1 ULB Salamo nataon'i Davida, mba hitondrana fahatsiarovana. Ry Yaveh, aza miteny mafy ahy amin'ny hatezeranao; aza manazasy ahy amin'ny fahaviniranao. BSB BSB: A Psalm of David, for remembrance. O LORD, do not rebuke me in Your anger or discipline me in Your wrath.
2 ULB Fa mandefona ahy ny tsipikanao, ary manindry ahy ny tananao. BSB BSB: For Your arrows have pierced me deeply, and Your hand has pressed down on me.
3 ULB Marary nohon'ny hatezeranao avokoa ny vatako manontolo; tsy misy fahasalamana ao amin'ny taolako nohon'ny fahotako. BSB BSB: There is no soundness in my body because of Your anger; there is no rest in my bones because of my sin.
4 ULB Fa manenika ahy ny heloko; enta-mavesatra ho ahy ireo. BSB BSB: For my iniquities have overwhelmed me; they are a burden too heavy to bear.
5 ULB Manaintaina ireo ratrako ary mamofona noho ireo adalako. BSB BSB: My wounds are foul and festering because of my sinful folly.
6 ULB Mitanondrika aho ary afa-baraka isan'andro; misaona andro lava aho. BSB BSB: I am bent and brought low; all day long I go about mourning.
7 ULB Fa ao anatiko, dia feno firehetana, tsy misy fahasalamana ao amin'ny nofoko. BSB BSB: For my loins are full of burning pain, and no soundness remains in my body.
8 ULB Torovana aho ary torotoro tokoa; misento nohon'ny fangirifirian'ny foko aho. BSB BSB: I am numb and badly crushed; I groan in anguish of heart.
9 ULB Tompo o, fantatrao ny faniriana lalina indrindra ao am-poko, ary tsy miafina aminaony sentoko. BSB BSB: O Lord, my every desire is before You; my groaning is not hidden from You.
10 ULB Midobodoboka ny foko, miha-malazo ny heriko, pahina ny fahitan'ny masoko. BSB BSB: My heart pounds, my strength fails, and even the light of my eyes has faded.
11 ULB Ireo sakaizako sy ireo mpiara-mitory amiko dia manalavitra ahy noho ny toe-javatra misy amiko; mijoro mihataka ahy ireo namako. BSB BSB: My beloved and friends shun my disease, and my kinsmen stand at a distance.
12 ULB Mamelatra fandrika ho ahy ireo izay mikendry ny aiko. Ireo izay mikendry ny handratra ahy dia miresaka fahapotehana ka milaza teny fitaka ny tontolon'ny androny. BSB BSB: Those who seek my life lay snares; those who wish me harm speak destruction, plotting deceit all day long.
13 ULB Fa izaho, tahaka ny olona marenina aho ary tsy mahare na inona na inona; tahaka ny olona moana tsy milaza na inona na inona. BSB BSB: But like a deaf man, I do not hear; and like a mute man, I do not open my mouth.
14 ULB Tahaka ny lehilahy izay tsy mandre sy tsy manana valin-teny aho. BSB BSB: I am like a man who cannot hear, whose mouth offers no reply.
15 ULB Miandry Anao tokoa aho, ry Yaveh; hamaly Ianao, ry Tompo Andriamanitro. BSB BSB: I wait for You, O LORD; You will answer, O Lord my God.
16 ULB Milaza izany aho mba tsy ho faly amiko ireo fahavaloko. Raha solafaka ny tongotro, dia hanao zava-doza amiko izy ireo. BSB BSB: For I said, “Let them not gloat over me—those who taunt me when my foot slips.”
17 ULB Fa mby tafintohina aho, ary manaintaina foana. BSB BSB: For I am ready to fall, and my pain is ever with me.
18 ULB Miaiky ny heloko aho; manahy ny amin'ny fahotako aho. BSB BSB: Yes, I confess my iniquity; I am troubled by my sin.
19 ULB Kanefa maro be ireo fahavaloko; maro ireo izay mankahala ahy tsy ahoan-tsy ahoana. BSB BSB: Many are my enemies without cause, and many hate me without reason.
20 ULB Mamaly ratsy ahy izy ireo noho ny tsara; mitoraka fiampangana ahy izy ireo na dia nanaraka izay tsara aza aho. BSB BSB: Those who repay my good with evil attack me for pursuing the good.
21 ULB Aza mamela ahy, ry Yaveh; Andriamanitro, aza manalavitra ahy. BSB BSB: Do not forsake me, O LORD; be not far from me, O my God.
22 ULB Tongava faingàna hamonjy ahy, ry Tompo, mpamonjiko. BSB BSB: Come quickly to help me, O Lord my Savior.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.