1 ULB Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora. Mihainoa izao, ianareo olon-drehetra; manongilàna sofina, ianareo mponin'ny tany rehetra, BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of the sons of Korah. Hear this, all you peoples; listen, all inhabitants of the world,
2 ULB na ambany na ambony, na manan-karena na mahantra miaraka. BSB BSB: both low and high, rich and poor alike.
3 ULB Ny vavako hilaza fahendrena ary ny fisaintsainan'ny foko hilaza fahazavan-tsaina. BSB BSB: My mouth will impart wisdom, and the meditation of my heart will bring understanding.
4 ULB Hanongilan-tsofina amin'ny fanoharana aho; hanomboka ny fanoharako amin'ny harpa aho. BSB BSB: I will incline my ear to a proverb; I will express my riddle with the harp:
5 ULB Nahoana aho no tokony hatahotra ireo andro ratsy, raha manodidina ahy eo amin'ny ombelahin-tongotro ny heloka? BSB BSB: Why should I fear in times of trouble, when wicked usurpers surround me?
6 ULB Nahoana aho no tokony hatahotra ireo izay mitoky amin'ny hareny sy mirehareha amin'ny haben'ny fananany? BSB BSB: They trust in their wealth and boast in their great riches.
7 ULB Azo antoka tokoa fa tsy hisy afaka hahavonjy ny rahalahiny na hanome tamby ho an'Andriamanitra ho azy, BSB BSB: No man can possibly redeem his brother or pay his ransom to God.
8 ULB fa ny avotr'aina dia lafo, ary tsy misy afaka hanefa izay tokony honerantsika. BSB BSB: For the redemption of his soul is costly, and never can payment suffice,
9 ULB Tsy misy afa-miaina mandrakizay izany ka tsy ho simba ny nofony. BSB BSB: that he should live on forever and not see decay.
10 ULB Fa hahita fahasimbana izy. Ireo olon-kendry ho faty; ny adala sy ny masiaka samy ho levona sy hamela ny hareny ho an'ny hafa. BSB BSB: For it is clear that wise men die, and the foolish and the senseless both perish and leave their wealth to others.
11 ULB Mihevitra izy ireo fa ny fianakaviany, sy ireo toeram-ponenany dia hitohy mandrakizay, ho an'ireo taranany; antsoiny araka ny anarany ihany ny tanin'izy ireo. BSB BSB: Their graves are their eternal homes—their dwellings for endless generations—even though their lands were their namesakes.
12 ULB Fa ny olona, manana harena, dia tsy hitoetra ho velona; tahaka ireo biby izay ho levona. BSB BSB: But a man, despite his wealth, cannot endure; he is like the beasts that perish.
13 ULB Ity, lalan'izy ireo ity, no adalan'izy ireo; kanefa aorian'izy ireo, dia ankasitrahan'ny olona ny fomba fiteniny. Sela BSB BSB: This is the fate of the foolish and their followers who endorse their sayings. Selah
14 ULB Tahaka ny ondry no nanendrena azy ireo ho amin'ny Fiainan-tsy hita, ary fahafatesana no ho mpiandry azy ireo. Ny olo-marina hanapaka eo amin'izy ireo nony maraina, ary ho levona any amin'ny Fiainan-tsy hita ny nofony, ka tsy hisy toerana honenan'izy ireo. BSB BSB: Like sheep they are destined for Sheol. Death will be their shepherd. The upright will rule them in the morning, and their form will decay in Sheol, far from their lofty abode.
15 ULB Fa Andriamanitra kosa hamonjy ny aiko amin'ny herin'ny Fiainan-tsy hita; handray ahy Izy. Sela BSB BSB: But God will redeem my life from Sheol, for He will surely take me to Himself. Selah
16 ULB Aza matahotra raha misy olona tonga mpanan-karena, ary mitombo ny voninahitry ny ankohonany. BSB BSB: Do not be afraid when a man grows rich, when the splendor of his house increases.
17 ULB Fa rehefa maty izy dia tsy hitondra na inona na inona; tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny. BSB BSB: For when he dies, he will carry nothing away; his abundance will not follow him down.
18 ULB Raha mbola niaina izy dia nitahy ny fanahiny— ary midera anao ny olona rehefa miaina ho an'ny tenanao ianao— BSB BSB: Though in his lifetime he blesses his soul—and men praise you when you prosper—
19 ULB handeha any amin'ny taranak'ireo razany izy ary tsy hahita ny hazavana mihitsy. BSB BSB: he will join the generation of his fathers, who will never see the light of day.
20 ULB Izay manana harena nefa tsy manana fahazavan-tsaina dia tahaka ny biby, izay ho levona. BSB BSB: A man who has riches without understanding is like the beasts that perish.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.