man receives justice from the LORD.
27 ULB Ny olona tsy marina dia fahavetavetana ho an'ny olo-marina, fa izay mahitsy lalana kosa dia maharikoriko ny olona ratsy fanahy. BSB BSB: An unjust man is detestable to the righteous, and one whose way is upright is detestable to the wicked.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.