1 ULB Ry zanako, aza manadino ny didiko ary tano ao am-ponao ny fampianarako, BSB BSB: My son, do not forget my teaching, but let your heart keep my commandments;
2 ULB fa andro lava sy taona maro hiainana ary fiadanana no hanampian'ireo anao. BSB BSB: for they will add length to your days, years and peace to your life.
3 ULB Aza avela handao anao ny tsy fivadiham-panekena sy ny fahamendreham-pitokisana, hampifamatory eo amin'ny vozonao ireo, ary raketo ao amin'ny vato fisaky ny fonao. BSB BSB: Never let loving devotion or faithfulness leave you; bind them around your neck, write them on the tablet of your heart.
4 ULB Dia hahita fitia sy ho tsara laza eo imason'Andriamanitra sy ny olona ianao. BSB BSB: Then you will find favor and high regard in the sight of God and man.
5 ULB Matokia an'i Yaveh amin'ny fonao manontolo ary aza miankina amin'ny fahalalanao ihany; BSB BSB: Trust in the LORD with all your heart, and lean not on your own understanding;
6 ULB maneke Azy amin'ny lalanao rehetra ary Izy no hampahitsy ny lalanao. BSB BSB: in all your ways acknowledge Him, and He will make your paths straight.
7 ULB Aza hendry eo imasonao ihany; matahora an'i Yaveh ka ialao ny ratsy. BSB BSB: Be not wise in your own eyes; fear the LORD and turn away from evil.
8 ULB Ho fanasitranana ho an'ny nofonao ary famelombelomana ho an'ny vatanao izany. BSB BSB: This will bring healing to your body and refreshment to your bones.
9 ULB Manajà an'i Yaveh amin'ny harenao sy ny voaloham-bokatry ny vokatrao rehetra, BSB BSB: Honor the LORD with your wealth and with the firstfruits of all your crops;
10 ULB dia ho feno ny trano fitehirizam-bokatrao ary ho vaky hitobatobaka ny fitoeram-boalobokao, feno divay vaovao. BSB BSB: then your barns will be filled with plenty, and your vats will overflow with new wine.
11 ULB Ry zanako, aza manamavo ny fampianaran'i Yaveh ary aza mankahala ny fibedesany, BSB BSB: My son, do not reject the discipline of the LORD, and do not loathe His rebuke;
12 ULB fa ireo izay tiany no faizin'i Yaveh, toy ny ataon'ny ray amin'ny zanany izay ankasitrahany. BSB BSB: for the LORD disciplines the one He loves, as does a father the son in whom he delights.
13 ULB Sambatra izay mahita fahendrena; fa mahazo fahazavan-tsaina ihany koa izy. BSB BSB: Blessed is the man who finds wisdom, the man who acquires understanding,
14 ULB Tsara noho izay omen'ny volafotsy ny azonao avy amin'ny fahendrena ary ny tombony dia tsara mihoatra ny volamena. BSB BSB: for she is more profitable than silver, and her gain is better than fine gold.
15 ULB Sarobidy noho ny firavaka ny fahendrena ary tsy misy azonao ampitahaina aminy izay mety ho irianao. BSB BSB: She is more precious than rubies; nothing you desire compares with her.
16 ULB Andro lava no eo an-tanany ankavanana; ary harena sy voninahitra no eo an-tanany ankavia. BSB BSB: Long life is in her right hand; in her left hand are riches and honor.
17 ULB Lalan'ny fahalemem-panahy ny lalany ary fiadanana avokoa ny lalany rehetra. BSB BSB: All her ways are pleasant, and all her paths are peaceful.
18 ULB Izy no hazon'aina ho an'ireo izay mihazona izany, sambatra ireo izay mifikitra amin'izany. BSB BSB: She is a tree of life to those who embrace her, and those who lay hold of her are blessed.
19 ULB Tamin'ny fahendrena no nanorenan'i Yaveh ny tany, tamin'ny fahazavan-tsaina no nampitoerany ny lanitra. BSB BSB: The LORD founded the earth by wisdom and established the heavens by understanding.
20 ULB Tamin'ny fahalalany no nitriaran'ny lalina ary nampilatsaka ny andony ny rahona. BSB BSB: By His knowledge the watery depths were broken open, and the clouds dripped with dew.
21 ULB Ry zanako, tano ny fitsarana sy fahaiza-manavaka marina, ary aza alàna amin'ny masonao izany. BSB BSB: My son, do not lose sight of this: Preserve sound judgment and discernment.
22 ULB Ho aina ho an'ny fanahinao ireny ary ravaky ny fankasitrahana hanaovana manodidina ny tendanao. BSB BSB: They will be life to your soul and adornment to your neck.
23 ULB Dia handeha amin'ny lalanao am-pilaminana ianao ary tsy ho tafintohina ny tongotrao; BSB BSB: Then you will go on your way in safety, and your foot will not stumble.
24 ULB rehefa mandry ianao, dia tsy hatahotra; rehefa mandry ianao, dia ho mamy ny torimasonao. BSB BSB: When you lie down, you will not be afraid; when you rest, your sleep will be sweet.
25 ULB Aza matahotra ny horohoro avy tampoka na ny fandravana ataon'ny ratsy fanahy, rehefa tonga izany, BSB BSB: Do not fear sudden danger or the ruin that overtakes the wicked,
26 ULB fa Yaveh no ho eo anilanao ary hiaro ny tongotrao tsy ho voan'ny fandrika. BSB BSB: for the LORD will be your confidence and will keep your foot from the snare.
27 ULB Aza mamihina ny soa amin'ireo izay mendrika izany, raha ao amin'ny herinao ihany ny hiasa. BSB BSB: Do not withhold good from the deserving when it is within your power to act.
28 ULB Aza miteny amin'ny namanao hoe: "Mandehana, ka tongava indray, ary rahampitso no hanomezako izany," raha hanananao any aminao ihany ilay vola. BSB BSB: Do not tell your neighbor, “Come back tomorrow and I will provide”—when you already have the means.
29 ULB Aza manao tetika hanisy ratsy ny namanao— dia ilay monina eo akaikinao ary matoky anao. BSB BSB: Do not devise evil against your neighbor, for he trustfully dwells beside you.
30 ULB Aza mifanditra amin'ny olona amin'ny tsy antony, raha tsy nanisy ratsy anao izy. BSB BSB: Do not accuse a man without cause, when he has done you no harm.
31 ULB Aza mialona ny olona maherisetra na misafidy izay lalany. BSB BSB: Do not envy a violent man or choose any of his ways;
32 ULB Fa maharikoriko amin'i Yaveh ny olona maniasia, fa hampitokiany aminy kosa ny olona mahitsy fo. BSB BSB: for the LORD detests the perverse, but He is a friend to the upright.
33 ULB Eo amin'ny tranon'ny ratsy fanahy ny fanozonan'i Yaveh, fa mitahy ny fonenan'ny olo-marina kosa Izy. BSB BSB: The curse of the LORD is on the house of the wicked, but He blesses the home of the righteous.
34 ULB Mandatsa ny mpandrabiraby Izy, fa manome sitraka ho an'ny olona manetry tena. BSB BSB: He mocks the mockers, but gives grace to the humble.
35 ULB Ny olon-kendry mandova voninahitra, fa ny adala kosa dia hisandratra amin'ny fahamenarany. BSB BSB: The wise will inherit honor, but fools are held up to shame.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.