Psalm 4 4 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Valio aho rehefa miantso, ry Andriamanitrin'ny fahamarinako; omeo trano aho rehefa latsaka an-katerena. Mamindrà fo amiko ary henoy ny fivavako. BSB BSB: For the choirmaster. With stringed instruments. A Psalm of David. Answer me when I call, O God of my righteousness! You have relieved my distress; show me grace and hear my prayer.
2 ULB Ry olona, mandra-pahoviana ianareo no hanova ny voninahitro ho fahafaham-baraka? Mandra-pahoviana ianareo no hitia izay ratsy sy hanaraka ny lainga? Sela. BSB BSB: How long, O men, will my honor be maligned? How long will you love vanity and seek after lies? Selah
3 ULB Saingy fantaro fa i Yaveh dia manokana izay araka an'Andriamanitra ho Azy. Handre i Yaveh rehefa miantso Azy aho. BSB BSB: Know that the LORD has set apart the godly for Himself; the LORD hears when I call to Him.
4 ULB Mangovita amin-tahotra, fa aza manota! Saino ao am-ponareo eo am-pandrianareo ary aoka hangina. Sela BSB BSB: Be angry, yet do not sin; on your bed, search your heart and be still. Selah
5 ULB Atolory ireo soron'ny fahamarinana ary apetraho amin'i Yaveh ny fahatokianao. BSB BSB: Offer the sacrifices of the righteous and trust in the LORD.
6 ULB Maro no miteny hoe: "iza no hampiseho zavatra tsara amintsika?" Ry Yaveh, asandrato aminay ny fahazavan'ny tavanao. BSB BSB: Many ask, “Who can show us the good?” Shine the light of Your face upon us, O LORD.
7 ULB Nomenao hafaliana bebe kokoa mihoatra ny an'ny hafa ny foko rehefa betsaka ny vary sy ny divay vaovao. BSB BSB: You have filled my heart with more joy than when grain and new wine abound.
8 ULB Am-piadanana no handriako sy hatoriko, satria Ianao irery, ry Yaveh, no mahatonga ahy hitoetra tsy manana ahiahy. BSB BSB: I will lie down and sleep in peace, for You alone, O LORD, make me dwell in safety.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 4
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 4, and keep Opened free for readers who can’t pay.