1 ULB Salamo nataon'i Davida. Aza tezitra noho ireo mpanao ratsy; aza maniry ireo izay manao ny tsy marina. BSB BSB: Of David. Do not fret over those who do evil; do not envy those who do wrong.
2 ULB Fa ho maina tsy ho ela tahaka ny bozaka izy ireo ary halazo tahaka ireo zava-maniry. BSB BSB: For they wither quickly like grass and wilt like tender plants.
3 ULB Matokia an'i Yaveh ary manaova ny tsara; mitoera en amin'ny tany ary hampitomboy ny fahatokiana. BSB BSB: Trust in the LORD and do good; dwell in the land and cultivate faithfulness.
4 ULB Avy eo mankasitraha an'i Yaveh, dia homeny anao izay irian'ny fonao. BSB BSB: Delight yourself in the LORD, and He will give you the desires of your heart.
5 ULB Atolory an'i Yaveh ny lalanao; matokia Azy, dia hiasa ho anao Izy. BSB BSB: Commit your way to the LORD; trust in Him, and He will do it.
6 ULB Hampiseho ny fahamarinanao tahaka ny mazava Izy ary ny tsy fahamelohanao tahaka ny andro amin'ny mitatao vononana. BSB BSB: He will bring forth your righteousness like the dawn, your justice like the noonday sun.
7 ULB Milamina manoloana an'i Yaveh ary miandrasa Azy am-paharetana. Aza tezitra raha misy olona mahomby amin'ny zavatra ataony, na rehefa manao teti-dratsy izy. BSB BSB: Be still before the LORD and wait patiently for Him; do not fret when men prosper in their ways, when they carry out wicked schemes.
8 ULB Aza tezitra sy kivy. Aza matahotra. Matahonga korontana fotsiny izany. BSB BSB: Refrain from anger and abandon wrath; do not fret—it can only bring harm.
9 ULB Ho tapahana ireo mpanao ratsy, fa ireo izay miandry an'i Yaveh kosa dia handova ny tany. BSB BSB: For the evildoers will be cut off, but those who hope in the LORD will inherit the land.
10 ULB Afaka fotoana fohy dia hanjavona ny olon-dratsy; hijery eo amin'ny toerany ianao, fa izy kosa ho lasa. BSB BSB: Yet a little while, and the wicked will be no more; though you look for them, they will not be found.
11 ULB Fa ny malemy fanahy dia handova ny tany ary hisitraka amin'ny fanambinana lehibe. BSB BSB: But the meek will inherit the land and delight in abundant prosperity.
12 ULB Ny lehilahy ratsy fanahy dia manao teti-dratsy manohitra ny marina ary manidy ny nifiny aminy. BSB BSB: The wicked scheme against the righteous and gnash their teeth at them,
13 ULB Mihomehy azy ny Tompo, satria hitany fa tonga ny androny. BSB BSB: but the Lord laughs, seeing that their day is coming.
14 ULB Namoaka ny sabany ny ratsy fanahy ary nanenjana ny tsipikan'izy ireo tamin'ny ory sy mahantra, mba hamono ireo izay mahitsy. BSB BSB: The wicked have drawn the sword and bent the bow to bring down the poor and needy, to slay those whose ways are upright.
15 ULB Handefona ny fon'izy ireo manokana ny sabatr'izy ireo, ary ho simba ny tsipikan'izy ireo. BSB BSB: But their swords will pierce their own hearts, and their bows will be broken.
16 ULB Tsara kokoa ny kely ananan'ireo marina noho ny habetsaky ny an'ireo olon-dratsy. BSB BSB: Better is the little of the righteous than the abundance of many who are wicked.
17 ULB Fa ho tapahana ny tanan'ny olona ratsy fanahy, satria Yaveh manohana ny olo-marina. BSB BSB: For the arms of the wicked will be broken, but the LORD upholds the righteous.
18 ULB Yaveh dia mijery isan'andro isan'andro an'ireo tsy manan-tsiny, ary ny lovan'izy ireo dia ho mandrakizay. BSB BSB: The LORD knows the days of the blameless, and their inheritance will last forever.
19 ULB Tsy ho menatra izy ireo rehefa ratsy ireo andro. Rehefa tonga ny mosary, dia hanana ny ampy ho hanina izy ireo. BSB BSB: In the time of evil they will not be ashamed, and in the days of famine they will be satisfied.
20 ULB Tsy ho faty ny olona ratsy fanahy. Ho tahaka ny voninahitr'ireo saha ireo fahavalon'i Yaveh; ho levona izy ireo ary ho levon-ko setroka. BSB BSB: But the wicked and enemies of the LORD will perish like the glory of the fields. They will vanish; like smoke they will fade away.
21 ULB Ny olona ratsy fanahy dia mindrana fa tsy mamerina, fa ny olona-marina kosa malala-tanana sy manome. BSB BSB: The wicked borrow and do not repay, but the righteous are gracious and giving.
22 ULB Ireo izay notahian'Andriamanitra dia handova ilay tany; ireo izay hozonony dia ho tapahana. BSB BSB: Surely those He blesses will inherit the land, but the cursed will be destroyed.
23 ULB Amin'ny alalan'i Yaveh no hametrahana ny dian'ny olona, ny olona izay azo baikoina eo imason'Andriamanitra ny lalany. BSB BSB: The steps of a man are ordered by the LORD who takes delight in his journey.
24 ULB Na dia tafintohina aza izy, dia tsy mba hianjera, satria mihazona azy amin'ny tanany Yaveh. BSB BSB: Though he falls, he will not be overwhelmed, for the LORD is holding his hand.
25 ULB Efa tanora aho fa antitra ankehitriny; tsy mbola nahita olo-marina nilavo lefona aho na nangataka mofo ny zanany. BSB BSB: I once was young and now am old, yet never have I seen the righteous abandoned or their children begging for bread.
26 ULB Mamindra fo sy mampindrana mandrakariva izy, ary lasa fitahiana ny zanany. BSB BSB: They are ever generous and quick to lend, and their children are a blessing.
27 ULB Mialà amin'ny ratsy ary manaova izay marina; dia hilamina mandrakizay ianao. BSB BSB: Turn away from evil and do good, so that you will abide forever.
28 ULB Fa tia fitsaràna Yaveh ary tsy mandao ireo mpanara-diany mahatoky. Voaaro mandrakizay izy ireo, fa ireo taranaky ny ratsy fanahy kosa ho tapahana. BSB BSB: For the LORD loves justice and will not forsake His saints. They are preserved forever, but the offspring of the wicked will be cut off.
29 ULB Handova ny tany ary hiala ao mandrakizay ny marina. BSB BSB: The righteous will inherit the land and dwell in it forever.
30 ULB Ny vavan'ny olo-marina dia miteny fanhendrena ary mampitombo fitsaràna. BSB BSB: The mouth of the righteous man utters wisdom, and his tongue speaks justice.
31 ULB Ny lalàn'ny Andriamaniny dia ao am-pony; tsy ho solafaka ny tongony. BSB BSB: The law of his God is in his heart; his steps do not falter.
32 ULB Ny olona ratsy fanahy dia mijery ny olo-marina ary mitady ny hamono azy. BSB BSB: Though the wicked lie in wait for the righteous, and seek to slay them,
33 ULB Tsy hanary azy eo an-tanan'ny olon-dratsy Yaveh na hanameloka azy rehefa notsaraina izy. BSB BSB: the LORD will not leave them in their power or let them be condemned under judgment.
34 ULB Miandrasa an'i Yaveh ary tandrovy ny lalany, ary hanangana anao Izy mba ho fanananao ny tany. Ho hitanao rehefa tapahana ny ratsy fanahy. BSB BSB: Wait for the LORD and keep His way, and He will raise you up to inherit the land. When the wicked are cut off, you will see it.
35 ULB Efa nahita olona ratsy fanahy sy nampihorohoro olona niely tahaka ny hazo maitso amin'ny taniny aho. BSB BSB: I have seen a wicked, ruthless man flourishing like a well-rooted native tree,
36 ULB Fa rehefa nandalo teo indray aho, dia tsy teo izy. Nitady azy aho, fa tsy hita izy. BSB BSB: yet he passed away and was no more; though I searched, he could not be found.
37 ULB Araho maso ny olona tsy mivadika, ary farito ny olo-marina; hisy ho avy tsara ho an'ny olon'ny fiadanana. BSB BSB: Consider the blameless and observe the upright, for posterity awaits the man of peace.
38 ULB Ho ringana tanteraka ireo mpanota; tapaka ny ho avin'ny olona ratsy fanahy. BSB BSB: But the transgressors will all be destroyed; the future of the wicked will be cut off.
39 ULB Ny famonjena ny olo-marina dia avy amin'i Yaveh; miaro azy ireo Izy amin'ny fotoan'ny korontana. BSB BSB: The salvation of the righteous is from the LORD; He is their stronghold in time of trouble.
40 ULB Manampy azy ireo Yaveh ka manavotra azy ireo. Manavotra azy ireo amin'ny olon-dratsy Izy ary mamonjy azy ireo satria efa nialoka tao Aminy izy ireo. BSB BSB: The LORD helps and delivers them; He rescues and saves them from the wicked, because they take refuge in Him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.