1 ULB Nanamboatra ny tranony manokana ny fahendrena; nanao asa sokitra andry fito avy tamin'ny vatolampy izy. BSB BSB: Wisdom has built her house; she has carved out her seven pillars.
2 ULB Namono ireo bibiny izy; nampifangaro ny divainy izy; ary nametraka ny latabany. BSB BSB: She has prepared her meat and mixed her wine; she has also set her table.
3 ULB Naniraka ireo mpiasa an-tranony izy; niantso teny amin'ireo toerana avo indrindran'ny tanàna izy hoe: BSB BSB: She has sent out her maidservants; she calls out from the heights of the city.
4 ULB "Iza no bado? Aoka izy hanatona ety!" Ho an'izay tsy ampy saina tsara no nitenenany. BSB BSB: “Whoever is simple, let him turn in here!” she says to him who lacks judgment.
5 ULB "Avia, hano ny sakafoko, ary sotroy ny divay noharoiko. BSB BSB: “Come, eat my bread and drink the wine I have mixed.
6 ULB Ilaozy ireo fihetsikao bado ary miveloma; mandehana amin'ny lalan'ny fahazavan-tsaina. BSB BSB: Leave your folly behind, and you will live; walk in the way of understanding.”
7 ULB Na iza na iza mananatra ny mpaniratsira dia handray fanararaotana; ary na iza na iza hiteny mafy ny ratsy fanahy dia handray ireo faniratsiràna. BSB BSB: He who corrects a mocker brings shame on himself; he who rebukes a wicked man taints himself.
8 ULB Aza mananatra ny mpaniratsira, raha tsy izany dia ho halany ianao; BSB BSB: Do not rebuke a mocker, or he will hate you; rebuke a wise man, and he will love you.
9 ULB anaro ny olon-kendry, dia ho tiany ianao. Manomeza ny olon-kendry, dia ho tonga hendry kokoa izy; ampianaro ny olo-marina, dia hanampy ny fianarany izy. BSB BSB: Instruct a wise man, and he will be wiser still; teach a righteous man, and he will increase his learning.
10 ULB Ny fahatahorana an'i Yaveh no fiandoham-pahendrena, ary ny fahalalana Ilay Masina no fahazavan-tsaina. BSB BSB: The fear of the LORD is the beginning of wisdom, and knowledge of the Holy One is understanding.
11 ULB Fa amin'ny alalako no hihamaroan'ny andronao; ary hampiako taona maro ny fiainanao. BSB BSB: For through wisdom your days will be multiplied, and years will be added to your life.
12 ULB Raha hendry ianao, dia hendry ho an'ny tenanao ihany, ary raha maniratsira ianao, dia hitondra izany amin'ny tenanao ihany." BSB BSB: If you are wise, you are wise to your own advantage; but if you scoff, you alone will bear the consequences.
13 ULB Ny vehivavin'ny adalana dia tsy mahalala, tsy nobeazina izy ary tsy mahafantatra na inona na inona. BSB BSB: The woman named Folly is loud; she is naive and knows nothing.
14 ULB Mipetraka eo am-baravaran'ny tranony izy; eo amin'ny seza amin'ny toerana avo indrindra amin'ny tanàna. BSB BSB: She sits at the door of her house, on a seat in the heights of the city,
15 ULB Miantso ireo izay mandalo amin'ireo lalana izy, amin'ny olona izay mandeha mahitsy amin'ny lalan'izy ireo. BSB BSB: calling out to those who pass by, who make their paths straight.
16 ULB "Na iza na iza bado aoka izy hiverina eto indray," hoy izy amin'ireo izay tsy misy saina. BSB BSB: “Whoever is simple, let him turn in here!” she says to him who lacks judgment.
17 ULB "Mamy ny rano nangalarina, ary matsiro ny mofon'ny tsiambaratelo." BSB BSB: “Stolen water is sweet, and bread eaten in secret is tasty!”
18 ULB Fa tsy fantany fa any ny maty, fa ireo vahiny nasainy dia any amin'ny halalin'ny Fiainan-tsy hita. BSB BSB: But they do not know that the dead are there, that her guests are in the depths of Sheol.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.