Psalm 2 2 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Nahoana ny firenena no ao anaty korontana, ary nahoana ny olona no manao teti-dratsy izay tsy hahomby? BSB BSB: Why do the nations rage and the peoples plot in vain?
2 ULB Miara-mitsangana ireo mpanjakan'ny tany ary miara-mioko manohitra an'i Yaveh sy ny Mesiany ireo mpanapaka, manao hoe: BSB BSB: The kings of the earth take their stand and the rulers gather together, against the LORD and against His Anointed One:
3 ULB "Aoka isika hamiravira ireo rojo vy izay apetrany eto amintsika ary hanipy ireo rojon'izy ireo." BSB BSB: “Let us break Their chains and cast away Their cords.”
4 ULB Izy izay mipetraka any an-danitra hihomehy azy ireo; haneso azy ireo ny Tompo. BSB BSB: The One enthroned in heaven laughs; the Lord taunts them.
5 ULB Avy eo dia hiteny amin'izy ireo amin'ny fahatezerany izy ary hampihorohoro azy ireo amin'ny fahavinirany, manao hoe: BSB BSB: Then He rebukes them in His anger, and terrifies them in His fury:
6 ULB Izaho tenako no manendry ny mpanjakako ao Ziona, tendrombohitro masina." BSB BSB: “I have installed My King on Zion, upon My holy mountain.”
7 ULB Hanambara lalàn'i Yaveh iray aho. Hoy Izy tamiko: "Zanako ianao! Amin'ity andro ity dia tonga rainao Aho." BSB BSB: I will proclaim the decree spoken to Me by the LORD: “You are My Son; today I have become Your Father.
8 ULB Hangataho Aho, dia homeko anao ho lovanao ireo firenena ary ho fanananao ireo faritra lavitra indrindran'ny tany. BSB BSB: Ask Me, and I will make the nations Your inheritance, the ends of the earth Your possession.
9 ULB Hovakinao amin'nytehim-by, tahaka ny siny ireo, hamotipotika ireo ianao." BSB BSB: You will break them with an iron scepter; You will shatter them like pottery.”
10 ULB Koa ankehitriny, ry mpanjaka, mitandrema; mahitsy; ry mpanapaky ny tany. BSB BSB: Therefore be wise, O kings; be admonished, O judges of the earth.
11 ULB Miderà an'i Yaveh amin-tahotra ary mifalia amin'ny fangovitana. BSB BSB: Serve the LORD with fear, and rejoice with trembling.
12 ULB Orohy ny zanaka sao ho tezitra aminao izy, ka ho faty amin'ny lalan'ny firehetan'ny hatezerany mandritra ny fotoana fohy ianao. Sambatra ireo rehetra izay mitady fialofana ao Aminy. BSB BSB: Kiss the Son, lest He be angry and you perish in your rebellion, when His wrath ignites in an instant. Blessed are all who take refuge in Him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 2
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 2, and keep Opened free for readers who can’t pay.