Psalm 142 142 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Amin'ny feoko no itarainako famonjena amin'i Yaveh; amin'ny feoko no iangaviako ny fankasitrahan'i Yaveh. BSB BSB: A Maskil of David, when he was in the cave. A prayer. I cry aloud to the LORD; I lift my voice to the LORD for mercy.
2 ULB Harotsako eo anoloany fitarainako; lazaiko aminy ireo fahoriako. BSB BSB: I pour out my complaint before Him; I reveal my trouble to Him.
3 ULB Rehefa anaty ny fanahiko, dia Ianao mahalala ny lalako. Amin'ny lalana izay hizorako no nanafenan'izy ireo fandrika ho ahy. BSB BSB: Although my spirit grows faint within me, You know my way. Along the path I travel they have hidden a snare for me.
4 ULB Mijery ny ankavanako aho ary mahita fa tsy misy olona miraharaha ahy, tsy misy irika ho ahy; tsy misy olona miraharaha ny fiainako. BSB BSB: Look to my right and see; no one attends to me. There is no refuge for me; no one cares for my soul.
5 ULB Niantso mafy Anao aho, ry Yaveh; ka nanao hoe: "Ianao no fialofako, anjarako eo amin'ny tanin'ny velona. BSB BSB: I cry to You, O LORD: “You are my refuge, my portion in the land of the living.”
6 ULB Henoy ny antsoko, fa ory loatra aho; vonjeo amin'ny mpanenjika ahy aho, fa mahery noho izaho izy ireo. BSB BSB: Listen to my cry, for I am brought quite low. Rescue me from my pursuers, for they are too strong for me.
7 ULB Avoahy ao amin'ny tranomaizina ny fanahiko mba hahafahako manolotra fisaorana ny anaranao. Hiangona manodidina ahy ny olo-marina satria Ianao no efa tsara tamiko." BSB BSB: Free my soul from prison, that I may praise Your name. The righteous will gather around me because of Your goodness to me.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 142
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 142, and keep Opened free for readers who can’t pay.