1 ULB Miderà an'i Yaveh, fa tsara ny mihira fiderana an'Andriamanitsika, mahafinaritra izany, ary mety ny midera. BSB BSB: Hallelujah! How good it is to sing praises to our God, how pleasant and lovely to praise Him!
2 ULB Manangana an'i Jerosalema indray Yaveh, mampikambana ny vahoakan'Israely niely Izy. BSB BSB: The LORD builds up Jerusalem; He gathers the exiles of Israel.
3 ULB Manasitrana ny torotoro fo izy ary mamehy ny ferin'izy ireo. BSB BSB: He heals the brokenhearted and binds up their wounds.
4 ULB Manisa ireo kintana izy, ary manome anarana azy rehetra. BSB BSB: He determines the number of the stars; He calls them each by name.
5 ULB Lehibe ny Andriamanitsika ary mahagaga ny heriny, ny fahazavan-tsainy tsy azo refesina. BSB BSB: Great is our Lord, and mighty in power; His understanding has no limit.
6 ULB Manandratra ny ory Yaveh, ary mampietry ny ratsy fanahy amin'ny tany. BSB BSB: The LORD sustains the humble, but casts the wicked to the ground.
7 ULB Mihirà ho an'i Yaveh amin'ny fisaorana, mihirà fiderana amin'ny lokanga ho an'Andriamanitsika. BSB BSB: Sing to the LORD with thanksgiving; make music on the harp to our God,
8 ULB Manarona ny lanitra amin'ireo rahona Izy ary manomana ranon'orana ho an'ny tany, mampaniry ny ahitra amin'ireo tendrombohitra. BSB BSB: who covers the sky with clouds, who prepares rain for the earth, who makes grass to grow on the hills.
9 ULB Manome hanina ho an'ireo biby Izy ary an'ireo goaika tanora rehefa mitaraina ireny. BSB BSB: He provides food for the animals, and for the young ravens when they call.
10 ULB Tsy mahita sitraka eo amin'ny herin'ny soavaly izy, tsy mahazo fafinaretana amin'ny tanjaky ny tongotry ny olona Izy. BSB BSB: He does not delight in the strength of the horse; He takes no pleasure in the legs of a man.
11 ULB Yaveh dia mankasitraka ireo izay manaja azy, izay manantena ny famindram-pony. BSB BSB: The LORD is pleased with those who fear Him, who hope in His loving devotion.
12 ULB Miderà an'i Yaveh, ry Jerosalema, miderà an'Andriamanitrao, ry Ziona. BSB BSB: Exalt the LORD, O Jerusalem; praise your God, O Zion!
13 ULB Fa manamafy ny hidim-bavahadinao Izy, mitahy ireo zanakao eo aminao Izy. BSB BSB: For He strengthens the bars of your gates and blesses the children within you.
14 ULB Mitondra fanambinana ao anatin'ireo fari-taninao Izy, mahafapo anao amin'ny vary tritrika tsara Izy. BSB BSB: He makes peace at your borders; He fills you with the finest wheat.
15 ULB Mandefa ny didiny eo amin'ny tany Izy, ny didiny mihazakazaka mafy. BSB BSB: He sends forth His command to the earth; His word runs swiftly.
16 ULB Manao ny oram-panala ho toy ny volon'ondry Izy, mampiely ny fanala toy ny lavenona izy. BSB BSB: He spreads the snow like wool; He scatters the frost like ashes;
17 ULB Mizara ny havandra toy ny poti-javatra Izy, iza no hahazaka ny hatsiaka halefany? BSB BSB: He casts forth His hail like pebbles. Who can withstand His icy blast?
18 ULB Mandefa ireo didiny Izy ary mampiempo izany, mampitsoka ny rivotra ary mampikoriana ny rano izy. BSB BSB: He sends forth His word and melts them; He unleashes His winds, and the waters flow.
19 ULB Nambarany amin'i Jakoba ny teniny, ny didiny sy ireo lalà-mariny amin'Israely. BSB BSB: He declares His word to Jacob, His statutes and judgments to Israel.
20 ULB Tsy mba nanao toy izany tamin'ny firenen-kafa izy, ary ny amin'ireo didiny, dia tsy fantatr'izy ireo izany. Miderà an'i Yaveh. BSB BSB: He has done this for no other nation; they do not know His judgments. Hallelujah!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.