1 ULB Tsy miantso mafy ve ny Fahendrena? Tsy manandra-peo ve ny Fahazavan-tsaina? BSB BSB: Does not wisdom call out, and understanding raise her voice?
2 ULB Eo amin'ireo tampon-kavoana akaikin'ny lalana, ao amin'ireo sampanan-dalana, no hijoroan'ny Fahendrena. BSB BSB: On the heights overlooking the road, at the crossroads she takes her stand.
3 ULB Eo anoloan'ireo vavahady ao amin'ny fidirana mankany an-tanàna, eo amin'ny fidirana mankao an-tanàna, no hiantsoany. BSB BSB: Beside the gates to the city, at the entrances she cries out:
4 ULB "Ianareo, ry vahoaka, no antsoiko; ny feoko dia ho an'ireo zanak'olombelona. BSB BSB: “To you, O men, I call out, and my cry is to the sons of men.
5 ULB Ianareo izay bado, mianara fahendrena; ary ianareo izay adala, manàna fahazavan-tsaina ianareo. BSB BSB: O simple ones, learn to be shrewd; O fools, gain understanding.
6 ULB Henoy, satria miresaka ireo zavatra mendri-kaja aho, ary rehefa misokatra ny molotro dia hilaza zavatra marina ah. BSB BSB: Listen, for I speak of noble things, and the opening of my lips will reveal right.
7 ULB Fa ny vavako milaza izay mendri-pitokiana, ary ny faharatsiana maharikoriko ny molotro. BSB BSB: For my mouth will speak the truth, and wickedness is detestable to my lips.
8 ULB Ny tenin'ny vavako rehetra dia marina; tsy nisy miolakolaka na fitaka amin'ireo. BSB BSB: All the words of my mouth are righteous; none are crooked or perverse.
9 ULB Mahitsy ho an'ny olona izay mahatakatra azy ireo; iireo teniko dia marina ho an'ireo izay mahita fahalalana. BSB BSB: They are all plain to the discerning, and upright to those who find knowledge.
10 ULB Mandraisa ny fampianarako fa tsy ny volafotsy; mandraisa fahalalana fa tsy ny volamena tsy mifangaro. BSB BSB: Receive my instruction instead of silver, and knowledge rather than pure gold.
11 ULB Fa tsara noho ny firavaka ny Fahendrena; tsy misy harena mitovy aminy. BSB BSB: For wisdom is more precious than rubies, and nothing you desire compares with her.
12 ULB Izaho, Fahendrena, dia miara-monina amin'ny Fitandremana, ary manana fahalalana sy fahamalinana. BSB BSB: I, wisdom, dwell together with prudence, and I find knowledge and discretion.
13 ULB Ny tahotra an'i Yaveh dia mba hankahalana ny ratsy. Halako ny fieboeboana sy fiavonavonana, ny fomba ratsy, sy ny teny ratsy. Halako ireo. BSB BSB: To fear the LORD is to hate evil; I hate arrogant pride, evil conduct, and perverse speech.
14 ULB Manana torohevitra tsara sy fahendrena marina aho; lalin-tsaina aho; ahy ny hery. BSB BSB: Counsel and sound judgment are mine; I have insight and strength.
15 ULB Amin'ny alalako no anjakan'ireo mpanjaka—ireo lehilahy manan-kaja ihany koa, sy ny rehetra izay mifehy amin'ny fahamarinana. BSB BSB: By me kings reign, and rulers enact just laws;
16 ULB Amin'ny alalako no anapahan'ireo andriandahy, ireo manan-kaja, sy ny rehetra izay mifehy amin'ny fahamarinana. BSB BSB: By me princes rule, and all nobles who govern justly.
17 ULB Tiako izay tia ahy, ary ireo izay mitady ahy fatratra, dia hahita ahy. BSB BSB: I love those who love me, and those who seek me early shall find me.
18 ULB Ao amiko ny harena sy voninahitra, harena maharitra ary fahamarinana. BSB BSB: With me are riches and honor, enduring wealth and righteousness.
19 ULB Ny vokatro dia tsara noho ny volamena, eny na ny volamena tsara indrindra aza; tsara noho ny volafotsy madio ny vokatro. BSB BSB: My fruit is better than gold, pure gold, and my harvest surpasses choice silver.
20 ULB Mandeha amin'ny lalan'ny fahamarinana, afovoan'ireo lalan'ny marina aho. BSB BSB: I walk in the way of righteousness, along the paths of justice,
21 ULB Vokatr'izany, dia ataoko mandova harena ireo izay tia ahy; fenoiko ny fitehirizan-drakitr'izy ireo. BSB BSB: bestowing wealth on those who love me and making their treasuries full.
23 ULB Fahiny ela be dia ary aho—hatrany am-boalohany, hatramin'ny fiandohan'ny tany. BSB BSB: From everlasting I was established, from the beginning, before the earth began.
24 ULB Talohan'ny nisian'ny ranomasina, dia teraka aho—talohan'ny nahatondraka rano ireo loharano. BSB BSB: When there were no watery depths, I was brought forth, when no springs were overflowing with water.
25 ULB Talohan'ny nametrahana ireo tendrombohitra ary talohan'ireo havoana, dia teraka aho. BSB BSB: Before the mountains were settled, before the hills, I was brought forth,
26 ULB Efa teraka aho talohan'ny naharian'Andriamanitra ny tany na ny saha, eny fa na dia ny vovoka voalohany tamin'izao tontolo izao aza. BSB BSB: before He made the land or fields, or any of the dust of the earth.
27 ULB Efa teo aho fony nametraka ny lanitra Izy, fony Izy nanoritra boribory tany amin'ny faritry ny lalina. BSB BSB: I was there when He established the heavens, when He inscribed a circle on the face of the deep,
28 ULB Efa teo aho fony Izy nametraka ny rahona ambony ary fony namboarina ireo loharano tany amin'ny lalina. BSB BSB: when He established the clouds above, when the fountains of the deep gushed forth,
29 ULB Efa teo aho fony Izy namaritra ny fetran'ny ranomasina, koa dia tsy nihoatra ny fandidiany ireo rano, ary fony namaritana ny fanorenana ny tany maina. BSB BSB: when He set a boundary for the sea, so that the waters would not surpass His command, when He marked out the foundations of the earth.
30 ULB Mpanao asa tanana tena mahay teo anilany aho; izaho no fifaliany isan'andro isan'andro, mifaly mandrakariva teo anoloany aho. BSB BSB: Then I was a skilled craftsman at His side, and His delight day by day, rejoicing always in His presence.
31 ULB Nifaly tao amin'ny tontolony rehetra aho, ary ny fifaliako dia tao amin'ireo zanak'olombelona. BSB BSB: I was rejoicing in His whole world, delighting together in the sons of men.
32 ULB Ankehitriny, ry zanako, mihainoa ahy, fa ireo izay mitandrina ireo lalako dia ho voatahy. BSB BSB: Now therefore, my sons, listen to me, for blessed are those who keep my ways.
33 ULB Mihainoa ny fampianarako ka hendre; aza manao tsinontsinona izany. BSB BSB: Listen to instruction and be wise; do not ignore it.
34 ULB Izay mihaino ahy dia ho voatahy. Hiambina isan'andro eo am-baravarako izy, miandry akaikin'ireo tsangatsangan'ireo varavarako. BSB BSB: Blessed is the man who listens to me, watching daily at my doors, waiting at the posts of my doorway.
35 ULB Fa na iza na iza mahita ahy, dia mahita fiainana, ary hahita sitraka amin'Andriamanitra izy. BSB BSB: For whoever finds me finds life and obtains the favor of the LORD.
36 ULB Fa izy izay tsy mahita, dia manimba ny ainy ihany; ireo rehetra izay mankahala ahy dia tia fahafatesana." BSB BSB: But he who fails to find me harms himself; all who hate me love death.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.