Psalm 3 3 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Salamo nataon'i Davida, rehefa nitsoaka an'i Absaloma zanany izy. Ry Yaveh, firy ireo fahavaloko! Maro no nitsangana nanohitra ahy. BSB BSB: A Psalm of David, when he fled from his son Absalom. O LORD, how my foes have increased! How many rise up against me!
2 ULB Maro no milaza momba ahy hoe: "Tsy misy fanampiana ho azy avy any amin'Andriamanitra. Sela BSB BSB: Many say of me, “God will not deliver him.” Selah
3 ULB Fa Ianao, ry Yaveh, dia fiarovana manodidina ahy, voninahitro, ary ilay iray izay manandratra ny lohako. BSB BSB: But You, O LORD, are a shield around me, my glory, and the One who lifts my head.
4 ULB Manandratra ny feoko amin'i Yaveh aho, ary mamaly ahy avy any amin'ny havoany masina Izy. Sela BSB BSB: To the LORD I cry aloud, and He answers me from His holy mountain. Selah
5 ULB Nandry aho ary natory; nifoha aho, satria i Yaveh miaro ahy. BSB BSB: I lie down and sleep; I wake again, for the LORD sustains me.
6 ULB Tsy hatahotra olona maro izay mampanohitra ny tenan'izy ireo amiko amin'ny zohy rehetra aho. BSB BSB: I will not fear the myriads set against me on every side.
7 ULB Mitsangàna, ry Yaveh! Vonjeo aho, ry Andriamanitro! Fa hamely ireo fahavalo rehetra amin'ny takolaka Ianao; hamaky ny nifin'ireo ratsy fanahy Ianao. BSB BSB: Arise, O LORD! Save me, O my God! Strike all my enemies on the jaw; break the teeth of the wicked.
8 ULB Avy amin'i Yaveh ny famonjena. Ho amin'ny olonao anie ireo fitahianao. Sela BSB BSB: Salvation belongs to the LORD; may Your blessing be on Your people. Selah
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 3
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 3, and keep Opened free for readers who can’t pay.