1 ULB Misaora an'i Yaveh, fa tsara Izy, ary mandrakizay ny famindram-pony. BSB BSB: Give thanks to the LORD, for He is good; His loving devotion endures forever.
2 ULB Aoka ireo navotan'i Yaveh hilaza izany, dia izay navotany teo an-tanan'ny fahavalo. BSB BSB: Let the redeemed of the LORD say so, whom He has redeemed from the hand of the enemy
3 ULB Nangoniny avy amin'ny tany hafa maro izy ireo, dia izay avy any atsinanana sy avy any andrefana, avy any avaratra sy avy any atsimo. BSB BSB: and gathered from the lands, from east and west, from north and south.
4 ULB Nirenireny tany an'efitra teny amin'ny lalana hay izy ireo ary tsy nahita tanàna honenana. BSB BSB: Some wandered in desert wastelands, finding no path to a city in which to dwell.
5 ULB Satria noana sady nangetaheta izy ireo, dia heniky ny faharerahana izy ireo. BSB BSB: They were hungry and thirsty; their soul fainted within them.
6 ULB Dia niantso mafy an'i Yaveh tamin'ny andro fahoriany, ka namonjy azy ireo tamin'ny fahoriany Izy. BSB BSB: Then they cried out to the LORD in their trouble, and He delivered them from their distress.
7 ULB Nitondra azy ireo tamin'ny lalana mahitsy Izy mba ahafahan'izy ireo mandeha any amin'ny tanàna izay honenany. BSB BSB: He led them on a straight path to reach a city where they could live.
8 ULB Hidera an'i Yaveh anie ireo olona nohon'ny famindram-pony sy ireo zava-tsoa rehetra nataony tamin'ny olombelona! BSB BSB: Let them give thanks to the LORD for His loving devotion and His wonders to the sons of men.
9 ULB Fa manome fahafa-po ny fanirian'ireo izay mangetaheta Izy, ary ny fanirian'ireo noana dia vokisany zava-tsoa. BSB BSB: For He satisfies the thirsty and fills the hungry with good things.
10 ULB Ny sasany mitoetra anaty aizina sy aloky ny fahafatesana, voagadram-pahoriana sy ireo rojo vy. BSB BSB: Some sat in darkness and in the shadow of death, prisoners in affliction and chains,
11 ULB Nisy izany satria nikomy nanohitra ny tenin'Andriamanitra izy ireo ary nanary ny torolalan'ny Avo Indrindra. BSB BSB: because they rebelled against the words of God and despised the counsel of the Most High.
12 ULB Nampietry ny fon'izy ireo tamin'ny zava-tsarotra Izy. Tafintohina izy ireo ary tsy nisy olona hanampy azy ireo hitraka. BSB BSB: He humbled their hearts with hard labor; they stumbled, and there was no one to help.
13 ULB Dia niantso an'i Yaveh tamin'ny fahoriany izy ireo, ka nentin'i Yaveh hiala avy tao amin'ny fahoriany. BSB BSB: Then they cried out to the LORD in their trouble, and He saved them from their distress.
14 ULB Nitondra azy ireo hivoaka ny maizina sy ny haizim-pito Izy ary novakiany ny fatoran'izy ireo. BSB BSB: He brought them out of darkness and the shadow of death and broke away their chains.
15 ULB Hidera an'i Yaveh anie ireo olona ireo nohon'ny famindram-pony sy ireo zava-mahagaga nataony ho an'ny olombelona! BSB BSB: Let them give thanks to the LORD for His loving devotion and His wonders to the sons of men.
16 ULB Fa namotika ny vavahady varahina Izy ary nanapaka ireo hidy vy. BSB BSB: For He has broken down the gates of bronze and cut through the bars of iron.
17 ULB Adala izy ireo tamin'ny fikomiana nataony ary ory noho ireo helony. BSB BSB: Fools, in their rebellious ways, and through their iniquities, suffered affliction.
18 ULB Very ny faniriany hihinana ny hanina rehetra, ary niha-nanakaiky ny vavahadin'ny fahafatesana izy ireo. BSB BSB: They loathed all food and drew near to the gates of death.
19 ULB Dia niantso mafy an'i Yaveh izy ireo tamin'ny fahoriany, dia nitondra azy ireo hivoaka amin'ny fahoriany Izy. BSB BSB: Then they cried out to the LORD in their trouble, and He saved them from their distress.
20 ULB Nandefa ny teniny Izy ka nanasitrana azy ireo, dia novonjeny tamin'ny fahapotehiny izy ireo. BSB BSB: He sent forth His word and healed them; He rescued them from the Pit.
21 ULB Ny olona anie hidera an'i Yaveh nohon'ny famindram-pony sy ireo zava-mahagaga nataony tamin'olombelona! BSB BSB: Let them give thanks to the LORD for His loving devotion and His wonders to the sons of men.
22 ULB Aoka izy ireo hanolotra ireo fanati-pisaorana ka hanambara ny asany lehibe amin'ny fihirana. BSB BSB: Let them offer sacrifices of thanksgiving and declare His works with rejoicing.
23 ULB Izay miantsambo eny an-dranomasina sy manao raharaham-barotra any ampitan-dranomasina. BSB BSB: Others went out to sea in ships, conducting trade on the mighty waters.
24 ULB Ireo dia nahita ny asan'i Yaveh sy ny fahagaganany teny an-dranomasina. BSB BSB: They saw the works of the LORD, and His wonders in the deep.
25 ULB Fa Izy no mibaiko sy maniraka ny tafio-drivotra izay mampisondrotra ny ranomasina. BSB BSB: For He spoke and raised a tempest that lifted the waves of the sea.
26 ULB Nanakatra ny lanitra ireny; ary nidina tany amin'ny lalina. Ketraky ny fahoriana ny fiainan'izy ireo. BSB BSB: They mounted up to the heavens, then sunk to the depths; their courage melted in their anguish.
27 ULB Nisangodina sady nivembena tahaka ireo mpimamo izy ireo dia lasa tany amin'ny fahaverezan-tsaina. BSB BSB: They reeled and staggered like drunkards, and all their skill was useless.
28 ULB Ary niantso an'i Yaveh tamin'ny fahoriany izy ireo, ka nentiny nivoaka tamin'ny fahoriany izy ireo. BSB BSB: Then they cried out to the LORD in their trouble, and He brought them out of their distress.
29 ULB Nampitsahatra ny tafio-drivotra Izy, ary nampitony ny onjan-dranomasina. BSB BSB: He calmed the storm to a whisper, and the waves of the sea were hushed.
30 ULB Ary dia niravoravo izy ireo satria nitony ny ranomasina, ary nitondra azy ireo ho eny amin'ny morony nirian'izy ireo Izy. BSB BSB: They rejoiced in the silence, and He guided them to the harbor they desired.
31 ULB Ny olona anie hidera an'i Yaveh nohon'ny famindram-pony sy amin'ireo zava-mahatalanjona nataony tamin'olombelona! BSB BSB: Let them give thanks to the LORD for His loving devotion and His wonders to the sons of men.
32 ULB Aoka izy ireo hanandratra Azy eo amin'ny fiangonan'ny olona ary hidera Azy eo amin'ny filan-kevitr'ireo loholona. BSB BSB: Let them exalt Him in the assembly of the people and praise Him in the council of the elders.
33 ULB Mamadika ireo ony ho efitra Izy, loharano ho tany maina, BSB BSB: He turns rivers into deserts, springs of water into thirsty ground,
34 ULB ary tany mahavokatra ho tany hay noho ny faharatsian'ny olony. BSB BSB: and fruitful land into fields of salt, because of the wickedness of its dwellers.
35 ULB Mamadika ny efitra ho farihin-drano Izy ary tany maina ho loharano maro. BSB BSB: He turns a desert into pools of water and a dry land into flowing springs.
36 ULB Apetrany any izay noana, ary hanorina tanàna honenana izy ireo. BSB BSB: He causes the hungry to settle there, that they may establish a city in which to dwell.
37 ULB hanorina tanàna hisy saha izy ireo, ho atao tanim-boaloboka, ary hamokatra be. BSB BSB: They sow fields and plant vineyards that yield a fruitful harvest.
38 ULB Hitahy ireo Izy ka ho maro an'isa izany. Tsy avelany hihavitsy ny biby fiompiny. BSB BSB: He blesses them, and they multiply greatly; He does not let their herds diminish.
39 ULB Fa nihena sy nietry izy ireo nohon'ny fahoriana maharary sy hirifiry. BSB BSB: When they are decreased and humbled by oppression, evil, and sorrow,
40 ULB Mandraraka fanamavoana amin'ireo mpitarika Izy ary mampirenireny azy ireo any an'efitra, izay tsy misy lalana. BSB BSB: He pours out contempt on the nobles and makes them wander in a trackless wasteland.
41 ULB Fa miaro ireo mahantra nohon'ny fahoriana kosa Izy ary miahy ireo fianakaviany tahaka ny andian'ondry. BSB BSB: But He lifts the needy from affliction and increases their families like flocks.
42 ULB Hahita izany ny olo-mahitsy ka ho faly, ary ireo ratsy fanahy rehetra manakombom-bava. BSB BSB: The upright see and rejoice, and all iniquity shuts its mouth.
43 ULB Izay hendry dia aoka handray an-tsoratra izany zavatra izany ary hihevitra ireo asa famindram-pon'i Yaveh. BSB BSB: Let him who is wise pay heed to these things and consider the loving devotion of the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.