1 ULB Mamoaka foto-kevitra tsara ny foko; hovakiako mafy ireo teny izay narafitro momba ny mpanjaka, ny lelako no penin'ny mpanoratra mahay. BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “The Lilies.” A Maskil of the sons of Korah. A love song. My heart is stirred by a noble theme as I recite my verses to the king; my tongue is the pen of a skillful writer.
2 ULB Ianao mbola tsara mihoatra ny zanak'olombelona; fahasoavana no voararaka eo imolotrao; noho izany dia fantatray fa Andriamanitra no efa nitahy anao mandrakizay. BSB BSB: You are the most handsome of men; grace has anointed your lips; therefore God has blessed you forever.
3 ULB Apetraho eo anilanao ny sabatrao, ry ilay mahery, amin'ny voninahitrao sy ny fahalehibiazanao. BSB BSB: Strap your sword at your side, O mighty warrior; appear in your majesty and splendor.
4 ULB Amin'ny fahalehibiazanao dia mandehana amim-pandresena noho ny fahamendreham-pitokisanao, fahalemem-panahy, sy ny fahamarinana; hanoro anao zavatra mampahatahotra ny tananao ankavanana. BSB BSB: In your splendor ride forth in victory on behalf of truth and humility and justice; may your right hand show your awesome deeds.
5 ULB Maranitra ireo zana-tsipìkanao; lavo ao ambaninao ny vahoaka; ao amin'ny fon'ireo fahavalon'ny mpanjaka ireo zana-tsipìkanao. BSB BSB: Your arrows pierce the hearts of the king’s foes; the nations fall beneath your feet.
6 ULB Ny seza fiandriananao, Andriamanitra o, dia mandrakizay doria; tehin'ny rariny ny tehin'ny fanjakanao. BSB BSB: Your throne, O God, endures forever and ever, and justice is the scepter of Your kingdom.
7 ULB Tia fahamarinana Ianao ary mankahala ny faharatsiana; noho izany Andriamanitra, Andriamanitrao, dia efa nanositra anao tamin'ny diloilon'ny fifaliana mihoatra noho ireo namanao. BSB BSB: You have loved righteousness and hated wickedness; therefore God, your God, has anointed you above your companions with the oil of joy.
8 ULB Ny akanjonao rehetra mamofona miora, vahonba, ary kasia; efa nampifaly anao ireo valihaany ivelan'ny lapa ivoara. BSB BSB: All your garments are fragrant with myrrh and aloes and cassia; from palaces of ivory the harps make you glad.
9 ULB Ireo zanaka vavin'ny mpanjaka dia isan'ireo vehivavy manan-kaja; eo an-tanana ankavananao no mijoro ny mpanjakavavy mitafy volamenan'i Ofira. BSB BSB: The daughters of kings are among your honored women; the queen stands at your right hand, adorned with the gold of Ophir.
10 ULB Mihainoa, ry zanaka vavy, mandiniha ary atongilano ny sofinao; adinoy ny vahoakanao sy ny tranon-drainao. BSB BSB: Listen, O daughter! Consider and incline your ear: Forget your people and your father’s house,
11 ULB Amin'ny alalan'izany dia haniry ny hatsaranao ny mpanjaka, izy no tomponao, hajao izy. BSB BSB: and the king will desire your beauty; bow to him, for he is your lord.
12 ULB Ny zanaka vavin'i Tiro dia ho any miaraka amin'ny fanomezana; ny manan-karena eo amin'ny olona dia hitalaho ny fankasitrahanao. BSB BSB: The Daughter of Tyre will come with a gift; men of wealth will seek your favor.
13 ULB Ireo zanaka vavin'ny mpanjaka ao an-dapa dia be voninahitra avokoa; ny fitafiny dia natao tamin'ny volamena. BSB BSB: All glorious is the princess in her chamber; her gown is embroidered with gold.
14 ULB Ho entina eo amin'ny mpanjaka izy amin'ny tohitena misy peta-kofehy; ireo virijiny, namay izay manaraka azy, dia ho entina o aminao. BSB BSB: In colorful garments she is led to the king; her virgin companions are brought before you.
15 ULB ho tarihina amim-pifaliana sy faharavoana izy ireo; hiditra ao an-dapan'ny mpanjaka izy ireo. BSB BSB: They are led in with joy and gladness; they enter the palace of the king.
16 ULB Ao an-dapan'ireo razanao no hisy ireo zanakao, izay hataonao andriana eran'ny tany rehetra. BSB BSB: Your sons will succeed your fathers; you will make them princes throughout the land.
17 ULB Hampahatsiaro ny anaranao amin'ny taranakao rehetra aho; noho izany ny vahoaka hanolotra fisaorana anao mandrakiza doria. BSB BSB: I will commemorate your name through all generations; therefore the nations will praise you forever and ever.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.