1 ULB Tsarao aho, ry Yaveh, fa nandeha tamim-pahitsiana aho; nahatoky an'i Yaveh tsy tamim-pisalasalana aho. BSB BSB: Of David. Vindicate me, O LORD! For I have walked with integrity; I have trusted in the LORD without wavering.
2 ULB Diniho aho, ry Yaveh, ary izahao toetra aho; izahao toetra ny fahadiovan'ny ato anatiko sy ny foko! BSB BSB: Test me, O LORD, and try me; examine my heart and mind.
3 ULB Fa ny fanekenao mahatoky no manoloana ny masoko, ary mandeha eo amin'ny fahatokianao aho. BSB BSB: For Your loving devotion is before my eyes, and I have walked in Your truth.
4 ULB Tsy mikambana amin'ireo olona mpamitaka aho, na miharoharo amin'ireo olona tsy marina. BSB BSB: I do not sit with deceitful men, nor keep company with hypocrites.
5 ULB Halako ny fiangonan'ireo mpanao ratsy, ary tsy miara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy aho. BSB BSB: I hate the mob of evildoers, and refuse to sit with the wicked.
6 ULB Manasa ny tanako amin'ny tsy fananan-tsiny aho, ary mandeha manodidina ny alitaranao, ry Yaveh, BSB BSB: I wash my hands in innocence that I may go about Your altar, O LORD,
7 ULB mba hihira fiderana mafy sy hilaza ny asanao mahagaga rehetra. BSB BSB: to raise my voice in thanksgiving and declare all Your wonderful works.
8 ULB Ry Yaveh, tiako ny trano izay hitoeranao, ny toerana izay itoeran'ny voninahitrao! BSB BSB: O LORD, I love the house where You dwell, the place where Your glory resides.
9 ULB Aza mandripaka ahy miaraka amin'ireo mpanota, na ny aiko miaraka amin'ireo olona lian-drà, BSB BSB: Do not take my soul away with sinners, or my life with men of bloodshed,
10 ULB eo an-tanan'ireo izay misy teti-dratsy, ary eo amin'izay feno kolikoly ny tanany ankavanana. BSB BSB: in whose hands are wicked schemes, whose right hands are full of bribes.
11 ULB Fa izaho kosa, handeha amin'ny fahitsiana aho; avoty aho ary mamindrà fo amiko. BSB BSB: But I will walk with integrity; redeem me and be merciful to me.
12 ULB Mitsangana eo amin'ny tany marina ireo tongotro; eo amin'ireo fiangonana no hiderako an'i Yaveh! BSB BSB: My feet stand on level ground; in the congregations I will bless the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.