1 ULB Tafatoetra ny foko, Andriamanitra o; hihira aho, eny, hihira fiderana amin'ny foko ravoravo ihany koa aho. BSB BSB: A song. A Psalm of David. My heart is steadfast, O God; I will sing and make music with all my being.
2 ULB Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hifoha vao mangiran-dratsy aho. BSB BSB: Awake, O harp and lyre! I will awaken the dawn.
3 ULB Hisaotra Anao aho, ry Yaveh, eny amin'ny olon-drehetra; hihira fiderana ho Anao aho eny amin'ny firenen-drehetra. BSB BSB: I will praise You, O LORD, among the nations; I will sing Your praises among the peoples.
4 ULB Fa ny famindram-ponao dia lehibe ambonin'ny lanitra ary mipaka eny amin'ireo habakabaka ny fahamendreham-pitokianao. BSB BSB: For Your loving devotion extends beyond the heavens, and Your faithfulness reaches to the clouds.
5 ULB Misandràta, Andriamanitra o, any ambonin'ny lanitra, ary aoka ny voninahitrao hisandratra manerana ny tany rehetra. BSB BSB: Be exalted, O God, above the heavens; may Your glory cover all the earth.
6 ULB Mba ho voavonjy ireo malalanao, vonjeo amin'ny tanana ankavananao aho ka valio. BSB BSB: Respond and save us with Your right hand, that Your beloved may be delivered.
7 ULB Niteny tamin'ny fahamasinany Andriamanitra ka nanao hoe: "Hifaly aho ary hizara an'i Sekema; ary hizara ny Lohasahan'i Sokota. BSB BSB: God has spoken from His sanctuary: “I will triumph! I will parcel out Shechem and apportion the Valley of Succoth.
8 ULB Ahy i Gileada, ary ahy i Manase, arolohako ihany koa i Efraima; tehim-panjakako i Joda. BSB BSB: Gilead is Mine, and Manasseh is Mine; Ephraim is My helmet, Judah is My scepter.
9 ULB Tavindrano fanasako i Moaba eo amin'i Edoma no hanipazako ny kapako; hihiaka fandresena Aho noho i Filistia. BSB BSB: Moab is My washbasin; upon Edom I toss My sandal; over Philistia I shout in triumph.”
10 ULB Iza no hitondra Ahy any amin'ny tanàna matanjaka? Iza no hitarika Ahy ho any Edoma?" BSB BSB: Who will bring me to the fortified city? Who will lead me to Edom?
11 ULB Andriamanitra o, tsy efa nanary anay ve Ianao? Tsy hivoaka amin'ny ady miaraka amin'ny tafikay Ianao. BSB BSB: Have You not rejected us, O God? Will You no longer march out, O God, with our armies?
12 ULB Omeo fanampiana izahay hanohitra ny fahavalo, fa zava-poana ny fanampian'ny olona. BSB BSB: Give us aid against the enemy, for the help of man is worthless.
13 ULB Miaraka amin'ny fanampian'Andriamanitra no haharesentsika; hanitsahany ireo fahavalontsika. BSB BSB: With God we will perform with valor, and He will trample our enemies.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.