Psalm 46 46 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Andriamanitra no fialofanay sy herinay, famonjena mahatoky amin'ny fahoriana. BSB BSB: For the choirmaster. Of the sons of Korah. According to Alamoth. A song. God is our refuge and strength, an ever-present help in times of trouble.
2 ULB Noho izany dia tsy hatahotra izahay, na dia tokony hiova aza ny tany, na dia tokony hihovitrovitra aza ireo tendrombohitra, BSB BSB: Therefore we will not fear, though the earth is transformed and the mountains are toppled into the depths of the seas,
3 ULB na dia mirohondrohona sy misamboaravoara aza ny ranony, ary na dia mangovitra miaraka amin'ny fisafoakany aza ireo tendrombohitra. Sela BSB BSB: though their waters roar and foam and the mountains quake in the surge. Selah
4 ULB Misy ony ao, ny fikorian'izany dia mampifaly ny tanànan'Andriamanitra, dia ny fitoerana masin'ireo tabernakelin'ilay Avo Indrindra. BSB BSB: There is a river whose streams delight the city of God, the holy place where the Most High dwells.
5 ULB Andriamanitra no eo anivony; tsy ho tafahetsika izany; Andriamanitra no hanavotra azy, ary hanao izany amin'ny vao mangiran-dratsy Izy. BSB BSB: God is within her; she will not be moved. God will help her when morning dawns.
6 ULB Tezitra ireo firenena ary voahozongozona ireo fanjakana; nanandratra ny feony Izy, ka niempo ny tany. BSB BSB: Nations rage, kingdoms crumble; the earth melts when He lifts His voice.
7 ULB Momba antsika Yaveh tompon'ny maro; ny Andriamanitr'i Jakoba no fialofanay. Sela BSB BSB: The LORD of Hosts is with us; the God of Jacob is our fortress. Selah
8 ULB Avia, indro ireo asan'i Yaveh, ny fandravana izay efa nataony teny amin'ny tany. BSB BSB: Come, see the works of the LORD, who brings devastation upon the earth.
9 ULB Ampitsahariny hatrany amin'ireo vazan-tany ny ady; mamotipotika ny tsipìka Izy ary manapatapaka ny lefona; mandoro ny ampinga Izy. BSB BSB: He makes wars to cease throughout the earth; He breaks the bow and shatters the spear; He burns the shields in the fire.
10 ULB Mangina ary fantaro fa Izaho no Andriamanitra; Ho asandratra eo amin'ireo firenena Aho; ho asandratra eny amin'ny tany Aho. BSB BSB: “Be still and know that I am God; I will be exalted among the nations, I will be exalted over the earth.”
11 ULB Momba antsika Yaveh Tompon'ny maro; ny Andriamanitr'i Jakoba no fialofantsika. Sela BSB BSB: The LORD of Hosts is with us; the God of Jacob is our fortress. Selah
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 46
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 46, and keep Opened free for readers who can’t pay.