Psalm 36 36 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Avy ao am-pony lalina no hilazan'ny olon-dratsy ny helony, tsy misy fahatahorana an'Andriamanitra eo amin'ny masony. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David, the servant of the LORD. An oracle is in my heart regarding the transgression of the wicked man: There is no fear of God before his eyes.
2 ULB Fa mampionon-tena izy, mihevitra fa tsy ho voasarona sy ho hankahalaina ny fahotany. BSB BSB: For his eyes are too full of conceit to detect or hate his own sin.
3 ULB Ny teniny dia fahotana sy fitaka; tsy te ho hendry sy hanao soa izy. BSB BSB: The words of his mouth are wicked and deceitful; he has ceased to be wise and well-doing.
4 ULB Mitady fomba hanotana izy, raha mandry eo am-pandriana; manomboka manao zava-dratsy izy; tsy manary ny ratsy izy. BSB BSB: Even on his bed he plots wickedness; he sets himself on a path that is not good; he fails to reject evil.
5 ULB Ny fanekenao mahatoky, ry Yaveh, dia mipàka amin'ny lanitra; ary ny tsy fivadihanao dia mipàka amin'ny rahona. BSB BSB: Your loving devotion, O LORD, reaches to the heavens, Your faithfulness to the clouds.
6 ULB Ny fahamarinanao dia tahaka ny tendrombohitr'Andriamanitra; ny fitsaranao dia tahaka ny lalim-be. Ry Yaveh, Ianao no mamonjy ny olombelona sy ireo biby. BSB BSB: Your righteousness is like the highest mountains; Your judgments are like the deepest sea. O LORD, You preserve man and beast.
7 ULB Endrey ny hasarobidin'ny fanekenao mahatoky, ry Andriamanitra! Mialoka eo ambany haloky ny helatrao ny olombelona. BSB BSB: How precious is Your loving devotion, O God, that the children of men take refuge in the shadow of Your wings!
8 ULB Ho afa-po amin'ny habetsaky ny hanina ao an-tranonao izy ireo; hamela azy ireo hisotro amin'ny reniranon'ny fitahianao sarobidy Ianao. BSB BSB: They feast on the abundance of Your house, and You give them drink from Your river of delights.
9 ULB Fa ao Aminao no misy ny loharanon'aina; ao amin'ny fahazavanao no hahitanay fahazavana. BSB BSB: For with You is the fountain of life; in Your light we see light.
10 ULB Hitaro tanteraka amin'ireo izay mahafantatranao ny fanekenao mahatoky, ny fiarovanao amin'izay mahitsy fo. BSB BSB: Extend Your loving devotion to those who know You, and Your righteousness to the upright in heart.
11 ULB Aza avela hanatona ahy ny tongotrin'ny mpiavonavona. Aza avela handroaka ahy ny tanan'ny ratsy fanahy. BSB BSB: Let not the foot of the proud come against me, nor the hand of the wicked drive me away.
12 ULB Teny no efa nianjeran'ireo mpanao ratsy; nolavoan'ix=zy ireo ary tsy afaka niharina. BSB BSB: There the evildoers lie fallen, thrown down and unable to rise.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 36
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 36, and keep Opened free for readers who can’t pay.