1 ULB Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro, mpanjaka o; hankalaza ny anaranao aho mandrakizay doria. BSB BSB: A Psalm of praise. Of David. I will exalt You, my God and King; I will bless Your name forever and ever.
2 ULB Hankalazanao Anao isan'andro aho; hidera ny anaranao aho mandrakizay doria. BSB BSB: Every day I will bless You, and I will praise Your name forever and ever.
3 ULB Lehibe Yaveh ary mendrika hoderaina indrindra; tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany. BSB BSB: Great is the LORD and greatly to be praised; His greatness is unsearchable.
4 ULB Ny taranaka rehetra hidera ireo asanao amin'izay mandimby azy sy hanambara ireo asanao mahery. BSB BSB: One generation will commend Your works to the next, and will proclaim Your mighty acts—
5 ULB Hisaintsaina ny lazan'ny voninahitrao sy ireo asanao mahagaga aho. BSB BSB: the glorious splendor of Your majesty. And I will meditate on Your wondrous works.
6 ULB Hiteny momban'ny herin'ny fahatsaran'ireo asanao izy ireo, ary hanambara ny fahalehibiazanao aho. BSB BSB: They will proclaim the power of Your awesome deeds, and I will declare Your greatness.
7 ULB Hanambara ny fitobahan'ny fahatsaranao izy ireo, ary hihira momban'ny fahamarinanao. BSB BSB: They will extol the fame of Your abundant goodness and sing joyfully of Your righteousness.
8 ULB Miantra sy mpamindra-po Yaveh, tsy mora tezitra ary be famindram-po. BSB BSB: The LORD is gracious and compassionate, slow to anger and abounding in loving devotion.
9 ULB Tsara amin'ny rehetra Yaveh; manerana ny asany rehetra ny fiantràny. BSB BSB: The LORD is good to all; His compassion rests on all He has made.
10 ULB Izay rehetra namboarinao dia hanolotra fisaorana ho Anao, ry Yaveh; ireo mahatokinao hisaotra Anao. BSB BSB: All You have made will give You thanks, O LORD, and Your saints will bless You.
11 ULB Ireo mahatokinao hanambara ny voninahitry ny fanjakanao, ary hilaza ny herinao izy ireo. BSB BSB: They will tell of the glory of Your kingdom and speak of Your might,
12 ULB Hampahafantarin'izy ireo ny zanak'olombena ireo herin'ny asan'Andriamanitra sy ny hatsaran'ny famirapiratan'ny fanjakany. BSB BSB: to make known to men Your mighty acts and the glorious splendor of Your kingdom.
13 ULB Ny fanjakanao dia fanjakana maharitra mandrakizay, ary ny fanapahanao dia haharitra hatramin'ny taranaka rehetra. BSB BSB: Your kingdom is an everlasting kingdom, and Your dominion endures through all generations. The LORD is faithful in all His words and kind in all His actions.
14 ULB Yaveh manohana izay rehetra lavo ary manangana izay rehetra mitanondrika. BSB BSB: The LORD upholds all who fall and lifts up all who are bowed down.
15 ULB Ny mason'ny rehetra miandry Anao; homenao azy ireo amin'ny fotoana mety ny haniny. BSB BSB: The eyes of all look to You, and You give them their food in season.
16 ULB Mamelatra ny tananao Ianao ary mahafapo ny fanirian'ny zava-manan'aina rehetra. BSB BSB: You open Your hand and satisfy the desire of every living thing.
17 ULB Marina Yaveh amin'ny lalany rehetra ary mpamindrafo amin'izay ataony rehetra. BSB BSB: The LORD is righteous in all His ways and kind in all His deeds.
18 ULB Akaikin'izay rehetra miantso Azy Yaveh, amin'izay rehetra miantso Azy amin'ny fahamendreham-pitokiana. BSB BSB: The LORD is near to all who call on Him, to all who call out to Him in truth.
19 ULB Manatanteraka ny fanirian'izay manaja Azy Izy; mandre ny fitarainan'izy ireo Izy ary mamonjy azy ireo. BSB BSB: He fulfills the desires of those who fear Him; He hears their cry and saves them.
20 ULB Miambina izay rehetra tia azy i Yaveh, fa horavainy ireo rehetra ratsy fanahy. BSB BSB: The LORD preserves all who love Him, but all the wicked He will destroy.
21 ULB Hanambara fiderana an'i Yaveh ny vavako; aoka ny olombelona rehetra hidera ny anarany masina mandrakizay doria. BSB BSB: My mouth will declare the praise of the LORD; let every creature bless His holy name forever and ever.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.