1 ULB Misaora an'i Yaveh, antsoy ny anarany; ampahafantaro amin'ireo firenena ireo asany. BSB BSB: Give thanks to the LORD, call upon His name; make known His deeds among the nations.
2 ULB Mihirà ho Azy, mihiràfiderana ho Azy; ambarao avokoa ireo asany rehetra mahatalanjona. BSB BSB: Sing to Him, sing praises to Him; tell of all His wonders.
3 ULB Mireharehava amin'ny anarany masina; aoka ny fon'ireo izay mitady an'i Yaveh hifaly. BSB BSB: Glory in His holy name; let the hearts of those who seek the LORD rejoice.
4 ULB Mitadiava an'i Yaveh sy ny heriny; tadiavo hatrany hatrany ny fanatrehany. BSB BSB: Seek out the LORD and His strength; seek His face always.
5 ULB Tadidio ireo zava-mahagaga efa nataony, ireo fahagagany sy ireo lalàny avy ao am-bavany, BSB BSB: Remember the wonders He has done, His marvels, and the judgments He has pronounced,
6 ULB ianareo taranak'i Abrahama mpanompony, ianareo vahoakan'i Jakoba, olom-boafidiny. BSB BSB: O offspring of His servant Abraham, O sons of Jacob, His chosen ones.
7 ULB Izy no Yaveh, Andriamanintsika. Eo amin'ny tany rehetra ireo didiny. BSB BSB: He is the LORD our God; His judgments carry throughout the earth.
8 ULB Ataony an-tsaina mandrakizay ny fanekeny, dia ny teny izay nodidiany ho an'ireo taranaka an'arivony. BSB BSB: He remembers His covenant forever, the word He ordained for a thousand generations—
9 ULB Mahatsiaro ny fanekena izay nataony tamin'i Abrahama sy ny fianianany tamin'i Isaka Izy. BSB BSB: the covenant He made with Abraham, and the oath He swore to Isaac.
10 ULB Izany no namafisiny tamin'i Jakoba ho lalàna sy tamin'ny Israely ho fanekena maharitra mandrakizay. BSB BSB: He confirmed it to Jacob as a decree, to Israel as an everlasting covenant:
11 ULB Hoy Izy: "Homeko anjara lovanareo ny tany Kanana." BSB BSB: “I will give you the land of Canaan as the portion of your inheritance.”
12 ULB Nilaza izany Izy fony mbola vitsy an'isa izy ireo, tena vitsy, sady mpivahiny tao amin'ny tany. BSB BSB: When they were few in number, few indeed, and strangers in the land,
13 ULB Nivezivezy tamin'ireo firenena sy avy any amin'ny fanjakana ho any amin'iray hafa izy ireo. BSB BSB: they wandered from nation to nation, from one kingdom to another.
14 ULB Tsy namela na iza na iza hampahory azy ireo Izy; nandatsa mpanjaka maro Izy noho ny amin'izy ireo. BSB BSB: He let no man oppress them; He rebuked kings on their behalf:
15 ULB Hoy Izy hoe: "Aza mikasika ireo olom-boahosotro, ary manisy ratsy ireo mpaminaniko." BSB BSB: “Do not touch My anointed ones! Do no harm to My prophets!”
16 ULB Niantso mosary ho amin'ny tanyIzy; nanapaka ny famatsiana mofo manontolo Izy. BSB BSB: He called down famine on the land and cut off all their supplies of food.
17 ULB Naniraka olona hialoha lalana azy ireo Izy; namidy ho mpanompo i Josefa. BSB BSB: He sent a man before them—Joseph, sold as a slave.
18 ULB Nafatony tamin'ny tady vy ny tongony; teo amin'ny tendany nasiany rojo vy, BSB BSB: They bruised his feet with shackles and placed his neck in irons,
19 ULB ambara-pahatanteraka ny teniny, ary nitsapa azy ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: until his prediction came true and the word of the LORD proved him right.
20 ULB Naniraka ireo mpanompo hamotsotra azy Yaveh; nanafaka azy ny mpanapaka ny vahoaka. BSB BSB: The king sent and released him; the ruler of peoples set him free.
21 ULB Nataony nisahana ny tranony ho mpanapaka ireo fananany rehetra izy BSB BSB: He made him master of his household, ruler over all his substance,
22 ULB mba hampianatra ireo andriany araka izay iriany sy hampianatra fahendrena ireo loholony. BSB BSB: to instruct his princes as he pleased and teach his elders wisdom.
23 ULB Dia nankany Egypta ny Israely, ary Jakoba nivahiny tao amin'ny tany Hama. BSB BSB: Then Israel entered Egypt; Jacob dwelt in the land of Ham.
24 ULB Nampamokatra ny vahoakany Yaveh, ary nampatanjaka azy ireo mihoatra ireo fahavalony. BSB BSB: And the LORD made His people very fruitful, more numerous than their foes,
25 ULB Nataony nankahala ny vahoakany ny fahavalon'izy ireo, mba hampijaly ireo mpanompony. BSB BSB: whose hearts He turned to hate His people, to conspire against His servants.
26 ULB Naniraka an'i Mosesy, mpanompony, sy Arona, izay efa nofidiany Izy. BSB BSB: He sent Moses His servant, and Aaron, whom He had chosen.
27 ULB Nanatanteraka ireo famantarany teo amin'ireo Egyptiana izy ireo, ireo fahagagany tao amin'ny tany Hama. BSB BSB: They performed His miraculous signs among them, and wonders in the land of Ham.
28 ULB Nandefa aizina sy nampamaizina ny tany Izy, nefa tsy nankato ireo didiny ny vahoaka tao. BSB BSB: He sent darkness, and it became dark—yet they defied His words.
29 ULB Namadika ny ranon'izy ireo ho rà Izy ary namono ny hazan-dranony. BSB BSB: He turned their waters to blood and caused their fish to die.
30 ULB Rakotra sahona ny tanin'izy ireo, na dia ny tao an'efitranon'ireo mpanapaka aza. BSB BSB: Their land teemed with frogs, even in their royal chambers.
31 ULB Niteny Izy, ka dia tonga nanerana ny tanànan'izy ireo ny renin-dalitra sy moka. BSB BSB: He spoke, and insects swarmed—gnats throughout their country.
32 ULB Navadiny ho havandra ny oran'izy ireo, niaraka tamin'ny afo nidedadeda teo amin'ny taniny. BSB BSB: He gave them hail for rain, with lightning throughout their land.
33 ULB Nopotehiny ny voaloboka sy ny hazon'aviavin'izy ireo; nosimbainy ireo hazo tao an-tanànan'izy ireo. BSB BSB: He struck their vines and fig trees and shattered the trees of their country.
34 ULB Niteny Izy, dia tonga ny valala, valala maro be. BSB BSB: He spoke, and the locusts came—young locusts without number.
35 ULB Lanin'ireo valala ny zava-maniry rehetra tao amin'ny tanin'izy ireo; lanin'ireny ny vokatry ny tany rehetra. BSB BSB: They devoured every plant in their land and consumed the produce of their soil.
36 ULB Novonoiny ny lahimatoa rehetra tao amin'ny tany, ny voaloham-bokatry ny herin'izy ireo rehetra. BSB BSB: Then He struck all the firstborn in their land, the firstfruits of all their vigor.
37 ULB Nentiny nivoaka niaraka tamin'ny volamena sy volafotsy ireo Israelita; tsy nisy tamin'ireo fokony tafitohina teny an-dalana. BSB BSB: He brought Israel out with silver and gold, and none among His tribes stumbled.
38 ULB Ravoravo Egypta raha lasa izy ireo, satria natahotra azy ireo ny Egyptiana. BSB BSB: Egypt was glad when they departed, for the dread of Israel had fallen on them.
39 ULB Nampiely ny rahona ho fandrakofana Izy ary nanao afo hampazava ny alina. BSB BSB: He spread a cloud as a covering and a fire to light up the night.
40 ULB Nangataka sakafo ny Israelita, ka dia nitondrany papelika ary natony hafa-po tamin'ny mofo avy any an-danitra. BSB BSB: They asked, and He brought quail and satisfied them with the bread of heaven.
41 ULB Namaky ny vatolampy Izy, ka nigororoana teo ny rano; nikoriana tany an'efitra tahaka ny renirano ireny. BSB BSB: He opened a rock, and water gushed out; it flowed like a river in the desert.
42 ULB Fa nahatsiaro ny fampanantenany masina izay nataony tamin'i Abrahama mpanompony Izy. BSB BSB: For He remembered His holy promise to Abraham His servant.
43 ULB Notarihiny nivoaka tamim-pifaliana ny vahoaka; tamin'ny hiakam-pandresena ny olom-boafidiny. BSB BSB: He brought forth His people with rejoicing, His chosen with shouts of joy.
44 ULB Nomeny azy ireo ny tanin'ireo firenena; naka fananana tamin'ireo haren'ny vahoaka izy ireo BSB BSB: He gave them the lands of the nations, that they might inherit the fruit of others’ labor,
45 ULB mba hitandremany ny didny sy hankatoavany ny lalàny. Miderà an'i Yaveh. BSB BSB: that they might keep His statutes and obey His laws. Hallelujah!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.