Psalm 1 1 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible Israel's book of prayer and praise: 150 songs for every season of life, from lament to joy.
Introduction to Psalms1 ULB Sambatra ny olona izay tsy manaraka ny torohevitr'ireo ratsy fanahy, na mitsangana amin'ny lalana miaraka amin'ireo mpanota, na mipetraka eo amin'ireo mpaneso. BSB BSB: Blessed is the man who does not walk in the counsel of the wicked, or set foot on the path of sinners, or sit in the seat of mockers.
2 ULB Fa ao amin'ny Yaveh no sitrany, ary amin'ny lalàny izy no misaintsaina andro sy alina. BSB BSB: But his delight is in the Law of the LORD, and on His law he meditates day and night.
3 ULB Ho tahaka ny hazo nambolena tamin'ny riakan'ny rano izay mamokatra ireo voany amin'ny vanim-potoany, izay tsy malazo ravina izy, izay rehetra hataony dia ho ambinina. BSB BSB: He is like a tree planted by streams of water, yielding its fruit in season, whose leaf does not wither, and who prospers in all he does.
4 ULB Ireo ratsy fanahy dia tsy izany, fa kosa tahaka ny akofa izay entin'ny rivotra. BSB BSB: Not so the wicked! For they are like chaff driven off by the wind.
5 ULB Ka tsy hitsangana ho ao amin'ny fitsarana ireo ratsy fanahy, na ireo mpanota ho ao amin'ny vondron'ireo marina. BSB BSB: Therefore the wicked will not stand in the judgment, nor sinners in the assembly of the righteous.
6 ULB Fa i Yaveh dia manaiky ny lalan'ireo marina, fa ny lalan'ireo ratsy fanahy kosa dia ho levona. BSB BSB: For the LORD guards the path of the righteous, but the way of the wicked will perish.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 1
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 1, and keep Opened free for readers who can’t pay.