1 ULB Nanapa-kevitra aho hoe: "Hitandrina izay lazaiko aho mba hanotako amin'ny lelako. Hofeheziko ny vavako rehefa eo amin'ny fanatrehan'ny olon-dratsy aho." BSB BSB: For the choirmaster. For Jeduthun. A Psalm of David. I said, “I will watch my ways so that I will not sin with my tongue; I will guard my mouth with a muzzle as long as the wicked are present.”
2 ULB Nihazona fahanginana aho; tsy niteny aho na dia tamin'ny fitenenana ny tsara aza, ary nitombo ny fanaintainako. BSB BSB: I was speechless and still; I remained silent, even from speaking good, and my sorrow was stirred.
3 ULB Niha-nafana ny foko; rehefa nihevitra ny momban'ireo zavatra ireo aho, niredareda toy ny afo izany. Dia niteny ihany aho nony farany. BSB BSB: My heart grew hot within me; as I mused, the fire burned. Then I spoke with my tongue:
4 ULB Yaveh o, Ampahafantaro ahy izay fetran'ny aiko sy ny faran'ny androko. Asehoy ahy ny hafohezan'ny fiainako. BSB BSB: “Show me, O LORD, my end and the measure of my days. Let me know how fleeting my life is.
5 ULB Indro, nataonao toy ny sakan'ny tanako fotsiny ihany ny androko, ary ny androm-piainako dia toy ny tsy inon-tsy inona eo anatrehanao. Indray mandeha monja ihany ny fofon'ain'ny olona rehetra. Sela BSB BSB: You, indeed, have made my days as handbreadths, and my lifetime as nothing before You. Truly each man at his best exists as but a breath. Selah
6 ULB Mandehandeha toy ny aloka tokoa ny olona rehetra, Maika hanangona harena tokoa ny olon-drehetra na dia tsy fantatr'izy ireo akory aza izay handray ireo. BSB BSB: Surely every man goes about like a phantom; surely he bustles in vain; he heaps up riches not knowing who will haul them away.
7 ULB Ankehitriny, Tompo o, inona no andrasako? Ianao irery no hany fanantenako. BSB BSB: And now, O Lord, for what do I wait? My hope is in You.
8 ULB Avoty amin'ny fahotako aho; aza manao ahy ho fanakoran'ny adala. BSB BSB: Deliver me from all my transgressions; do not make me the reproach of fools.
9 ULB Mangina aho ary tsy afa-manokatra ny vavako, satria Ianao no efa nanao izany. BSB BSB: I have become mute; I do not open my mouth because of what You have done.
10 ULB Aoka izay ny fandratrana ahy; manafotra ahy ny fitsokan'ny tananao. BSB BSB: Remove Your scourge from me; I am perishing by the force of Your hand.
11 ULB Rehefa mananatra olona noho ny fahotana Ianao, dia mandevona ireo zavatra izay iriany tahaka ny kalalao; azo antoka tokoa fa tsy inon-tsy inona ny olona fa zava-poana. Sela BSB BSB: You discipline and correct a man for his iniquity, consuming like a moth what he holds dear; surely each man is but a vapor. Selah
12 ULB Henoy ny fivavako, ry Yaveh, ary mihainoa ahy; mihainoa ny tomaniko! Aza manampin-tsofina amiko, fa tahaka ny vahiny aho aminao, mpitsoa-ponenana toy ireo razambeko rehetra. BSB BSB: Hear my prayer, O LORD, and give ear to my cry for help; do not be deaf to my weeping. For I am a foreigner dwelling with You, a stranger like all my fathers.
13 ULB Esory amiko ny sazinao mba hahafahako mitsiky indray mialohan'ny hahafatesako. BSB BSB: Turn Your gaze away from me, that I may again be cheered before I depart and am no more.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.