Psalm 146 146 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Miderà an'i Yaveh. Miderà an'i Yaveh, ry fanahiko. BSB BSB: Hallelujah! Praise the LORD, O my soul.
2 ULB Hanome fiderana ho an'i Yaveh aho amin'ny fiainako rehetra; hihira fiderana ho an'Andriamanitro aho raha mbola miaina koa. BSB BSB: I will praise the LORD all my life; I will sing praises to my God while I have my being.
3 ULB Aza mametraka ny fitokianao amin'ireo andriana na ny olombelona, amin'izay tsy misy famonjena. BSB BSB: Put not your trust in princes, in mortal man, who cannot save.
4 ULB Rehefa mitsahatra ny fofon'ain'ny olona, dia hody amin'ny tany izy; amin'izany andro izany no tapitra ny fikasany. BSB BSB: When his spirit departs, he returns to the ground; on that very day his plans perish.
5 ULB Sambatra izay manana an'Andriamanitr'i Jakoba hanampy azy, izay manana fanantenana ao amin'i Yaveh Andriamaniny. BSB BSB: Blessed is he whose help is the God of Jacob, whose hope is in the LORD his God,
6 ULB Nanao ny lanitra sy ny tany Yaveh, ny ranomasina, sy izay rehetra ao aminy; mitandrina fahamendreham-pitokiana mandrakizay Izy. BSB BSB: the Maker of heaven and earth, the sea, and everything in them. He remains faithful forever.
7 ULB Manatanteraka fahamarinana ho an'ny nampahoriana Izy ary manome hanina ny noana. Manafaka ny gadra Yaveh; BSB BSB: He executes justice for the oppressed and gives food to the hungry. The LORD sets the prisoners free,
8 ULB Manokatra ny mason'ny jamba Yaveh; Manangana izay miankohoka i Yaveh; Yaveh tia ny olon-marina. BSB BSB: the LORD opens the eyes of the blind, the LORD lifts those who are weighed down, the LORD loves the righteous.
9 ULB Yaveh miaro ny vahiny amin'ny tany; manandratra ny kamboty sy ny mpitondratena izy, fa manohitra ny ratsy fanahy kosa. BSB BSB: The LORD protects foreigners; He sustains the fatherless and the widow, but the ways of the wicked He frustrates.
10 ULB Hanjaka mandrakizay Yaveh, Andriamanitrao, ry Ziona, amin'ny taranaka rehetra. Miderà an'i Yaveh. BSB BSB: The LORD reigns forever, your God, O Zion, for all generations. Hallelujah!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 146
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 146, and keep Opened free for readers who can’t pay.