1 ULB Lehibe Yaveh ary tokony hoderaina indrindra, ao an-tanànan'Andriamanitsika eo an-tendrombohiny masina. BSB BSB: A song. A Psalm of the sons of Korah. Great is the LORD, and greatly to be praised in the city of our God, His holy mountain.
2 ULB Avo mahafinaritra, ny fifalian'ny tany rehetra, dia ny tendrombohitr'i Ziona, eo amin'ny ilany avaratra, ny tanànan'ny Mpanjaka lehibe. BSB BSB: Beautiful in loftiness, the joy of all the earth, like the peaks of Zaphon is Mount Zion, the city of the great King.
3 ULB Andriamanitra dia efa nampahafantatra ny tenany tao amin'ireo lapany ho fialofana. BSB BSB: God is in her citadels; He has shown Himself to be a fortress.
4 ULB Fa, indro, ireo mpanjaka niangona; niara-nandalo izy ireo. BSB BSB: For behold, the kings assembled; they all advanced together.
5 ULB Nahita izany izy ireo, ka dia talanjona; raiki-tahotra, sy nandositra faingana. BSB BSB: They saw and were astounded; they fled in terror.
6 ULB Nahazo azy ireo tany ny fangovitana, dia tahaka ny hirifirin'ny vehivavy eo am-piterahana. BSB BSB: Trembling seized them there, anguish like a woman in labor.
7 ULB Amin'ny alalan'ny rivotra tatsinanana no hamakianao ireo sambon'i Tarsisy. BSB BSB: With a wind from the east You wrecked the ships of Tarshish.
8 ULB Araka izay efa renay, no hitanay tao an-tanànan'i Yaveh tompon'ny maro, tao an-tanànan'Andriamanitray; hampitoetra izany mandrakizay anie Andriamanitra. Sela BSB BSB: As we have heard, so we have seen in the city of the LORD of Hosts, in the city of our God: God will establish her forever. Selah
9 ULB Efa nihevitra ny momban'ny fanekena mahatokinao izahay, Andriamanitra o, teo afovoan'ny tempolinao. BSB BSB: Within Your temple, O God, we contemplate Your loving devotion.
10 ULB Araka ny Anaranao, Andriamanitra o, dia izany koa no fiderana Anao hatrany amin'ireo vazan-tany; feno fahamarinana ny tananao ankavanana. BSB BSB: Your name, O God, like Your praise, reaches to the ends of the earth; Your right hand is full of righteousness.
11 ULB Aoka hifaly ny tendrombohitr'i Ziona, aoka hifaly ireo zanaka vavin'i Joda noho ny didinao marina. BSB BSB: Mount Zion is glad, the daughters of Judah rejoice, on account of Your judgments.
12 ULB Mandehana mihodidina ny tendrombohitra Ziona, mihodidìna aminy; isao ny tilikambony, BSB BSB: March around Zion, encircle her, count her towers,
13 ULB hamarino tsara ny mandany, ary zahao ireo lapany mba hahafahanao mitantara izany amin'ny taranakao ho avy. BSB BSB: consider her ramparts, tour her citadels, that you may tell the next generation.
14 ULB Fa io Andriamanitra io no Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no ho tari-dalana ho antsika hatrany amin'ny fahafatesana. BSB BSB: For this God is our God forever and ever; He will be our guide even till death.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.