1 ULB Yaveh o, vonjeo amin'ny ratsy fanahy aho; arovy amin'ny olona mahery setra aho. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. Rescue me, O LORD, from evil men. Protect me from men of violence,
2 ULB Mikasa ratsy ao am-pony izy ireo; manangana ady isan'andro izy ireo. BSB BSB: who devise evil in their hearts and stir up war all day long.
3 ULB Mandratra toy ny bibilava ny lelan'izy ireo; ny pozin'ny menarana no eo amin'ny molony. Sela BSB BSB: They sharpen their tongues like snakes; the venom of vipers is on their lips. Selah
4 ULB Arovy amin'ny tanan'ny ratsy fanahy aho. ry Yaveh; arovy amin'ny olona mahery setra izay mikasa ny hamandrika ahy aho. BSB BSB: Guard me, O LORD, from the hands of the wicked. Keep me safe from men of violence who scheme to make me stumble.
5 ULB Efa nametraka fandrika ho ahy ny mpirehareha; efa nampiely ny harato izy ireo; efa nametraka fandrika ho ahy izy ireo. Sela BSB BSB: The proud hide a snare for me; the cords of their net are spread along the path, and lures are set out for me. Selah
6 ULB Hoy aho tamin'i Yaveh: "Andriamanitro Ianao; mihainoa ny tomanim-piantrana." BSB BSB: I say to the LORD, “You are my God.” Hear, O LORD, my cry for help.
7 ULB Ry Yaveh, Tompoko o, tena afaka mamonjy ahy Ianao; miaro ny lohako amin'ny andron'ny ady Ianao. BSB BSB: O GOD the Lord, the strength of my salvation, You shield my head in the day of battle.
8 ULB Ry Yaveh, aza mamaly ny fanirian'ny ratsy fanahy; aoka tsy hahomby ny teti-dratsin'izy ireo. Sela BSB BSB: Grant not, O LORD, the desires of the wicked; do not promote their evil plans, lest they be exalted. Selah
9 ULB Ireo izay manodidina ahy dia manatraka ny lohany; aoka ny sompatr'izy ireo ihany no hanarona ny molotr'izy ireo. BSB BSB: May the heads of those who surround me be covered in the trouble their lips have caused.
10 ULB Aoka hisy vain'afo hilatsaka eo amin'izy ireo; atsipazo ao anaty afo izy ireo, dia ao amin'ny lavaka tsy hita noanoa, ka tsy hiarina intsony. BSB BSB: May burning coals fall on them; may they be thrown into the fire, into the miry pits, never to rise again.
11 ULB Aoka ny olona mahay vava tsy hanamboatra fitoerana amin'ny tany; aoka ny loza hanosihosy ny ratsy fanahy mba hamonoana azy ho faty. BSB BSB: May no slanderer be established in the land; may calamity hunt down the man of violence.
12 ULB Fantatro fa hitsara ny ory amin'ny indrafo i Yaveh, ary hanome rariny ireo mahantra. BSB BSB: I know that the LORD upholds justice for the poor and defends the cause of the needy.
13 ULB Azo antoka fa ny olo-marina dia hisaotra ny anaranao; hiaina eo amin'ny fanatrehanao ireo olona mahitsy. BSB BSB: Surely the righteous will praise Your name; the upright will dwell in Your presence.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.