1 ULB Ry zanako, tandremo ny fahendreko; atongilano amin'ny fahazavan-tsaiko ny sofinao, BSB BSB: My son, pay attention to my wisdom; incline your ear to my insight,
2 ULB mba hianatra momba ny fahamalinana ianao ary hiaro fahalalana ny molotrao. BSB BSB: that you may maintain discretion and your lips may preserve knowledge.
3 ULB Fa ny molotry ny vehivavy mpijangajanga mitete tantely ary ny vavany dia malama noho ny diloilo, BSB BSB: Though the lips of the forbidden woman drip honey and her speech is smoother than oil,
4 ULB nefa any am-parany dia hangidy tahaka ny hazo mahafaty izy, manapaka tahaka ny sabatra maranitra. BSB BSB: in the end she is bitter as wormwood, sharp as a double-edged sword.
5 ULB Midina mankany amin'ny fahafatesana ny tongony; ary ny diany mizotra ho any amin'ny Fiainan-tsy hita. BSB BSB: Her feet go down to death; her steps lead straight to Sheol.
6 ULB Tsy mihevitra ny lalan'ny fiainana izy. Mirenireny ny dian-tongony; ary tsy fantany izay alehany. BSB BSB: She does not consider the path of life; she does not know that her ways are unstable.
7 ULB Ankehitriny, ry zanako, mihainoa Ahy; aza mivily amin'ny fihainona ny tenin'ny vavako. BSB BSB: So now, my sons, listen to me, and do not turn aside from the words of my mouth.
8 ULB Alaviro azy ny lalanao ary aza manakaiky ny varavaran'ny tranony. BSB BSB: Keep your path far from her; do not go near the door of her house,
9 ULB Amin'izany dia tsy hanome ny voninahitrao amin'ny hafa ianao na ny taona iainanao ho an'ny olon-dozabe; BSB BSB: lest you concede your vigor to others, and your years to one who is cruel;
10 ULB tsy hifety amin'ny harenao ireo vahiny; ary izay efa niasanao dia tsy ho tonga ao an-tranon'ireo vahiny. BSB BSB: lest strangers feast on your wealth, and your labors enrich the house of a foreigner.
11 ULB Amin'ny faran'ny adrom-piainanao dia hisento ianao rehefa hihaosa ny nofonao sy ny vatanao. BSB BSB: At the end of your life you will groan when your flesh and your body are spent,
12 ULB Hiteny ianao hoe: "Indrisy ny fankahalako ny fampianarana sy fanaovan'ny foko tsinotsinona ny fanitsiana! BSB BSB: and you will say, “How I hated discipline, and my heart despised reproof!
13 ULB Tsy nankatò ireo mpampianatro aho na nanongilana ny sofiko tamin'ireo mpananatra ahy. BSB BSB: I did not listen to the voice of my teachers or incline my ear to my mentors.
14 ULB Efa rava tanteraka aho teo afovoan'ny fiangonana, teo amin'ny fivorian'ny olona." BSB BSB: I am on the brink of utter ruin in the midst of the whole assembly.”
15 ULB Misotroa rano avy ao amin'ny famorian-dranonao ary misotroa rano mikoriana avy ao amin'ny lava-dranonao. BSB BSB: Drink water from your own cistern, and running water from your own well.
16 ULB Moa tokony hiboiboika na aiza na aiza ve ny loharanonao ary hikoriana eny ankalamanjana ny loharanonao? BSB BSB: Why should your springs flow in the streets, your streams of water in the public squares?
17 ULB Aoka ho anao irery ihany ireny fa tsy ho an'ireo vahiny miaraka aminao. BSB BSB: Let them be yours alone, never to be shared with strangers.
18 ULB Ho voatahy anie ny loharanonao ary aoka hifaly amin'ny vadin'ny fahatanoranao ianao, BSB BSB: May your fountain be blessed, and may you rejoice in the wife of your youth:
19 ULB fa diera mahate-ho tia izy ary osidia soa. Aoka hahafa-po anao amin'ny fotoana rehetra ny nonony; aoka ho mamon'ny fitiavany mandrakariva anie ianao. BSB BSB: A loving doe, a graceful fawn—may her breasts satisfy you always; may you be captivated by her love forever.
20 ULB Fa nahoana ianao, ry zanako, no tokony babon'ny vehivavy janga; nahoana ianao no tokony hamihina ny tratran'ireo vehivavy ratsy fitondran-tena? BSB BSB: Why be captivated, my son, by an adulteress, or embrace the bosom of a stranger?
21 ULB Mahita ny zavatra ataon'ny olona rehetra i Yaveh ary mijery ny lalana alehany rehetra. BSB BSB: For a man’s ways are before the eyes of the LORD, and the LORD examines all his paths.
22 ULB Ny olona ratsy fanahy dia azon'ny fahamelohany ihany; ireo kofehin'ny fahotany no hamatotra azy mafy. BSB BSB: The iniquities of a wicked man entrap him; the cords of his sin entangle him.
23 ULB Ho faty nohon'ny tsy fahampian'ny fampianarana izy; voatarika any amin'ny lalan-diso nohon'ny haben'ny fahadalany izy. BSB BSB: He dies for lack of discipline, led astray by his own great folly.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.