1 ULB Ho deraina anie Yaveh, vatolampiko, izay nanofana ny tanako ho amin'ny ady ary ny ratsan-tanako ho amin'ny ady. BSB BSB: Of David. Blessed be the LORD, my Rock, who trains my hands for war, my fingers for battle.
2 ULB Ianao no fanekeko mahatoky sy fiarovana mafy ho ahy, fiarovana avo ho ahy sy ilay mamonjy ahy, ampingako sy fialofako, ilay mapietry ireo firenena eo ambaniko. BSB BSB: He is my steadfast love and my fortress, my stronghold and my deliverer. He is my shield, in whom I take refuge, who subdues peoples under me.
3 ULB Yaveh o, inona izay olona no ho tsinjonao na ny zanak'olona no hiheveranao azy? BSB BSB: O LORD, what is man, that You regard him, the son of man that You think of him?
4 ULB Toy ny fofon'aina ny olona; tahaka ny aloka mandalo ireo androny. BSB BSB: Man is like a breath; his days are like a passing shadow.
5 ULB Sokafy ny lanitra ka midìna, ry Yaveh; kasiho ireo tendrombohitra ka ampanetrohy. BSB BSB: Part Your heavens, O LORD, and come down; touch the mountains, that they may smoke.
6 ULB Andefaso tsela-pahazavana ka aparitaho ireo fahavaloko; mitifira amin'ny zana-tsipìkanao ka ento miverina amin'ny fifanjevona izy ireo. BSB BSB: Flash forth Your lightning and scatter them; shoot Your arrows and rout them.
7 ULB Ahinjiro avy any ambony ny tananao; avoty aho hiala amin'ireo rano maro, amin'ny tanan'ireo olona hafa firenena. BSB BSB: Reach down from on high; set me free and rescue me from the deep waters, from the grasp of foreigners,
8 ULB Ny vavan'izy ireo miteny lainga, ary ny tanany havanana dia fitaka. BSB BSB: whose mouths speak falsehood, whose right hands are deceitful.
9 ULB Hihira fihiram-baovao ho Anao aho, Andriamanitra o; amin'ny valiha tory folo no hihirako fiderana ho Anao, BSB BSB: I will sing to You a new song, O God; on a harp of ten strings I will make music to You—
10 ULB izay manome famonjena ho an'ireo mpanjaka, izay namonjy an'i Davida mpanomponao tamin'ny sabatry ny ratsy. BSB BSB: to Him who gives victory to kings, who frees His servant David from the deadly sword.
11 ULB Avoty ary afaho amin'ny tanan'ireo olona hafa firenena aho. Ny vavan'izy ireo miteny lainga, ary ny tanany havanana dia fitaka. BSB BSB: Set me free and rescue me from the grasp of foreigners, whose mouths speak falsehood, whose right hands are deceitful.
12 ULB Ho toy ireo hazo maroroka anie ireo zanakay lahy amin'ny fahatanorany ary ireo zanakay vavy ho toy ny vato fehizoro voasokitra, miendrika toy ireo izay ao an-dapa. BSB BSB: Then our sons will be like plants nurtured in their youth, our daughters like corner pillars carved to adorn a palace.
13 ULB Ny trano fitehirizanay anie ho feno ny karazam-bokatra rehetra, ary ny ondrinay anie hamokatra an'arivony sy an'aliny ao amin'ireo sahanay. BSB BSB: Our storehouses will be full, supplying all manner of produce; our flocks will bring forth thousands, tens of thousands in our fields.
14 ULB Dia hanan'anaka maro ireo ombinay. Tsy hisy olona hamaky ireo mandanay; tsy hisy sesi-tany ary tsy hisy fitomaniana eo amin'ny lalanay. BSB BSB: Our oxen will bear great loads. There will be no breach in the walls, no going into captivity, and no cry of lament in our streets.
15 ULB Voatahy ny olona izay manana an'izany fitahiana izany; sambatra ny olona izay manana an'i Yaveh ho Andriamaniny. BSB BSB: Blessed are the people of whom this is so; blessed are the people whose God is the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.