Psalm 47 47 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora. Mitehàfa tanana ry vahoaka rehetra; mihobia an'Andriamanitra amin'ny feon'ny fandresena. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of the sons of Korah. Clap your hands, all you peoples; shout unto God with a voice of triumph.
2 ULB Fa Yaveh no Avo Indrindra ka hatahorana; Izy no Mpanjaka lehibemanerana ny tany rehetra. BSB BSB: How awesome is the LORD Most High, the great King over all the earth!
3 ULB Mandresy ireo olona eo ambanitsika Izy ary ireo firenena ho eo ambany tongotsika. BSB BSB: He subdues nations beneath us, and peoples under our feet.
4 ULB Mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, ny voninahitr'i Jakoba izay tiany. Sela BSB BSB: He chooses our inheritance for us, the pride of Jacob, whom He loves. Selah
5 ULB Andriamanitra no efa niakatra tamim-pihobiana Andriamanitra, Yaveh tamin'ny feon'ny trompetra. BSB BSB: God has ascended amid shouts of joy, the LORD with the sound of the horn.
6 ULB Mihirà fiderana ho an'Andriamanitra, mihirà fiderana; mihirà ho an'ilay Mpanjakantsika, mihirà fiderana. BSB BSB: Sing praises to God, sing praises; sing praises to our King, sing praises!
7 ULB Fa Andriamanitra no Mpanjaka manerana ny tany rehetra; mihirà fiderana amin'ny fahazavan-tsaina. BSB BSB: For God is King of all the earth; sing to Him a psalm of praise.
8 ULB Manjaka manerana ireo firenena Andriamanitra; mipetraka ambonin'ny seza fiandrianany masina Andriamanitra. BSB BSB: God reigns over the nations; God is seated on His holy throne.
9 ULB Ireo andrianan'ireo olona miangona ho an'ny vahoakan'Andriamanitr'i Abrahama; fa ireo ampingan'ny tany dia an'Andriamanitra; Izy no hasandratra indrindra. BSB BSB: The nobles of the nations have assembled as the people of the God of Abraham; for the shields of the earth belong to God; He is highly exalted.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 47
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 47, and keep Opened free for readers who can’t pay.